REformateurs Sociaux et Comportementaux Unis et Engagés

REformateurs Sociaux et Comportementaux Unis et Engagés Ensemble, unissons nos forces!

10/10/2025

✊🏻 Une réforme doit être conduite avec intelligence et stratégie. Tous naissons avec des capacités, mais ce sont les émotions exacerbées qui nous déséquilibrent et nous empêchent de trouver des solutions durables. Restons attentifs à la stratégie de l’adversaire : ne nous laissons pas distraire par ses actes violents. Marchons droit au but, stratégie et vigilance doivent aller de pair.

🇲🇬 “Ny teny sy fihetsika mahery ataon'ny reny amin'ny zanany, dia mety hiteraka rotsak’aina sy ratra ao anaty tsy hita m...
29/04/2025

🇲🇬 “Ny teny sy fihetsika mahery ataon'ny reny amin'ny zanany, dia mety hiteraka rotsak’aina sy ratra ao anaty tsy hita maso. Raha tsy tapahina ny rojo fanevatevana, dia miverina amin'ny taranaka manaraka izany. Miezaha miteny am-pitiavana, fa ny teny mamy dia afaka manova ny tantaran’ny fianakaviana iray manontolo.”

🇲🇫 “Les paroles et les colères d’une mère peuvent laisser des cicatrices invisibles dans le cœur de son enfant. Si cette chaîne de douleur n’est pas brisée, elle se transmettra de génération en génération. Choisissons l’amour, la patience et la bienveillance pour écrire une nouvelle histoire familiale.”

🇺🇲 “A mother’s words and anger can leave deep, invisible scars on a child’s heart. If this cycle of pain isn’t broken, it will echo through generations. Let’s choose love, patience, and kindness to rewrite the legacy we pass down.”

Dialogue national sur la promotion de l'inclusion des femmes (jeunes) dans les initiatives de participation politique et...
28/04/2025

Dialogue national sur la promotion de l'inclusion des femmes (jeunes) dans les initiatives de participation politique et de consolidation de la paix à Madagascar organiser par le Centre de l'Union Africaine pour la Reconstruction et le Développement Post-Conflit (CUA-PCRD) ainsi que le Bureau de Liaison de l'Union Africaine à Madagascar (AULOM)

National Dialogue on Promoting the Inclusion of Women (Youth) in Political Participation and Peacebuilding Initiatives in Madagascar organized by the African Union Center for Post-Conflict Reconstruction and Development (AUC-PCRD) and the African Union Liaison Office in Madagascar (AULOM),

Toro Savika andiany voalohany Alatsinainy 21 Aprily ao @ New Eden City Tsarasaotra Hozaraina MAIMAIMPOANA amin'izay tsar...
20/04/2025

Toro Savika andiany voalohany
Alatsinainy 21 Aprily ao @ New Eden City Tsarasaotra
Hozaraina MAIMAIMPOANA amin'izay tsara vintana ity omby ity koa tongava maro isika izay mipetraka any Ambositra sy ny manodidina 🇲🇬🐂🐂

Ia aminareo ro hahazo an'ity omby ity sepitso 😍? Tonga dia fero ny tady hitaritana azy mody.
Ao New Eden City Tsarasaotra sepitso alatsinainy 21 Aprily ny fotoanantsika.

Torosavika andiany voalohany ✨
Fero aby ny tovolahy sy ny omby fa hifagnaja sy hifagnome voninahitra atsika eee 💪🏻🇲🇬🐂

Anisan'ny mampiavaka ny Firenena iray ny kolontsaina ao aminy 🌐Andao isika hanandratra an'izany hoentina hampandrosoana ...
10/04/2025

Anisan'ny mampiavaka ny Firenena iray ny kolontsaina ao aminy 🌐
Andao isika hanandratra an'izany hoentina hampandrosoana ny fiarahamonina 🇲🇬

Ny savika dia anisan'ireo antsoina hoe "facteur de mobilité social" lehibe indrindra eto Madagasikara, koa rariny raha toa ka hasandratra 🐂
Mandray anjara amin'ity Toro Savika andiany voalohany ity ny RESCUE mba hitondra ny anjara birikiny amin'ny fanabeazana ny fiarahamonina any amin'ny tontolo ambanivohitra.
Aza miala lavitra ny pejy fa hiresaka kolontsaina malagasy isika ato ho ato 🇲🇬

Soyons jeune et responsable pour bâtir un meilleur avenir! ✊🏻 Madagascar acceuillera YouthConnekt Africa pour cette anné...
04/04/2025

Soyons jeune et responsable pour bâtir un meilleur avenir! ✊🏻
Madagascar acceuillera YouthConnekt Africa pour cette année, qui se déroulera le 26 jusqu'au 30 Novembre 2025.
Les jeunes actifs de l' association RESCUE figureront parmi les participants 🌐🇲🇬
Plus de 25.000 jeunes venant de plusieurs pays du continent africain viendront à Antananarivo pour apporter leur lumière 🌟

ENSEMBLE, UNISSONS NOS FORCES!

‎📌Taombaovao Malagasy Fidiovana 2025: nanomboka tamin'ny fizarana afo tsy maty ny fankalazana.‎‎ ➡️Ny Fitondram-panjakan...
30/03/2025

‎📌Taombaovao Malagasy Fidiovana 2025: nanomboka tamin'ny fizarana afo tsy maty ny fankalazana.

‎ ➡️Ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina dia manandratra hatrany ny Soatoavina Malagasy ary mametraka izany ho lalantsaina hizorana mankany amin'ny Fampandrosoana ny Firenena. Antony hanohanany ny hetsika tahaka ny fankalazana ny Taom-baovao malagasy izao.

‎➡️Ho an'ity taona 25 ity nosantarina tamin'ny fizarana afo tsy maty izay natao teny amin'ny lapan'ny Kianja Masoandro, ao amin'ny Rovan'i Madagasikara, ny amin'ny 29 Marsa ny fankalazana. Tonga nanotrona sy Nanome voninahitra izany lanonana fankalazana, fizarana afo tsy maty izany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, MARA Volamiranty Donna.

‎➡️"Kolontsain'ny fitoniana, antony ny fahavelomana", io no lohahevitra hiompanan'ny fankalazana ny Taom-baovao malagasy ity izay midika fitoniana ho an'ny lafivalon'ny Nosy, fanehoana ny firaisankinan'ny Malagasy. Ny fizarana afo tsy maty dia Soatoavina iray manandratra ny maha Malagasy.
‎"Ny Afo dia midika hafanana, fanazavana, fanantenana ka amin'ny fiainana andavan'andro, dia hamirapiratra hitondra hazavana, ho antsika, hampandrosoana an'i Madagasikara." hoy Ramatoa Minisitra nandritra ny lahateniny. "Ny afo tsy maty dia hoentintsika mihazakazaka, miady, mandresy , hoentintsika hanilo ny lalantsika amin'ny Fampandrosoana an'i Madagasikara izay mifototra amin'ny vinan'ny Filoham-pirenena" hoy hatrany izy.


Loharanom-baovao: Ministeran'ny serasera sy ny kolontsaina
Sary: Moov.mg

TOLONA HO AMIN'NY FAHAFAHANA ✊🏻29 Martsa 1947 Ny 29 Martsa 1947 dia andro manan-danja amin’ny tantaran’i Madagasikara. T...
30/03/2025

TOLONA HO AMIN'NY FAHAFAHANA ✊🏻
29 Martsa 1947

Ny 29 Martsa 1947 dia andro manan-danja amin’ny tantaran’i Madagasikara. Tamin’io no nipoahan’ny fikomiana nataon’ny Malagasy hanoherana ny fanjanahantany frantsay, nitaky fahafahana sy fahaleovantena. Nisy fandraisana anjara avy amin’ny tantsaha, ny tanora, sy ny mponina tsotra, saingy novalian’ny tafika frantsay tamin’ny herisetra mahery vaika izany, ka olona an’aliny no namoy ny ainy. Ankehitriny, manamarika izany tantara izany ny tsangambato apetraka manerana an’i Madagasikara, ahatsiarovana ireo maty sy mijoro ho vavolombelon’ny tolona.

Anisan'izany ity tsangambato any amin'ny Fokontany Vohimena ity, Kaominina Ambanivohitr' i Sahamadio Fisakana, distrikan'i Fandriana, faritra Amoron'i Mania.

🕊️ FIRAISAN-KINA HO AN'NY FAHAFAHANA
🕊️ FIRAISAN-KINA HO AN'NY FAMPANDROSOANA

🛑 MBOLA TSY TAPITRA NY TOLONA ✊🏻...

🌿Journée internationale du Travail Social      18 Mars 2025Le métier du travail social est à différencier de l’action de...
18/03/2025

🌿Journée internationale du Travail Social
18 Mars 2025

Le métier du travail social est à différencier de l’action de bienfaisance, qui consiste à faire du bien à autrui dans un intérêt social, par contre, le travail social consiste à accompagner la personne vers son autonomisation, pas seulement à travers des aides matériels et physiques tels les dons mais surtout à travers des conseils ou des accompagnements psychiques et psychologiques.

Ensemble unissons nos forces pour un avenir meilleur! ✊🏻

18/02/2025

UNICEF Madagascar
Ministère de la Jeunesse et des Sports
Ministère de la Population et des Solidarités de Madagascar
BNGRC

🛑18 Febroary 2025🛑NITOHY ANIO NY VOIN-KAVA MAHATRATRA HO AN'IREO TRABOINA VOKATRY NY FIAKARAN'NY RANONijery manokana an'...
18/02/2025

🛑18 Febroary 2025🛑

NITOHY ANIO NY VOIN-KAVA MAHATRATRA HO AN'IREO TRABOINA VOKATRY NY FIAKARAN'NY RANO

Nijery manokana an'ireo ankizy traboina ny Fikambanana REformateurs Sociaux et Comportementaux Unis et Engagés sy ny ekipan'ny Ministère de la Jeunesse et des Sports anio talata 18 Febroary 2025 tao amin'ny CEG FALIARIVO AMPITATAFIKA.

➡️ Nanao fanentanana mikasika ny:
🚨fahadiovana
🚨fifanajana
🚨fahalalam-pomba

Ny fanabeazana no fitaovana tsara indrindra hirosoantsika amin'ny fandrosoana, anisan'izany ny fisorohana an'ireo aretina mety hateraky ny loto manoloana ny voina toy ny tondra-drano. Resy lahatra ny amin'izany ireo ankizy ireto ary nandray anjara avokoa ny ankamaroany 🌟

UNICEF Madagascar
Ministère de la Population et des Solidarités de Madagascar
BNGRC

🛑 TRABOINA ENY AMPITATAFIKA SY ANOSIZATO ANDREFANA 🛑Nidina ifotony nanomboka omaly alatsinainy 17 Febroary 2025 ny REfor...
18/02/2025

🛑 TRABOINA ENY AMPITATAFIKA SY ANOSIZATO ANDREFANA 🛑

Nidina ifotony nanomboka omaly alatsinainy 17 Febroary 2025 ny REformateurs Sociaux et Comportementaux Unis et Engagés izay mpikambana ao amin'ny Rezimantan'ny Fikambanana Tanora mpilatsaka an-tsitrapo ✊🏼

➡️ Miparitaka any amin'ny Toby fandraisana ny tra-boina ny tanora izay tarihin'ny Ministère de la Jeunesse et des Sports manao fanentanana, mijery ny tra-boina, mamantatra ny filàna ifotony.

🙏🏼 Isaorana ny UNICEF Madagascar sy ny BNGRC tamin'ny fametrahana fitokisana sy fanomezana fiofanana.

Address

Antanambao Ouest
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when REformateurs Sociaux et Comportementaux Unis et Engagés posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share