10/11/2025
⚜️⚜️Fifaliana ho an'ny Fivondronana Tsinjo 124e Ambohitrarahaba no manasa an'ise hiara hiombom-bavaka sy hanatrika ny FANEKENA MPIANDRAIKITRA ny Alahady 16 Novambra 2025 ho avy izao!!!
⏰Manomboka @ 9h30 Maraina
⛪️FJKM AMBOHITRARAHABA
Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra