Miomàna Ianao fa hiaona amin'Andriamanitra

Miomàna Ianao fa hiaona amin'Andriamanitra Fampianarana soratra masina, Fitoriana filazan-tsara, Fizarana tenin' Andriamanitra, Famonjena fanahy.

28/05/2026

Mampiomana anao ny Tompo 🙏

07/05/2026

Ny tena filazan-tsara marina 🙏

12/03/2026

Ny tena kristiana 🙏

24/02/2026

Raha Mbola misy ny Fotoana 🙏

06/02/2026
28/01/2026

Aoka ny Fanahy Masin' Andriamanitra hitoetra ao aminao afahanao mangataka 🙏

17/01/2026

Meteza ho mpianatry ny Tompo 🙏

Matio 6:7-8 [7] Rehefa mivavaka ianareo, aza mba maro teny tahaka ny mpanompo sampy. Heverin’izy ireny fa rehefa maro te...
14/01/2026

Matio 6:7-8
[7] Rehefa mivavaka ianareo, aza mba maro teny tahaka ny mpanompo sampy. Heverin’izy ireny fa rehefa maro teny izy, vao henon’Andriamanitra. [8] Koa aza mba manahaka azy ianareo, satria fantatry ny Rainareo rahateo ny zavatra ilainareo, alohan’ny hangatahanareo izany aminy.

Matthieu 6:7-8
[7] « Quand vous priez, ne parlez pas sans arrêt, comme ceux qui ne connaissent pas Dieu. Ils croient que Dieu va les écouter parce qu’ils parlent beaucoup. [8] Ne faites pas comme eux. En effet, votre Père sait ce qu’il vous faut, avant que vous le demandiez. »

Ny tena vavaka dia fifandraisana amin' Andriamanitra foana fa tsy misy fotoana, ary amin' ny alalan'ny Fanahy Masina mba araka ny sitrapon' Andriamanitra ny fangatahanao

Efesianina 6:18
Mivavaha hatrany ary mangataha ny fanampian’Andriamanitra amin’izany; eny, mivavaha mandrakariva araka izay anentanan’ny Fanahy Masina anareo. Miambena sy mazotoa hatrany mba hahatongavana amin’io tanjona io, ary dia mivavaha ho an’ny vahoakan’Andriamanitra rehetra.

Éphésiens 6:18
[18] Priez sans cesse. Faites toutes vos prières et vos demandes par l’Esprit Saint ! Soyez bien attentifs et priez toujours fidèlement pour tous les chrétiens.

Efa fantatr' Andriamanitra ny zavatra tokony ho anao fa tsy ny zavatra fototra efa tokony ho anao no hangatahana.
On ne supplie pas pour ce que le Père pour des choses essentielles.

Fa ianao kosa, rehefa mivavaka, midira ao amin’ny efitranonao, hidio ny varavarana, dia mivavaha amin’ny Rainao Izay ao amin’ny miafina; ary ny Rainao Izay mahita ao amin’ny miafina no hamaly soa anao

15/12/2025

Afaka mandova ny lanitra ve ra Mino fotsiny ihany fa tsy Mpianatry ny Tompo 🙏

14/11/2025

Nantsoina ho mpiambina isika rehetra izay mino an’ Andriamanitra 🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miomàna Ianao fa hiaona amin'Andriamanitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share