Bé Fitia Association

Bé Fitia Association Mianara hanao ny tsara, Andao hizara Fitia �

🥰
09/09/2025

🥰

22/01/2025

🥰🥺

Mirary taona vaovao feno fitahiana sy fahombiazana ho an-tsika rehetra 🥂❤️
01/01/2025

Mirary taona vaovao feno fitahiana sy fahombiazana ho an-tsika rehetra 🥂❤️

Ny Bé Fitia Association  dia mirary fety sambatra ho an-tsika rehetra 🎄❤️
25/12/2024

Ny Bé Fitia Association dia mirary fety sambatra ho an-tsika rehetra 🎄❤️

❤️ Bé Fitia Association  ❤️ pour 400 familles 🥰Misaotra an'i Jesosy fa tsy nisy tanteraka ireny raha tsy Izy 🙏Misaotra a...
21/12/2024

❤️ Bé Fitia Association ❤️ pour 400 familles 🥰
Misaotra an'i Jesosy fa tsy nisy tanteraka ireny raha tsy Izy 🙏
Misaotra anareo rehetra izay nanohana, nanampy, niaraka nananteraka taminay an'izao asa masina izao ❤️ faly bé izahay satria tsy irery fa eo ianareo 🥹🥰
Misaotra ireo rehetra tonga naka ny anjarany avy ❤️
Misaotra an-tsika rehetra nahatoky anay 🎁
Misaotra t@ fanomezana rehetra nomenareo ❣️
Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray 💚

Bisous mamy bé daholo ianareo ❤️
Tianay bé ianareo 🌸
Manaova fety sambatra daholo 🎄🌹

❤️
💚

Fanomanana Noely 🎄 mizara Fitia ❤️ Andao hizara Fitia ❤️ Mianara hanao ny tsara 💚
17/12/2024

Fanomanana Noely 🎄 mizara Fitia ❤️
Andao hizara Fitia ❤️
Mianara hanao ny tsara 💚

Am-pitiavana☺
03/12/2024

Am-pitiavana☺

Izay miara-dia amin’ny hendry dia ho hendry;
Fa izay misakaiza amin’ny adala dia hidiran-doza.

Ohabolana 13:20

🙏
26/11/2024

🙏

Misaotra anareo rehetra nampita ny hafatra teny ifotony fa tonga maro vé ireo olona mila fanampiana 💗❤️Maro bé tena maro...
25/11/2024

Misaotra anareo rehetra nampita ny hafatra teny ifotony fa tonga maro vé ireo olona mila fanampiana 💗❤️
Maro bé tena maro bé ianareo dia hijery izahay ny fomba hanampiana anareo rehetra ireny ❤️

NB: TAPITRA ANDROANY NY FISORATANA ANARANA FA MITENY ETO IHANY IZAHAY @ FANDRAISANA ANARANA MANARAKA ❤️

MANKASITRAKA 🙏❤️

❤️
💚

💚❤️ Androany ilay fotoana hifamezan-tsika amin'ny Bé Fitia Association   eto @ Lot B166 AMBOAROY ALASORA an 💚❤️@ 8 Ora m...
25/11/2024

💚❤️ Androany ilay fotoana hifamezan-tsika amin'ny Bé Fitia Association eto @ Lot B166 AMBOAROY ALASORA an 💚❤️
@ 8 Ora maraina ka hatramin'ny 02 Ora tolak'andro ny fandrasaina ireo anarana 🌸
Mitondrà CIN sy karam-pokon-tany 📋

Andao hizara Fitia ❤️
Mianara hanao ny tsara 💚

Miandry anareo izahay ❤️💚  💚  ❤️
23/11/2024

Miandry anareo izahay ❤️💚

💚
❤️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bé Fitia Association posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share