Commune Ambohimanga Rova

Commune Ambohimanga Rova Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Commune Ambohimanga Rova, Community Center, Ambohimanga Rova, Antananarivo.

20/10/2026
๐ŸŒฑ๐™๐˜ผ๐™‰๐™Š๐™ƒ๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™‰๐™” ๐™๐˜ผ๐™‰๐™๐™Ž๐˜ผ๐™ƒ๐˜ผ ๐˜ผ๐™ˆ๐™„๐™‰'๐™‰๐™” ๐™‘๐˜ผ๐™‰๐™„๐™ˆ-๐™‹๐™Š๐™๐™Š๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™๐˜ผ๐™ˆ๐˜ฝ๐™Š๐™‡๐™€๐™‰๐˜ผ๐ŸŒพ๐–ง๐—ˆ ๐–ฟ๐–บ๐—‡๐—ˆ๐—๐–บ๐—‡๐–บ๐—‡๐–บ ๐—‡๐—’ ๐—๐–บ๐—‡๐—๐—Œ๐–บ๐—๐–บ ๐—Œ๐—’ ๐—๐—ˆ ๐–ฟ๐–บ๐—†๐—‰๐—‚๐—‹๐—ˆ๐–ป๐—ˆ๐—‹๐—ˆ๐–ป๐—ˆ๐–บ๐—‡๐–บ ๐—‡๐—’ ๐—Œ๐–พ๐—๐–บ๐—๐—‹๐—’ ๐—‡๐—’ ๐–ฟ...
09/10/2026

๐ŸŒฑ๐™๐˜ผ๐™‰๐™Š๐™ƒ๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™‰๐™” ๐™๐˜ผ๐™‰๐™๐™Ž๐˜ผ๐™ƒ๐˜ผ ๐˜ผ๐™ˆ๐™„๐™‰'๐™‰๐™” ๐™‘๐˜ผ๐™‰๐™„๐™ˆ-๐™‹๐™Š๐™๐™Š๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™๐˜ผ๐™ˆ๐˜ฝ๐™Š๐™‡๐™€๐™‰๐˜ผ

๐ŸŒพ๐–ง๐—ˆ ๐–ฟ๐–บ๐—‡๐—ˆ๐—๐–บ๐—‡๐–บ๐—‡๐–บ ๐—‡๐—’ ๐—๐–บ๐—‡๐—๐—Œ๐–บ๐—๐–บ ๐—Œ๐—’ ๐—๐—ˆ ๐–ฟ๐–บ๐—†๐—‰๐—‚๐—‹๐—ˆ๐–ป๐—ˆ๐—‹๐—ˆ๐–ป๐—ˆ๐–บ๐—‡๐–บ ๐—‡๐—’ ๐—Œ๐–พ๐—๐–บ๐—๐—‹๐—’ ๐—‡๐—’ ๐–ฟ๐–บ๐—†๐–ป๐—ˆ๐—…๐–พ๐—‡๐–บ, ๐–ฝ๐—‚๐–บ ๐—‡๐–บ๐—‡๐—ˆ๐—…๐—ˆ๐—๐—‹๐–บ ๐—“๐–พ๐—“๐—‚๐—„๐–บ ๐—Œ๐—’ ๐—†๐–บ๐—Œ๐—ˆ๐—†๐–ป๐—ˆ๐—…๐—’ ๐—๐—ˆ ๐–ฟ๐–บ๐—‡๐–บ๐—†๐—‰๐—‚๐–บ๐—‡๐–บ ๐–บ๐—“๐—’ ๐—‚๐—‹๐–พ๐—ˆ ๐—‡๐—’ ๐—๐–พ๐—๐—ˆ ๐–บ๐—‡๐—‚๐—๐—ˆ๐—‡'๐—‡๐—’ ๐–ช๐–บ๐—ˆ๐—†๐—‚๐—‡๐—‚๐—‡๐–บ ๐– ๐—†๐–ป๐—ˆ๐—๐—‚๐—†๐–บ๐—‡๐—€๐–บ ๐–ฑ๐—ˆ๐—๐–บ ๐–บ๐—†๐—‚๐—‡'๐—‚๐—“๐–บ๐—ˆ ๐—๐–บ๐—‡๐—‚๐—†-๐—‰๐—ˆ๐—๐—ˆ๐–บ๐—‡๐–บ ๐–ฟ๐–บ๐—†๐–ป๐—ˆ๐—…๐–พ๐—‡๐–บ ๐—‚๐—“๐–บ๐—ˆ,izay fiaraha miasa miaraka amin'ny ministรจre n'y fambolena sy n'y mpiara miombonantoka amin'ny commune.

โ–ถ๏ธ๐–จ๐—“๐–บ๐—ˆ ๐—๐–พ๐—๐—Œ๐—‚๐—„๐–บ ๐—‚๐—“๐–บ๐—ˆ ๐–ฝ๐—‚๐–บ ๐—‡๐–บ๐—๐–บ๐—ˆ ๐—๐—ˆ ๐–ฟ๐–บ๐—‡๐—ˆ๐—๐–บ๐—‡๐–บ๐—‡๐–บ ๐—‡๐—’ ๐—๐–บ๐—‡๐—๐—Œ๐–บ๐—๐–บ ๐–บ๐—†๐—‚๐—‡'๐—‡๐—’ ๐–บ๐—Œ๐–บ ๐–ฟ๐–บ๐—†๐–ป๐—ˆ๐—…๐–พ๐—‡๐–บ ๐–บ๐—๐–บ๐—ˆ๐—‡๐—’.

๐Ÿ“š๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—•๐—˜๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—›๐—”๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ฌโ–ถ๏ธHo famporisihina hatrany ny ankizy amin'ny fianarana, dia notoloran'Atoa Bรจn'ny tanร na ๐‘น๐‘จ๐‘ฑ๐‘จ๐‘ถ๐‘ต๐‘จ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฝ๐‘ถ...
05/09/2026

๐Ÿ“š๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—•๐—˜๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—›๐—”๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ฌ

โ–ถ๏ธHo famporisihina hatrany ny ankizy amin'ny fianarana, dia notoloran'Atoa Bรจn'ny tanร na ๐‘น๐‘จ๐‘ฑ๐‘จ๐‘ถ๐‘ต๐‘จ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฝ๐‘ถ ๐‘บ๐’†๐’…๐’†๐’“๐’‚ ๐‘ฎรผ๐’๐’•๐’‰๐’†๐’“ fitaovana feno ireo ankizy zanaky ny mpiasan'ny kaominina rehetra ny zoma 04/09/26.

โœ…Ny Ben'ny tanร na izay mametraka ambony hatrany ny lanjan'ny fanabeazana ka arakin'ny efa nampanantenainy dia notolorana fitaovam-pianarana ihany koa ireo ankizy mendrika indrindra tamin'ny fanadinana CEPE sy BEPC, ary ho fanampin'ny fankasitrahana azy ireo dia niantohan'ny Ben'ny tanร na manontolo ihany koa ny saram- pidiran'izy ireo.

๐— ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ข๐— -๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—˜๐—ก๐—ข ๐—™๐—”๐—›๐—ข๐— ๐—•๐—œ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—ž๐—œ๐—ญ๐—ฌ ๐—ฅ๐—˜๐—›๐—˜๐—ง๐—ฅ๐—”.

โœ๏ธ๐…๐€๐๐€๐๐„๐€๐™๐€๐๐€ ๐Ÿ“šArakin'ny efa nampanantenain'ny Bรจn'ny tanร na dia notolorana fanampiana ara-pitaovana toy ny: ๐™๐™–๐™ข๐™š ๐™ฅ๐™–๐™ฅ๐™ž๐™š๐™ง...
01/09/2026

โœ๏ธ๐…๐€๐๐€๐๐„๐€๐™๐€๐๐€

๐Ÿ“šArakin'ny efa nampanantenain'ny Bรจn'ny tanร na dia notolorana fanampiana ara-pitaovana toy ny: ๐™๐™–๐™ข๐™š ๐™ฅ๐™–๐™ฅ๐™ž๐™š๐™ง, ๐™ˆ๐™–๐™ง๐™ฆ๐™ช๐™š๐™ช๐™ง, ๐™จ๐™ฉ๐™ฎ๐™ก๐™ค๐™จ, ๐™‹๐™–๐™ฅ๐™ž๐™š๐™ง ๐˜พ๐™๐™š๐™ข๐™ž๐™จ๐™š, ๐™๐™š๐™œ๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ง๐™š ๐™จ๐™ฃ๐™จ... Androany 01/09/2026 ireo talรฉ an-tsekoly, hiatrehan'izy ireo ny taom-pianarana vaovao.

โ–ถ๏ธNisy ny dinika izay nifanaovana ary nihainoan'Atoa Bรจn'ny tanร na ny hetahetan'ireto mpanabe toy ny hanatanterahana ny ๐™˜๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ž๐™ฃ๐™š ๐™จ๐™˜๐™ค๐™ก๐™–๐™ž๐™ง๐™š, fanavaozana sy fanampiana ny ๐™™๐™–๐™—๐™ž๐™ก๐™ž๐™ค ary ny hisitrahana ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ค fampiasa eny an-tsekoly.

โ–ถ๏ธTsy adino arakin'ny efa nampanantenaina hatrany ireo ankizy afa-panadinana ka amin'ny zoma 04/09/26 ho avy izao ny hanoloran'Atoa Bรจn'ny tanร na fanomezana fitaovam-pianarana ho azy ireo, tsy ho diso anjara amin'izany ihany koa ireo ankizy zanakin'ny mpiasan'ny kaominina.

โœ…Ho fanampiana sy ho fitsinjonavana ireo ray aman-dreny dia mbola mitohy hatrany ny fisoratana anarana sy fanaterana ny lisitra amin'ny hetsika ๐™›๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™ค๐™ง๐™– ๐™–๐™ง๐™ฎ ๐™–๐™ฏ๐™ค ๐™–๐™ก๐™ค๐™๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ ๐™š๐™ก๐™ž๐™ ๐™š๐™ก๐™ฎ izay karakarain'ny Bรจn'ny tanร na mivady.

โ€œ๐˜”๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ด๐˜ฆ๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ญ๐˜บ, ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฃ๐˜ฆ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ต๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข, ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฉ๐˜ฐ ๐˜ข๐˜ท๐˜บ.โ€

๐Ÿ“šFITAOVAM-PIANARANA MORAMankasitraka atsika ray aman-dreny rehetra nandray anjara tamin'ny hetsika fitaovam-pianarana mo...
28/08/2026

๐Ÿ“šFITAOVAM-PIANARANA MORA

Mankasitraka atsika ray aman-dreny rehetra nandray anjara tamin'ny hetsika fitaovam-pianarana mora.

โœ๏ธMbola mitohy hatrany ny fisoratana anarana ho amin'izany, ary afaka manjifa mivantana amin'ny alakamisy ho avy izao.

โ€ขMirary taom-pianarana feno fahombiazana ho an'ny ankizy rehetra.

๏ผณ๏ผฏ๏ผณ๏ผฉ๏ผก๏ผฌ๏ผน โœ๏ธ๐Ÿ“—๐™ƒ๐™ค ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™Ÿ๐™ค๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ฃ-๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ ๐™– ๐™ง๐™–๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™–๐™ฃ-๐™™๐™ง๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™™๐™ž๐™ง๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ค ๐™™๐™ž๐™–, ๐™ข...
26/08/2026

๏ผณ๏ผฏ๏ผณ๏ผฉ๏ผก๏ผฌ๏ผน

โœ๏ธ๐Ÿ“—๐™ƒ๐™ค ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™จ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™Ÿ๐™ค๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ฃ-๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ ๐™– ๐™ง๐™–๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™–๐™ฃ-๐™™๐™ง๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™™๐™ž๐™ง๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ค ๐™™๐™ž๐™–, ๐™ข๐™—๐™ค๐™ก๐™– ๐™ข๐™ž๐™ฉ๐™ค๐™๐™ฎ ๐™ง๐™–๐™๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™ค ๐™–๐™ก๐™–๐™ ๐™–๐™ข๐™ž๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™›๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™ค๐™ง๐™– ๐™–๐™ฏ๐™ค ๐™–๐™ก๐™ค๐™๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ ๐™š๐™ก๐™ž๐™ ๐™š๐™ก๐™ฎ ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฎ ๐™ ๐™–๐™ง๐™–๐™ ๐™–๐™ง๐™–๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐˜ฝรจ๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™ž๐™ซ๐™–๐™™๐™ฎ.

โญ•๐—™๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—”๐— ๐—ฃ๐—”๐—›๐—”๐—Ÿ๐—˜๐— ๐—”๐—ก๐—”โœ…๐๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฏ๐จ๐ซ๐ข๐š๐ง๐š ๐ง๐จ๐ญ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ก๐ข๐ง๐š ๐ญ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐›๐ข๐ซ๐š๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐ค๐š๐จ๐ฆ๐ข๐ง๐ข๐ง๐š ๐š๐ง๐ข๐จ ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐€๐จ๐ ๐จ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”, ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ง๐๐ข๐ง๐ข๐ก...
25/08/2026

โญ•๐—™๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—”๐— ๐—ฃ๐—”๐—›๐—”๐—Ÿ๐—˜๐— ๐—”๐—ก๐—”

โœ…๐๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฏ๐จ๐ซ๐ข๐š๐ง๐š ๐ง๐จ๐ญ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ก๐ข๐ง๐š ๐ญ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐›๐ข๐ซ๐š๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐ค๐š๐จ๐ฆ๐ข๐ง๐ข๐ง๐š ๐š๐ง๐ข๐จ ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐€๐จ๐ ๐จ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”, ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ง๐๐ข๐ง๐ข๐ก๐ข๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐š๐Ÿ๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐š๐Ÿ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ก๐š๐ฅ๐ž๐ฆ๐š๐ง๐š ๐š๐ญ๐จ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ค๐š๐จ๐ฆ๐ข๐ง๐ข๐ง๐š.

โžก๏ธNiara-nikaon-doha tamin'izany fivoriana izany ny:
- Lehiben'ny Distrika Atananarivo-Avaradrano
- Bรจn'ny tanร na Ambohimanga Rova
- Lehiben'ny boriboritany Ambohimanga Rova
- Lehiben'ny tobim-paritrin'ny Zandarmaria Ambohimanga Rova sy ireo mpiara-miasa aminy
- Lefitry ny Bรจn'ny tanร na Ambohimanga Rova
- Sefo fokontany 22 sy ny lefiny
- Quartiers Mobiles
- Andrimasom-pokonolona

โžก๏ธTapaka nandritra izany fa hiamafy ny fanaraha-maso ireo olona miditra sy mivoaka eny anivon'ny fokontany na andro na alina, hifandray tsy tapaka ny mpisehatra rehetra amin'ny fandriampahalemana ary ho hamafisina arak'izany ihany koa ny andrimasom-pokonolona, toy izany koa ny tokony tsy hisian'ny toeram-pisotroana (๐—•๐—ฎ๐—ฟ, ๐—˜๐—ฝ๐—ถ-๐—•๐—ฎ๐—ฟ, ๐—ž๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ๐—ธรฉ...) mivoha intsony aorian'ny amin'ny ๐Ÿต ๐—ข๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ฎ.

โœ…Marihina fa hisy ny fampitaovana avy amin'ny Bรจn'ny tanana ho an'ireo quartiers mobile sy ny andrimasom-pokonolona.

๐ŸคKoa entanina arak'izany isika olom-pirenena mba tsy hisalasala hanantona na hiantso ireo tompon'andraikitra voalaza ireo vantany vao mahita trangana tsy fandriampahalemana.

"๐€๐ฌ๐š ๐ฏ๐š๐๐ข-๐๐ซ๐š๐ง๐จ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฅ๐ž๐ฆ๐š๐ง๐š ๐ค๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฏ๐ข๐ญ๐š ๐ซ๐š๐ก๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐ค๐จ๐ง๐š๐ง๐š".

๐Ÿ•Š๏ธEtoana, ny vahoakan'Ambohimanga Rova manontolo izay tarihin'ny Bรจn'ny tanร na dia maneho fiaraha-miory amin'ny fianakaviana izay nidonam-pahoriana tamin'ny tranga nampalahelo hita tety amin'ny kaominina.๐Ÿ–ค

๐ŸŒพ๐–ณ๐–ฎ๐–ญ๐–ณ๐–ฎ๐–ซ๐–ฎ๐–ญ'๐–ญ๐–ธ ๐–ฅ๐– ๐–ฌ๐–ก๐–ฎ๐–ซ๐–ค๐–ฌ-๐–ก๐– ๐–ฑ๐–ธMitohy hatrany ny fiaraha-miasan'ny kaominina Ambohimanga Rova amin'ny Ministรจra mpiahy.โ€ขNy 19...
22/08/2026

๐ŸŒพ๐–ณ๐–ฎ๐–ญ๐–ณ๐–ฎ๐–ซ๐–ฎ๐–ญ'๐–ญ๐–ธ ๐–ฅ๐– ๐–ฌ๐–ก๐–ฎ๐–ซ๐–ค๐–ฌ-๐–ก๐– ๐–ฑ๐–ธ

Mitohy hatrany ny fiaraha-miasan'ny kaominina Ambohimanga Rova amin'ny Ministรจra mpiahy.

โ€ขNy 19-20 Aogositra 2026 lasa teo dia natolotra ireo tantsaha ny masomboly sy zezika ho ampiasain'izy ireo ho fanohizana ny tetik'asa ๐—ฃ๐—”๐—–๐—ž ๐—ฅ๐—œ๐—ญ sy ho fampiaran'izy ireo ny fiofanana noratovony tamin'ny taon-dasa, avy amin'ny ministรจran'ny fambolena.

โ€ขIsaorana manokana ny fitondram-panjakana sy ireo mpiara-miasa rehetra toy ny ๐—๐—œ๐—–๐—” ary ny banky iraisam-pirenena amin'ny fanohanana izaho hetsika izao.

Address

Ambohimanga Rova
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Commune Ambohimanga Rova posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share