29/10/2025
Mbola tsy niainga akory ny fifidianana Dia efa fantatra ny valiny!
Fa TIM sy HVM sy IRMAR zany no tsy maintsy omena place?
tany am Fernand Cello ity fa ampiako Kely
Ho tanterahina anio ny fifidianana ny Birao Maharitra eo anivon’ny antenimierampirenena..
Mametraka ny ahiahiny sahady ireo Solombavambahoaka sasany Izay Isany vy nahitana nampahomby ny tolona satria misy Depute IRMAR izay mitady hahazo laka ka manimba ny firaisankinan izy ireo.
Tahak izao ny Zavatra tiana ho force na ho fidian ireo Solombavambahoaka androany.
✅VP TANA : Fetra (firaisankina)
✅VP Toamasina : Fidèle (firaisankina)
✅VP Mahajanga : Afakandro (firaisankina)
✅VP Fianarantsoa : Fanomezantsoa (indépendant)
✅VP Toliara : Marco Tsaradia (indépendant)
✅VP Diégo : Issa Ibrahim Bora Reglage (indépendant)
Q1 Rina (firaisankina)
Q2 Johnny (irmar)
Q3 Haja Mananjary (firaisankina)
RG Hubert Salo (indépendant)
RGA Voahanginiaina (firaisankina)
VP7 irmar
Misy Amin ireo olona ireo mety aminay hoy ireo Solombavambahoaka nampahafantarina ity propositon ity ,saingy misy kosa tokony hiaraha midinika satria simbain io IRMAR io ilay Firaisankinanay niady sy nanao izay hampahomby ny tolona.
Efa io ihany no Nampisy olana tamin’ny Fitondrana RAJOELINA dia izao fa averina indray Nefa Tanjona ny hoe hanova rafitra…
Avelao ho fidiana Malalaka fa tsy atao an tery tahak izao hoy izy ireo..