04/07/2026
« Ary noho ny fitahian’Andriamanitra ahy dia maharitra mandraka androany aho « —Asa 26.22
Nosokafasana tamin'ny fotoam pivavahana sy lanonana tsotra no nanamarihana ny faha-24 taonan’ny antoko Tiako I Madagasikara, izay niarahan’ireo mpitarika sy birao politika ary ny olom-boafidy tamin’ny fianakaviana RAVALOMANANA.
Nitodihana ny lasa ary banjinina ny ho avy , tsy miova ny tanjona dia ny hanangana Firenena vanona , hanohy ny lalana.