Réseau Tafamahasoatoi Atsimo-Andrefana

Réseau Tafamahasoatoi Atsimo-Andrefana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Réseau Tafamahasoatoi Atsimo-Andrefana, Nonprofit Organization, Antananarivo.

16/02/2025
Nanatanteraka valan-dresaka tao amin’ny onja-peo RVS Toliara androany ireo équipe mpanatateraka ny tetik’asa   aty amin’...
08/02/2025

Nanatanteraka valan-dresaka tao amin’ny onja-peo RVS Toliara androany ireo équipe mpanatateraka ny tetik’asa aty amin’ny Faritra Atsimo Andrefana, ny avy ao amin’ny Tambazotra ny Tanora TAFAMAHASOATOI izay Fikambanana eo anivon’ny Faritra manatanteraka ny tetik’asa.
Lohahevitra nisongadina dia ny :
🎯 Fanazavana ny tetik’asa sy ny tanjony ary ireo vokatra andrasana.
🎯 Fanazavana ny tanjon’ny CCAP ary ny dingana arahina amin’ny fanaovana CCAP na fanarahamaso atao olom-pirenena amin’ny ireo rafim-pitsarana ara-mpajakana na ara-drazana KMD, mba hisitrahany olom-pirenena ny zoany ary mba hisian’ny tamaberin’andrakitra.
🎯 Ary ny fanatanterahana ny visite de courtoisie sy ny réunion de cadrage izay dingana atao anaty ny tetik’asa mba hatratrarana ny tombana.
🎯 Fanazavana ny fanatanterahana ny tombana (évaluation) ataon' ireo tanora eny anivon’ny Kaominy izay mpisitraka na eo anivon’ny KMD (Usage KMD) ary atao amin’ny alalan’ny fanaovana « Focus groupe » no anaoavana tombana.
🎯 Fampahafatarana ny toerana izay misitraka ny tetik’asa na district na kaominy anatin’ny Faritra Atsimo Andrefana, ireto avy ireo district : Toliara II, Morombe,Sakaraha,Ankazoabo, Ampanihy Andrefana ary ny Kaominy Miaray ,Ambahikily ,Morombe,Ankazoabo,Fotivolo ,Sakaraha ,Ampanihy ary Ejeda



TATAO
LANDJA

21/12/2024
Notanterahina tamin'ny Alarobia faha 04/12/2024 ny fanaovana visite de courtoisie teo anivon'ny KMD, CR/MIARY izay notan...
20/12/2024

Notanterahina tamin'ny Alarobia faha 04/12/2024 ny fanaovana visite de courtoisie teo anivon'ny KMD, CR/MIARY izay notanterahin'ireo équipes TA CCAP sy TA PCEC, izay tanterahiny avy ao amin'ny Tambazotra .
🎯 Fanazavana ireo tanjon'ny tetik'asa ( Lalàna Arindra amin'Ny Dina, raha Jiaby Ara-drariny ).
🎯Fampahafantarana ireo fanjohina na fanaraha-maso ireo asa ny CCAP sy PCEC eo anivon'ny KMD.


TATAO
Fond

On Wednesday, December 4, 2024, a courtesy visit was conducted at the KMD office in CR/MIARY by the TA CCAP and TA PCEC teams, members of the network.
🎯 Providing explanations on the objectives of the project.
🎯 Presenting the monitoring and evaluation mechanisms of the activities conducted by CCAP and PCEC within the KMD.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Réseau Tafamahasoatoi Atsimo-Andrefana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share