26/04/2026
Tontosa soa aman-tsara ny lalao Faritany Tily Sampana Maitso izay natao ny 24-25-26 Aprily 2026 teny Ambatolampy Tsimahafotsy.
Misaotra an’Andriamanitra lehibe ary misaotra an’ireto beazina izay nisolo-tena ny Antoko Sohihy🟢 ireto tamin’ny fandraisana anjara tamin’izany lalao izany.
Isaorana ihany koa ianareo Ray aman-dreny sy izay rehetra nanohana😁.
Misaotra an’ise !!