29/07/2026
⚖️ Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Pro Bono Law Clinic Madagascar teny amin’ny Foiben’ny Tanora Ankorondrano✨
🎯 Tanjona ny hanamora ny fahazoan’ny olom-pirenena, indrindra ireo marefo ara-tsosialy, tolotra ara-dalàna maimaim-poana, torohevitra ara-pitsarana ary fanohanana mifanaraka amin’ny lalàna, ho fampiroboroboana ny fitsarana ara-drariny sy ny fandriam-pahalemana maharitra. 🇲🇬
Dis-Moi Droits humains Océan Indien à Madagascar - Dis-Moi Association verte
Ministère de la Jeunesse et des Sports
📷 Ministeran'ny Fitsarana Malagasy