03/12/2025
ONG HIRA sy ny LYCEE RANOMAFANA
" Mamboly vola = mamboly vanilla "
Miezaka mizara ny traikiefany hatrany ny HIRA mba ho tombotsoan'ireo tanora mpianatra ireo satria tsy mbola misy mahalala izay hoavy any isika rehetra !!
Hita fa tena liana fatratra ireto andiany vaovao ireto, hoan'ity taom-pianarana 2025-2026.
Mirary ny soa hatrany ary ndao hamboly vanilla !!!
Ekipa HIRA