Fivondronana XLI Malaza Ratsimilaho

Fivondronana XLI Malaza Ratsimilaho Fivondronana Ratsimilaho 41ém Malaza Andoharanofotsy

"Mitenena Tompo ô,, Ny baikonao no ataonay adidy" ⚜️🙏

Mankasitraka mankatelina❤️❤️
11/05/2025

Mankasitraka mankatelina❤️❤️



Fankalazana ny andron'ny mpanorina   22-02-2025Niavaka kely indray my fankalazana tamin'ity taona ity satria dia teny an...
22/02/2025

Fankalazana ny andron'ny mpanorina 22-02-2025

Niavaka kely indray my fankalazana tamin'ity taona ity satria dia teny an-tsaha no nankalazanay ny datin'ny 22 febroary tamin'ity taona ity.🎉
Hafalina re zao💪😂🥰,...
Adidin'ny Antlily isan'andro dia ny manao ASA SOA ISAN'ANDRO 🙏

Hafoy tena ka tsy hitady valisoa....⭐⭐⭐⭐⭐

Alefa✨
17/02/2025

Alefa✨

🤞Andron'ny mpanorina 2025🤞
NDAO HILALAO EHH😊

🎥Concours Vidéo Court - "Antily Aho, Vonona Hiatrika Fiainana, Ready for Life"*

👉Asio hashtag :



👉Zarao eo amin'ny Mur-an'ialahy ary antsoy ireo namana hi-j'aime azy.
👉Identifier-o ny Pejy : "Antily Diosezin'Antananarivo"
👉Izay be réaction indrindra no mpandresy
👉 Fe-potoana: 17Febroary - 27 Febroary
👉28 Febroary no fivoahan'ny mpandresy



01/11/2024

Ny Pretra tompom-paritany R.P RAFANOHARANTSOA Athanase SJ
Ny Filan-kevitra EKAR Md Piera Malaza
Ny Ray aman-drenin’ny beazina,
Ny Antily Zokiny,
Ny fileovam-pivondronana
Ny mpiandraikitra rehetra
Ny beazina rehetra eto amin’ny Fivondronana RATSIMILAHO antoko faha-41 eto amin’ny EKAR Md Piera Malaza

Dia manolotra fisaorana feno fankasitrahana anareo rehetra namaly ny antso ka nanohana sy nanotrona anay tamin’ny fanokafana ny taon-jôbily faha-50 taona izay notanterahina ny Sabotsy 19 sy ny Alahady 20 Oktôbra 2024.
Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo.🙏💖

Misaotra Tompoko
Fivondronana XLI Malaza Ratsimilaho

Akon'ny fankalazana☺️⭐Misaotra eh✨✨ Fivondronana XLI Malaza Ratsimilaho 🙏🙏
21/10/2024

Akon'ny fankalazana☺️⭐
Misaotra eh✨✨ Fivondronana XLI Malaza Ratsimilaho 🙏🙏

Arahaba tratry ny fety eh⚜️😊😊😊🤩50 taona sahady izao ny Fivondronana XLI Malaza Ratsimilaho 🥁Faly ny fonay✨ka misaotra an...
20/10/2024

Arahaba tratry ny fety eh⚜️😊😊😊🤩
50 taona sahady izao ny Fivondronana XLI Malaza Ratsimilaho 🥁
Faly ny fonay✨ka misaotra anao ry Ray🙏💖... Be ny efa vita betsaka no mbola atao ka hisaoranay anao izao 5️⃣0️⃣ Taona izao😍😍⭐

18/10/2024

19-20 oktobra 2024⭐💖
Fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny fankalazana ny Jobily faha-50taona nijoroan'ny

11/10/2024

HIRAFANEVA 50è RATSIMILAHO:
1/ Indreto izahay ôry Ray ô (Vonona sy sahy)
Mirehareha sy miraiki-po (Amin'ny finoana Anao)
Antily faha 41 Md Piera Malaza
Skoto zazalahy vondrona Ratsimilaho

Faly e ! ny fonay
Ka misaotra Anao Tompo Ray
Ankalazainay anio ‘zao taon-jobily izao Ny fahasoavanao no mbola itokianay Be ny efa vita, betsakano mbola hatao Ka isaoranay Anao ‘zao 50 taona izao.

2/ Mitenena ianao ô ry Jesoa ô (Mihaino ny zandrinao)
Ny baikonao dia ny mandroso (Mandroso hatrany)
Madio fihevitra, fiteny sy fitondran-tena
Satria natao hanompo sy hamonjy ny namana

3/ Mijoro hatrany izahay ry Fanahy ô (Noho ny fitantananao)
Na misy aza ireo sedra lalovana (eo amin’ny fiainanay)
Fa mbola lavitra ny lalana hizoranay
Ianao Fanahy hitantana izay mety ho avinay

06/10/2024

Miarahaba antsika rehetra⚜️
Inty ary ilay vokatra eh❤️🥰🎵🎵
fanevan'Jobily faha-50 taona☺️☺️
Dia mihainoa finaritra oh🥰

Aza adino ny mi partage sy manisy j'aime ny page 🥰😊

Address

Md Piera Malaza
Antananarivo
TANA 102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fivondronana XLI Malaza Ratsimilaho posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share