20/09/2025
📢 AuxiSanté avec vous !
Malaza izao ny sary Gemini 😍
Fa nahoana no tsy ampiasaina hanomezana aina ny AuxiSanté koa ?
👉 Mora be ny fomba :
1️⃣ Midira amin’ny Chrome na Google
2️⃣ Ataovy recherche hoe Gemini → ilay mipoitra voalohany no izy
3️⃣ Proposeo prompt tinao alefako ihanao Copieo ny prompt tianao ao amin’ny commentaires fotsiny
4️⃣ Apetraho eo ambanin’ny sary → Vita 👏
5️⃣ Zarao amin’ny namana rehefa mahay ✨
🖼️ AuxiSanté ho marika eo foana 💙
Aza misalasala manontany sy mangataka proposition de prompt na karazana sary tianao → afaka manampy izahay.
👉 La santé vous rejoint à la maison