MJA FMC Communication

MJA FMC Communication Pejy hizarana ireo vaovao avy amin'ny Sampan'Asa Fanompoan'ny Tanora Advantista - Federasiona Madagasikara Afovoany

01/10/2026

40 Andro Fiaraha-mivavaka
Mitady an'i Jehovah (Andro -4)

30/09/2026

40 Andro Fiaraha-mivavaka
Mitady an'i Jehovah (Andro-3)

29/09/2026

40 Andro Fiaraha-mivavaka
Mitady an'i Jehovah (Andro 2)

28/09/2026

40 Andro Fiaraha-mivavaka
Mitadiava an'i Jehovah (Andro 1)

27/09/2026

40 Andro Fiaraha-mivavaka
Mitady an'i Jehovah (Fampidirana)

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅRy tanora mpisantatra, mpisavalร lana, ambasadaoro, zoky ary PCM ato amin'ny Federasiona Madagasikara Afovoany ! ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐ŸŽH...
25/09/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅRy tanora mpisantatra, mpisavalร lana, ambasadaoro, zoky ary PCM ato amin'ny Federasiona Madagasikara Afovoany ! ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

๐ŸŽHita ary azo tsapain-tร nana ny fahombiazana amin'ny lafiny rehetra azontsika, indrindra fa ny ara-panahy, taorian'ny 100 androm-bavaka sy 40 androm-bavaka notanterahintsika tamin'ity taona 2026 ity.

โฑ๏ธAndeha hotohizana izany fa hanao 40 androm-bavaka indray isika manomboka ny alahady 27 septambra ho avy izao ka tsy hifarana raha tsy ny alakamisy 05 novambra 2026.

๐Ÿ“ŒAmpitondraintsika ny lohahevitra hoe : "Mitady an'i Jehovah" Zefania 2:3 izany 40 androm-bavaka izany.

๐Ÿ™Samia mandray fitahiana ara-panahy sady mirary sabata finaritra ihany koa ho antsika rehetra.

Chef Zorille Hardi


Mankasitraka antsika rehetra โ˜บ๏ธ๐Ÿซถ
21/09/2026

Mankasitraka antsika rehetra โ˜บ๏ธ๐Ÿซถ

19/09/2026

Miarahaba ny Mpisavalalana sy ny Mpitarika azy rehetra tratr'izao Andro manokana natokana manerantany natokana ho anareo izao !
Indro lahateny fiarahabana avy amin'ny zokintsika, Zorille Hardi, talen'ny Departemantan'ny Sampan'Asa Fanompoan'ny Tanora Advantista FMC, ho anareo !
Mirary Sabata feno fitahiana !


18/09/2026

๐€๐ง๐๐ซ๐จ ๐Œ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง-๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ก๐จ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐Œ๐ฉ๐ข๐ฌ๐š๐ฏ๐š๐ฅ๐šฬ€๐ฅ๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”

Teny fiarahabana avy amin'ny Talen'ny Sampan'Asa Fanompoan'ny Tanora Advantista Fivondronambe, Chef Espadon Fulgurant.

Address

PK 6 Soamanandrariny
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MJA FMC Communication posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share