AEMA Association des étudiants Venant de Marovoay à Antananarivo

🎄✨ Opération bûche de Noël ,le goût de plaisir sweetella✨🎄,,les fêtes arrivent ! faites plaisir à vos proches avec nos b...
15/12/2025

🎄✨ Opération bûche de Noël ,le goût de plaisir sweetella✨🎄,,les fêtes arrivent ! faites plaisir à vos proches avec nos bûches gourmandes😊 noho izany aza mitady lavitra intsony isika fa izahay ato amin'ny AEMA ( association des étudiants venant de marovoay a Antananarivo🐊)dia faly mampahafantatra antsika rhtra fa mikarakara opération bûche de Noël izahay ,🤗 fraîche et légère , idéal pour terminer vos repas de fêtes,,koa inona koa Ary no andrasana fa dia mandraisa anjara e!! efa io amin'ny publication etsy ambany n'y andinindininy mahakasika izany👇fa raha Mila fanazavana fanampiny isika dia afaka mihiditra mp na koa miantso n'y laharana
📞☎️0320664347...Zay dia manantena n'y fandraisantsika anjara ho fanohanana n'y Association❤️ Mirary Noëly sambatra ho antsika sahady🎄🥰🎁

1ans sahady🤗 ovina indray no tianareo asina ohatr'izao😊 ao we mba samy maneho ny heviny ao am commentaires daholo...ovin...
02/12/2025

1ans sahady🤗 ovina indray no tianareo asina ohatr'izao😊 ao we mba samy maneho ny heviny ao am commentaires daholo...ovina eh,ovina wa???❤️😃 sinon,bonne soirée daholo aloha

🥰Manao akorizao amin'ny membres rehetra ato.🌾🐊✨Misy namantsika tera-bao, tsy iza izany fa vadin'ny Mr Ludoric 👩‍🍼(Commis...
02/10/2025

🥰Manao akorizao amin'ny membres rehetra ato.🌾🐊

✨Misy namantsika tera-bao, tsy iza izany fa vadin'ny Mr Ludoric 👩‍🍼(Commissaire aux comptes). Nitontosaina anio le 01/10/2025 tamin’ny 5 ora hariva teo 17h tany amin’ny Pavillon saint fleur Anosy ny Famangina.

Ny firaisankina hono no hery,
AEMA mafoka FIZAFIMA koa tsy mitsoka.
Misaotra indrindra

Ireto solontena ny FIZAFIMA sy AEMA nihezaka nijery an’i Namana io tany  fa efa tao izy fa ts hita izay misy azy  fotoan...
28/09/2025

Ireto solontena ny FIZAFIMA sy AEMA nihezaka nijery an’i Namana io tany fa efa tao izy fa ts hita izay misy azy fotoana izao, tsy hay lasa aiza. Ka hiangavina isika izay mahafantatra azy na izay mahita azy. Mba hilaza ato dia jerena izy.
Toera-ponenany eto à Tana : Namontana.
Misy namana moa mpitsabo ao moa Avy Marovoay hihezaka haka renseignements momba azy fa rahampitso izy vao miverina miasa dia mba mahazo vaovao avy indray.
N.B: marihina fa naratra mafy nandritra n'y grève tamin'ny Zoma izy
*Nisy numéro nomendreo tao fa antsoina tapaka ho azy

AKOR'IZIAO MAROVOAY E!!🌾🐊🐊Te-hisaotra sy hanome voninahitra anareo rehetra izahay, noho ny fandraisana anjara sy ny fano...
22/09/2025

AKOR'IZIAO MAROVOAY E!!🌾🐊🐊

Te-hisaotra sy hanome voninahitra anareo rehetra izahay, noho ny fandraisana anjara sy ny fanohananareo tamin'ny hetsika lalao arapanatanjahantena izay nataonay tamin'ny Alahady 21/09/2025 Téo. izay nifandonan'ny AEMA 🐊 sy FIZAFIMA 🐊 izany dia niseho ho zava-dehibe sy nahafinaritra, nahafahana nanampy tamin'ny fanamafisana ny fifaneraserana sy ny firaisankina eo amin'ny samy taranaka avy any Marovoay.🤝🐊❤️

Ny fahaiza-manao, ny fandraisana anjara, ary ny fanentanana nasehon'ny tsirairay dia tena nankasitrahana👏,Nampiseho ny herin'ny fiaraha-miasa sy ny faniriana hiara-hientana isika, izay dikan'ny maha-olona sy ny maha-mpianatra antsika.

Manantena izahay fa hitohy sy hafinaritra fn n'y fiarahan'ny samy zanaka marovoay
Mankasitraka antsika rehetra eh❤️❤️

MAROVOAY TSY MITSÔKA,IZAY MITSÔKA LANIM-BOAY🐊

Manao Akorizao amintsika rehetra membres ato.Hisy Hetsika ara-panatanjahantena izay Football jeux à 7. Izay hifandonana'...
16/09/2025

Manao Akorizao amintsika rehetra membres ato.
Hisy Hetsika ara-panatanjahantena izay Football jeux à 7. Izay hifandonana'ny Équipe

🏟️⚽️FIZAFIMA VS Équipe AEMA. atao ⚽️🏟️

📆:21/09/2025.
Toerana 📍 : SPENTANA By pass akaikin'ny Domaine
Ora 🕰️: 09h à 11ora

Mitongava maro fa tsy ankanavaka ilay izy (na tanora na efa zokizokiny) fa natao mba hanamafisana ny firaisankinantsika.

NB ‼️: RESPONSABLE équipe AEMA mpianatra Mr Harizo (032 43 810 91)

RESPONSABLE équipe FIZAFIMA
Mr Tahiana (032 55 575 56)

Afaka miantso mialoha, na tonga de manantona eny antoerana amin'ny andron'ny Lalao io.
Misaotra atsika jiaby

Tontosa soamantsara ( 06/08/2025)ny Famorana Faobe s'y ny salon d'orientation izay nokarakarainy Sata sy andrin'ny mpian...
06/08/2025

Tontosa soamantsara ( 06/08/2025)ny Famorana Faobe s'y ny salon d'orientation izay nokarakarainy Sata sy andrin'ny mpianatr'i Boeny 🤝❤️ association des étudiants venant de marovoay a Antananarivo teto amin'ny Distrikan'ny Marovoay(hospital bé Marovoay)🐊🐊,etoana dia mankasitraka feno n'y fitondrampanjakana teto anivon'ny District,Ny médecin inspecteur, médecin chef Ary ireo dokotera izay niara nisalahy tamin'izany🥰 mankasitra feno ireo izay nisitra izany koa, misaotra n'y vahoakan'ny Marovoay iray manontolo Raha ts Téo ianareo dia zava poana n'y fikasanay ,koa dia mankasiatra mankatelina eee!!👏🙏

Sata sy andrin'ny mpianatr'i Boeny (SAMBO)❤️ 🤝 Association des étudiants venant de marovoay a Antananarivo (AEMA)🐊❤️ dia...
31/07/2025

Sata sy andrin'ny mpianatr'i Boeny (SAMBO)❤️ 🤝 Association des étudiants venant de marovoay a Antananarivo (AEMA)🐊❤️ dia Manolotra ho antsika eto anivon'ny District ny Marovoay
🔴FORAZAZA FAOBE
🔴Salon des étudiants, izay ho tanterahina ny faha 06 n'y volana Aogositra ho avy izao izay atao ao amin'ny hospital bé Marovoay amin'ny 06 ora maraina ,eto dia manentana antsika vahoaka tsy vakivolo izay te hisitraka izany mba hanoratra anarana amin'ny fokontany izay misy azy avy,fa raha ts afaka Mandeha am fokontany ianao dia afaka soratanao en ligne ihany koa ts manahy😊😃ato am page AEMA dia afaka hanoratanao anarana
✅Marihina moa fa maimaimpoana izy io

25/06/2025

🥰❤️🐊

Anjarabiriky ho an'ny fampandrosoana n'y Tananan'ny Marovoay🐊,amin'ny maha volan'ny ankizy ny volana Jona dia tsy nanadi...
25/06/2025

Anjarabiriky ho an'ny fampandrosoana n'y Tananan'ny Marovoay🐊,amin'ny maha volan'ny ankizy ny volana Jona dia tsy nanadino ny ankizy eto amin'ny Distrikan'ny Marovoay ny Association AEMA🐊❤️ ( association des étudiants venant de marovoay a Antananarivo),anio Alarobia 25 Jona no nanatanterahana ny fizarana arendrina ho azy ireo,Ankizy amanjatony no nisitraka izany.mendrika hankalaza fety ao anatin'ny fifaliana sy fifankatiavana ny ankizy rehetra
Mirary asaramanitra finaritra ho antsika rehetra❤️🇲🇬

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AEMA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share