19/06/2026
Vavaka maraina
Endrey ny hatsaranao ry Tompo tsara indrindra sy Mpanao ny tsara o!
Nomenao tombon'andro vaovao izahay , sy zoma tsara ka dera sy laza , no atolotray
Ento amin'ny fahatsaranao mandrakariva ny fiainanay satria izany indrindra no asanao ry Tompo tsara o!
Misaotra Jesosy o β€οΈβ€οΈβ€οΈ
Amen!