ZoAko Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ZoAko, Non-Governmental Organization (NGO), Ambohitrarahaba, Antananarivo.

L'ONG "zoAko" œuvre pour la transparence électorale et la bonne gouvernance, soutient le développement socio-éducatif et professionnel des individus, et réalise des actions sociales pour améliorer les conditions de vie des personnes vulnérables.

🎉 8 Martsa :  Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy🟣Nandray anjara tamin'ny diabe fankalazana ny 8 Martsa anio ny ONG...
08/03/2026

🎉 8 Martsa : Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy

🟣Nandray anjara tamin'ny diabe fankalazana ny 8 Martsa anio ny ONG ZoAko.
Fotoana iray nanehoana firaisankina sy fanohanana ny zon'ny vehivavy ary ny fampiroboroboana ny fitovian-jo eo amin'ny fiarahamonina.

🟣Miara-mientana isika hanohy ny ezaka ho amin'ny fanajana sy fampandrosoana ny zon'ny vehivavy.

zoAko " zo, fitoviana, fahefana ho an'ny vehivavy rehetra" 💜💜💜

Miarahaba ny vehivavy rehetra tsy ankanavaka nahatratra by 8 martsa 2026 💜
08/03/2026

Miarahaba ny vehivavy rehetra tsy ankanavaka nahatratra by 8 martsa 2026 💜

Tontosa soamantsara ny fiofanana "NY ZO SY NY ANDRAIKITRA" androany Sabotsy 07 Martsa 2026, teto amin'ny QG TANORA. Fiof...
07/03/2026

Tontosa soamantsara ny fiofanana "NY ZO SY NY ANDRAIKITRA" androany Sabotsy 07 Martsa 2026, teto amin'ny QG TANORA. Fiofanana momba ny tontolon'ny fifidianana sy ny andraikitra ny tsirairay manoloana izany no novelabelarina androany.

"Ensemble pour un avenir juste et solidaire"💜

🚫 COMPLET 🚫Merci pour votre incroyable enthousiasme ! Les inscriptions sont désormais closes car nous avons atteint le n...
05/03/2026

🚫 COMPLET 🚫

Merci pour votre incroyable enthousiasme ! Les inscriptions sont désormais closes car nous avons atteint le nombre maximal de participants.

Un grand merci à tous pour votre intérêt et à très bientôt ! 🤝

Manasa anao handray anjara amin’ny fiofanana: "NY ZO SY NY ANDRAIKITRA" (Fizarana voalohany).🌟 Fiofanana maimaim-poana s...
02/03/2026

Manasa anao handray anjara amin’ny fiofanana: "NY ZO SY NY ANDRAIKITRA" (Fizarana voalohany).

🌟 Fiofanana maimaim-poana sady ahazoana mari-pankasitrahana (certifiante).

📅 Daty : Sabotsy 07 Martsa 2026
🕘 Ora : 09 ora hatramin'ny 11ora
📍 Toerana : QG TANORA Ankorondrano

⚠️ Voafetra ny toerana!
Kitiho ity rohy eto ambany ity raha hisoratra anarana avy hatrany:
👉 https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLScu_LFPH1lM31eY5pJv6LVREKJvpjaTfKbnXlSYsLJTL1-cEw/viewform?usp=publish-editor

Miandry anao izahay!

✅ ️Nankalaza ny andron’ny sekoly ny EPP Isahafa anio. Ho fanamarihana izany dia nisy ny hetsika fanadiovana sy fanatsara...
19/02/2026

✅ ️Nankalaza ny andron’ny sekoly ny EPP Isahafa anio. Ho fanamarihana izany dia nisy ny hetsika fanadiovana sy fanatsarana ny sekoly niarahana tamin'ny mpanabe, ny ray aman-drenin'ny mpianatra ary ny mpianatra.

🟪 Namaly ny fangatahana nataon'ny Talen'ny sekoly ny ONG ZoAko ka nitondra loko sy fitaovana fandokoana hanavaozana sy hanatsarana ny rindrin’ny sekoly. Nitondra ihany koa fitaovam-pianarana vitsivitsy anampiana ireo mpianatra.

🟪 Tanjona amin’izao hetsika izao ny hanomezana tontolo madio sy mahafinaritra ho an’ny mpianatra.
Niara-nisalahy avokoa ny rehetra : mpampianatra, mpianatra, ray aman-dreny ary ny solontenan’ny ONG. 🤝

"Ensemble pour un avenir juste et solidaire"

✅ ️Nitondra ny anjara birikiny ho an'ny ireo mpiara-belona niaram-boina ao Toamasina tamin'ny rivodoza GEZANI ny Ong ZoA...
13/02/2026

✅ ️Nitondra ny anjara birikiny ho an'ny ireo mpiara-belona niaram-boina ao Toamasina tamin'ny rivodoza GEZANI ny Ong ZoAko anio zoma 13 febroary 2026.
💜"Ensemble pour un avenir juste et solidaire" 💜

📢 FORMATION en ÉLECTION & CITOYENNETÉ ✊🗣️ Ne laissez plus les autres décider pour vous ! L’ONG zoAko organise une format...
11/02/2026

📢 FORMATION en ÉLECTION & CITOYENNETÉ ✊
🗣️ Ne laissez plus les autres décider pour vous !

L’ONG zoAko organise une formation autour du thème "Election et Citoyenneté", destinée aux jeunes et à tout public.
Un moment d’échanges et d’apprentissage pour mieux comprendre vos droits, faire des choix éclairés et prendre votre place dans la société.
📅 Date : 7 mars
⏰ Heure : 9h00
📍 Lieu : QG TANORA ANKORONDRANO
👉 Inscrivez-vous dès maintenant via le lien en bas ⬇️ GRATUITE
Ne subissez plus les décisions, devenez acteur de votre avenir !

https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLScu_LFPH1lM31eY5pJv6LVREKJvpjaTfKbnXlSYsLJTL1-cEw/viewform?usp=publish-editor

11/02/2026
👉Arovy ny tenanao, arovy ny hafa
02/02/2026

👉Arovy ny tenanao, arovy ny hafa

28/01/2026

✅️ 2 minitra fanabeazana : " Ny mpilatsaka an-tsitrapo "

👉👉Miara-mianatra, miara-manova👈👈

" Ensemble pour un avenir juste et solidaire"

Address

Ambohitrarahaba
Antananarivo
103

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZoAko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share