26/09/2024
Miarahaba ny mpikambana rehetra,
Mivelatra tokoa ny asa momba ny "centre d'appel" ankehitriny ary maro ireo tanora maniry te hiasa @ izy ireny fa tsy tafiditra noho ireto antony ireto:
--> Mbola mila hamafisina ny fahaizana sy famolahana ny teny frantsay
--> Maro ny teny diso tsipelina noho ny tsy fahaizana manoratra.
--> Misy sakana goavana ny @ firafitry ny fehezanteny
--> Matahotra ny @ fanaovana dinika momba ny asa.
--> Tsy fahaizana mifehy ny informatika na ireo fototra mandrafitra izany
Izany indrindra no antom-pisian'ny "YpT training", centre de formation anakiray afaka manampy anao mba hahafahanao mifehy ireo olana goavana ireo.
Toy izao ny fizaran'ny fiofanana:
---> Miofana lalindalina kokoa @ fahaizana miteny sy manoratra ny teny frantsay.
---> Mifehy sy mamolavola tanteraka ny teny mba hahaizana miresaka tsy misy sakana.
---> Miofana momba ny asa ara-barotra, fahaizana mandray olona fa indrindra dia ny tontolo ny "call center"
----> Mampianatra anao momba ny "informatika" na mifehy ny fahaizana manoratra sy mifehy ny solosaina.
Koa manasa antsika itsidika ny pejy YpT Training na manoratra @ hafatra miafina avy hatrany mba hahafahana mahazo dinika misimisy kokoa na miantsoa ny laharana 034 25 709 91.
Aza tara ary fa voafetra ny toerana.
Chers réseaux,
Avis aux débutants, aux chômeurs ou tout simplement ceux qui sont à la recherche de nouvelles opportunités.
-- > Vous avez des difficultés à parler couramment le français?
---> Vous avez des tics de langage et que vous manquez de vocabulaires?
---> Vous souhaitez maîtriser l'aveuglette comme à l'écrit? *****
---> Vous avez déjà essayé de postuler dans des centres d'appels mais vous n'avez pas eu de feedback ?
---> Le métier de la relation client vous intéresse mais vous n'avez pas assez de bagages pour travailler ?
Pas de panique !!!
C'est avec un immense plaisir de vous annoncer l'ouverture officielle de notre centre de formation sise à Antohomadinika afin d'améliorer ces blocages.