FAAM Madagasikara

FAAM Madagasikara Manampy anao amin'ny fitadiavana asa sy mpampiasa (orinasa madinika na salatsalany, olon-tsotra,...)

08/07/2025

Ho anao olon_tsotra na Orinasa madinika sy salantsalany, mila mpanampy antrano sa olona ampiasaina anaty orinasa? Afaka miraka miasa aminao izahay ato Faam Madagasikara . Antsoy ireto laharana ireto 0348040852/0331971662/0375258247.

30/01/2025

🔊🔊🔊....TONGA ITY ILAY FOTOANA NIFANOMEZANA: IZAHAY ATO @ FIKAMBANA FAAM Madagasikara DIA FALY MANOLOTRA ANAO FIOFANANA MAIMAIMPOANA NA "FORMATION GRATUITE" HO AN'NY REHETRA KA TONGAVA MARO INDRINDRA FA IANAREO EFA MPIKAMBANA. IRETO AVY NY FIOFANANA HO AZONAO: TENY VAHINY FRANTSY, INFORMATIQUE BUREAUTIQUE, FITANTANANA VOLA MADINIKA NA SALANTSALANY AO ANTOKANTRANO MBA HANANAO TAHIRY SY AMPITOMBONA IZANY HO LASA HARENA,...IREO REHETRA IREO NATAO HANAMPY ANAO AMIN'NY SEHATRY NY ASA SNS ....KA TONGAVA MARO FA VONONA HANDRAY ANAO IZAHAY. TOERANA ENY BETSIMITATATRA 67HA, ISAKY NY ASABOTSY MARAINA @9-12 ORA ATOANDRO. FANAZAVANA FANAMPINY ANTSOY:034 80 408 52/ 033 19 716 62

18/09/2024

Miarahaba antsika rehetra, izahay ato Faam Madagasikara dia tsy sasatra mampatsiahy antsika mba ho mailo hatrany hatrany. Tsy kely lalana tompko ny ratsy. Miezaka izahay manasoa ny manodidina 'ny fanadiovana sy fandaminana ny sehatra fitadiavana asa fa indrindra ny Mpanampy antrano, ka noho izay dia aza misalasala manatona anay na koa mandefa hafatra miafina amina fanazavana fanampiny. Ilaina ny fiaraha_miasan'ny rehetra hampahomby an'izany. Vonona ifanampy sy hifanome tanana amintsika izahay. Mankasitraka indrindra tompoko. Contact : 0348040853/0331971662/0386715280

13/09/2024

Faly miarahaba antsika rehetra namana sy mpanaraka ny pejy ofisialy, araka ny nolazaina teo aloha dia tonga ny fotoana hanambarana vaovao tsara ho antsika. Izahay ato Faam Madagasikara dia afaka manome fiofanana sy torohevitra maro samy hafa ho anao mba ahitanao asa sy mba ahitanao mpiasa toy ny mpanampy antrano, serveuse na serveur, gardien,....haingana nefa matotra sy azo antoka noho ireo fiofanana na koa toromarika maro samy hafa omena anao. Aza misalasala ary miantso anay amin'ireto numero ireto : 038 67 152 80, 034 80 408 52, 033 19 716 62 fa vonona hanome fahafaham_po anao izahay.

👀 Hey, araho tsy tapaka ny pejy ofisialy  `FAAM Madagasikara`. Fa hisy fifampizarana sy torohevitra mahasoa ho antsika r...
18/08/2024

👀 Hey, araho tsy tapaka ny pejy ofisialy `FAAM Madagasikara`. Fa hisy fifampizarana sy torohevitra mahasoa ho antsika rehetra.
Ho zaraina tsy ho ela eto ihany koa ireo karazana tolotr'asa efa misy.
Aza adino ary ny manasa ny namana hanaraka ny pejy.
Mandrapihaona o! 👋

17/08/2024

Hoy i Franklin Roosvelt : "Mafy izany tsy mahomby izany, nefa mafy kokoa ny nenina raha tsy nanandrana akory" 🧐

17/08/2024

Hanamora ny fitadiavana asa sy hanampy ny mpiara-belona handroso no antomp-pijoroan'ny fikambanana FAAM.
🔥🔥 Misokatra hoantsika ny pejy hifampizarana izay mahasoa.

Address

Mandroseza
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FAAM Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share