01/01/2025
Antsika D**o Miarahaba anao mahatratra ny taona 2025.
Hitondra fanambinana amintsika rehetra anie ity taona ity.
👉Ireo zavatra kinasa antsika rehetra anie ho tanteraka.
👉Omen'Andriamanitra fahasalamana foana anie isika ahafahana manatanteraka ireo andraikitra tandrify.
MIRARISOA ANTSIKA REHETRA NY ANTSIKA D**O ARY KOA HO AN'ITY TANINDRAZANA MALALA.