Antsena Mpianatra Anosibe An'Ala My

Antsena Mpianatra Anosibe An'Ala My �Fianarana sy Firaisan-kina�

 'AlaMy mifety miaraka  misaotra an'ireo nosolo tena n'y mpianatra
13/07/2026

'AlaMy mifety miaraka

misaotra an'ireo nosolo tena n'y mpianatra

07/07/2026

Manakory aby ehhhhh.
Ela ny ela fa hi-FAGNONTSAFA eky antsika amin'ity taogna ity eh.
Amboary lasiteo programme fa RDV amin'ny 12 Juillet 2026 manomboka amin'ny 9 ora ao amin'ny Kianjan'ny Kanto Mahamasina.
Ho avy akao aby ary Kaiamba au Grand Complet. Tsy adigno ary Solo Mianadahy, Fafas, Rom's Vavanjaka sy L'JO.
Mbola misalasala oh? Aza anigna anzany ara fa de vary magnaton-drô ne akao amin'io eh.
"Miposaka avy atsinanana ny Masoandro, atambaro ny hery"
'alamy

�Fianarana sy Firaisan-kina�

26/06/2026

Izahay mpikambana ato 'AlaMy dia faly miarahaba antsena jiaby mpanaraka pejy nahatratra n'y asaramanitra eh🎇🎆🇲🇬🇲🇬
Mirary fety sambatra ho antsika jiaby🥳🎉

21/06/2026

akory eh👋
Miarahaba n'y ray rehetra nahatratra n'y Andron'zareo ho an'i androany faha 21Jona 2026 ity ☺️
Mirary soa sy n'y tsara ho anareo rehetra 🎉 Ary ho Andry iankinan'ny fianakaviana tokoa anie ianareo🥳🎉
Bonne fête papa☺️♥️

  manakory aby eh🤚 Tiantsena va ra Asiana kilalao Kely ahazahoana crédit ato @ Page akato ? aza miala lavitra fa ho avy ...
07/06/2026


manakory aby eh🤚
Tiantsena va ra Asiana kilalao Kely ahazahoana crédit ato @ Page akato ?

aza miala lavitra fa ho avy tsy ho ela n'y kilalao

👉abonneo page
👉inviteo namana
👉partageo pub

31/05/2026

Miarahaba n'y Reny rehetra mpanaraka an'ity page ity Mirary soa sy fanambinana ho anareo rehetra dia ho ela velona anie ianareo

 'AlaMyFiarahana mafinaritra ☺️❤️  narahana kilalao fampiadiana ravina🍀☘️🌿
27/05/2026

'AlaMy
Fiarahana mafinaritra ☺️❤️ narahana kilalao fampiadiana ravina🍀☘️🌿

🆘Akory aby daholo eh, Nohon'ny fandalovan'ny rivodoza tany Toamasina,🌪️🌪️🌧️🌧️ dia maro ireo mpianatra any no fantatra fa...
11/02/2026

🆘
Akory aby daholo eh,

Nohon'ny fandalovan'ny rivodoza tany Toamasina,🌪️🌪️🌧️🌧️ dia maro ireo mpianatra any no fantatra fa anaty fahasahiranana amin'izao araka ny resaka ifanaovana amin'izy ireo🥺🥺

Manoloana izany indrindra, izahay fikambanana AMAMY (Antsena Mpianatra Anosibe An'Ala My) dia manao fanentanana ho antsika rehetra eto Antananarivo (Zoky, Raimandreny rehetra na ianareo any Anosibe An'Ala aza dia entaninay koa) mba hanome tolo-tanana izay fointsika ho fanampiana azy ireo
"Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy" satria dia alavitra Ray aman-dReny tanteraka izy ireo any , ary fotoana toy izay no hifanomezan-tanana 🙏🙏

Toy izao ny fandaminana amin'izay , tsy ferana izay tolo-tanana izay, fa izay fantantsika fa mety hanampiana azy ireo amin'ny maha mpianatra azy


Ity ny laharana hahazoana anay mpikambana dia izahay no miandraikitra ny fakana izany amin'izay misy anareo
Hatramin'ny alahady no hanaontsika izay tratrantsika rehetra dia hampitaina miandalana eto foana ny momba izay 🙏🙏

Raha handefa vola isika dia alefaso amin'ity
0341187066 "Diane Niaina KAREN" , Raha hanome fitaovana sns isika dia 0343695969 , Clémentine mandray anareo amin'io dia io bipena na antsoina

❌ Ireo ihany no numéro azonareo ifandraisana momba izany ❌

Izahay fikambanana AMAMY dia misaotra sahady ho anareo izay hanome tolo-tanana izay hoentina manohana ireo mpianatra tratran'ny rivodoza any toamasina

Misaotra antsena aby eh 🙏🙏🥰🥰🥰

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antsena Mpianatra Anosibe An'Ala My posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share