Alliance des Juristes Miaramita - AJM

Alliance des Juristes Miaramita - AJM "Justice pour tous"

31/12/2025

Ny fikambanana "Alliance des Juristes Miaramita - AJM" dia miarahaba antsika nahatratra ny taona 2026 ✹

🇲🇬 FANAMBARANA - 14 OKTOBRA 2025🇲🇬
14/10/2025

🇲🇬 FANAMBARANA - 14 OKTOBRA 2025🇲🇬

11/10/2025

: We’re receiving troubling reports of continued violence against protesters by the gendarmerie, particularly in .

UN Human Rights Chief Volker TÃŒrk renews his call on security forces to desist from unnecessary force & to uphold the rights to free association and peaceful assembly.

🇲🇬 2 oktobra : 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗌 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗜𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗌 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝘀𝘆 𝗙𝗮𝗺𝗜𝗶𝗮𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗛𝗲𝗿𝗶𝘀𝗲𝘁𝗿𝗮Ankehitriny mihoatra noho ny rahampitso, mila fan...
02/10/2025

🇲🇬 2 oktobra : 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗌 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗜𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗌 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝘀𝘆 𝗙𝗮𝗺𝗜𝗶𝗮𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗛𝗲𝗿𝗶𝘀𝗲𝘁𝗿𝗮

Ankehitriny mihoatra noho ny rahampitso, mila fandriampahalemana, fifampiresahana ary fifanajana i Madagasikara.

Araka ny tenin’i Gandhi : « Vonona aho ny ho faty ho an’ny antony maro, fa tsy hamono noho ny antony iray akory. »

Amin'izao andro iraisam-pirenena ho an'ny Tsy Fampiasana Herisetra izao dia miantso ny vahoaka Malagasy izahay mba hiaro ny zony amim-panajana sy tsy amin-kerisetra.
Miantso ny fanjakana sy ny andrim-panjakana izahay mba hihaino, hiaro ary hifampiresaka fa tsy hampiasa hery famoretana.

Ny tsy fampiasana herisetra dia tsy midika fahalemena, fa hery ara-moraly izay hany afaka manangana firenena mirindra sy ara-drariny. ✊⚖

Alliance des Juristes Miaramita

------------------

🇲🇬 2nd of October : 𝗜𝗻𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝗌𝗻𝗮𝗹 𝗗𝗮𝘆 𝗌𝗳 𝗡𝗌𝗻-𝗩𝗶𝗌𝗹𝗲𝗻𝗰𝗲

Today, more than ever, Madagascar needs peace, dialogue, and mutual respect.
As Gandhi reminded us: “I am prepared to die for many causes; but there is not one cause for which I am prepared to kill.”

In this International day of Non-violence, we call upon the Malagasy people to defend their rights with dignity, without hatred or violence.
We call upon the Government and institutions to listen, to protect, and to engage in dialogue instead of repression.

Non-violence is not weakness; it is a moral strength, the only path to building a just and united Nation. ✊⚖

Alliance des Juristes Miaramita - AJM

--------------

🇲🇬 02 octobre : 𝗝𝗌𝘂𝗿𝗻𝗲́𝗲 𝗶𝗻𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝗌𝗻𝗮𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗡𝗌𝗻-𝗩𝗶𝗌𝗹𝗲𝗻𝗰𝗲

Aujourd’hui plus que jamais, Madagascar a besoin de paix, de dialogue et de respect mutuel.
Comme le rappelle Gandhi : « Je suis prêt à mourir pour plusieurs causes ; à tuer pour aucune. »

Nous profitons de cette journée internationale de la Non-violence pour appeler le peuple malgache à défendre ses droits avec dignité et sans haine.
Nous appelons également le gouvernement et les institutions à écouter, protéger et dialoguer au lieu de réprimer.

La non-violence n’est pas faiblesse : c’est une force morale, la seule capable de bâtir une Nation juste et unie. ✊⚖

Alliance des Juristes Miaramita - AJM

✅ 𝟎 𝗠𝗔𝗥𝗧𝗊𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟱 – 𝗧𝗔𝗙𝗜𝗧𝗔 𝗊𝗢𝗔 𝗔𝗠𝗔𝗡-𝗧𝗊𝗔𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗥𝗘𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗢𝗧𝗘𝗡𝗔🎉 Tontosa soa aman-tsara androany tao amin’...
08/03/2025

✅ 𝟎 𝗠𝗔𝗥𝗧𝗊𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟱 – 𝗧𝗔𝗙𝗜𝗧𝗔 𝗊𝗢𝗔 𝗔𝗠𝗔𝗡-𝗧𝗊𝗔𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗥𝗘𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗢𝗧𝗘𝗡𝗔

🎉 Tontosa soa aman-tsara androany tao amin’ny Maison de l’Entrepreneuriat ny fiofanana ho an’ny reny mananotena, izay nitondra ny lohateny "𝐈𝐫𝐞𝐚 𝐳𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐞𝐚 𝐚𝐊𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚".

👏 Fisaorana sy fankasitrahana ho an’ireo reny nanatrika, ireo mpampiofana nizara fahalalana, ary ireo rehetra nanohana sy nandray anjara tamin’ny fahatomombanan’ity hetsika ity!

🎯 Tanjonay ny hanampy ireo vehivavy mananotena hahafantatra sy hahazo tombony amin’ny zony, ka ho afaka hanorina hoavy matanjaka amin’ny sehatry ny fandraharahana sy eo amin’ny fiainana.



--------

✅ 𝟎 𝗺𝗮𝗿𝘀 𝟮𝟬𝟮𝟱 - 𝗙𝗢𝗥𝗠𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗥É𝗚𝗊𝗊𝗜𝗘 𝗣𝗢𝗚𝗥 𝗟𝗘𝗊 𝗠È𝗥𝗘𝗊 𝗖É𝗟𝗜𝗕𝗔𝗧𝗔𝗜𝗥𝗘𝗊

🎉 La formation pour les mÚres célibataires, intitulée "𝐋𝐞𝐬 𝐝𝐫𝐚𝐢𝐭𝐬 𝐞𝐭 𝐥'𝐚𝐮𝐭𝐚𝐧𝐚𝐊𝐢𝐬𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝐊Ú𝐫𝐞𝐬 𝐜é𝐥𝐢𝐛𝐚𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥'𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞𝐩𝐫𝐞𝐧𝐞𝐮𝐫𝐢𝐚𝐭", s'est déroulée avec succÚs à la Maison de l'Entrepreneuriat Ambohijatovo.

👏 Nous adressons nos remerciements et notre reconnaissance aux mÚres présentes, aux formatrices juristes qui ont partagé leurs connaissances, ainsi qu'à tous ceux qui ont contribué à la réussite de cet événement.

🎯 Notre objectif est d'aider les mÚres célibataires à connaître et bénéficier de leurs droits, afin qu'elles puissent construire un avenir solide dans le domaine de l'entrepreneuriat et dans leur vie professionnelle.

Ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy dia fantaro "𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒛𝒐𝒏'𝒏𝒚 𝒗𝒆𝒉𝒊𝒗𝒂𝒗𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒐𝒕𝒆𝒏𝒂 𝒆𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏...
07/03/2025

Ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy dia fantaro "𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒛𝒐𝒏'𝒏𝒚 𝒗𝒆𝒉𝒊𝒗𝒂𝒗𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒐𝒕𝒆𝒏𝒂 𝒆𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒔𝒆𝒉𝒂𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒉𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂".

Izany dia hotanterahana amin'ny 𝐬𝐚𝐛𝐚𝐭𝐬𝐲 𝟖 𝐊𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓 ao amin'ny 𝐌𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧 𝐝𝐞 𝐥'𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞𝐩𝐫𝐞𝐧𝐞𝐮𝐫𝐢𝐚𝐭 𝐀𝐊𝐛𝐚𝐡𝐢𝐣𝐚𝐭𝐚𝐯𝐚, amin'ny 𝟗 𝐚𝐫𝐚 𝐊𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚.

Ireo mpiantsehatra:

🔞RANDRIANANJASON Diamondra, Sekretera Jeneraly
🔞RAZONARISON Harifera, Sekretera Jeneraly
🔞AMBININJANAHARY Larissa, Mpitambola

Ho antsika izay te hanatrika an'izany dia asaina handefa hafatra miafina (MP) ato amin'ny pejy.

Mankasitraka.


31/12/2024

🎊Ho taona zina ho antsika rehetra ity taona 2025 ity 🎉

25/12/2024

🌲À tous ceux qui illuminent notre parcours, que ce Noël réchauffe vos cœurs et dépose en vos vies la douceur et l’espérance dont nous avons tant besoin. Merci d’être une source de motivation et d’inspiration pour nous🌲

L'Alliance des Juristes Miaramita - AJM

📢 𝗭𝗌 𝘀𝘆 𝗮𝗱𝗶𝗱𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗌𝗹𝗌𝗺-𝗜𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗶𝗳𝗶𝗱𝘆Ny zo hifidy dia andry fototra amin’ny demokrasia. Ekena maneran-tany amin’ny a...
11/12/2024

📢 𝗭𝗌 𝘀𝘆 𝗮𝗱𝗶𝗱𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗌𝗹𝗌𝗺-𝗜𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗶𝗳𝗶𝗱𝘆

Ny zo hifidy dia andry fototra amin’ny demokrasia. Ekena maneran-tany amin’ny alalan’ny fifanarahana iraisam-pirenena maro izy io ary voarakitra ao anatin’ny Lalàmpanorenana Malagasy. Ity zo ity dia manome fahefana antsika tsirairay handray anjara amin’ny fanapahan-kevitra lehibe izay mandrafitra ny fiarahamonina.

𝙁𝙞𝙖𝙧𝙀𝙫𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙧𝙖𝙞𝙚𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙯𝙀 𝙝𝙞𝙛𝙞𝙙𝙮

🌍 𝘕𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘮𝘣𝘢𝘳𝘢̀𝘯𝘢 𝘐𝘳𝘢𝘪𝘎𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘊𝘯𝘊𝘯𝘢 momban'𝘯𝘺 𝘡𝘰𝘯’𝘰𝘭𝘰𝘮𝘣𝘊𝘭𝘰𝘯𝘢 (𝘋𝘜𝘋𝘏, 1948)
Andininy faha-21 : Manana zo handray anjara amin’ny fitondrana ny raharaham-panjakana ny tsirairay, mivantana na amin’ny alalan’ny solontena voafidy malalaka.

🌍 𝘍𝘪𝘧𝘢𝘯𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘳𝘢𝘪𝘎𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘊𝘯𝘊𝘯𝘢 𝘮𝘪𝘬𝘢𝘎𝘪𝘬𝘢 𝘯𝘺 𝘻𝘰𝘯'𝘰𝘭𝘰𝘮𝘣𝘊𝘭𝘰𝘯𝘢 𝘎𝘪𝘷𝘪𝘭𝘺 𝘎𝘺 𝘱𝘰𝘭𝘪𝘵𝘪𝘬𝘢 (𝘗𝘐𝘋𝘊𝘗, 1966)
Andininy faha-25 : Manana zo hifidy sy hofidiana ny olom-pirenena rehetra, amin’ny alalan’ny fifidianana madio, matetika ary atao am-pahamarinana.

🌍 𝘍𝘪𝘧𝘢𝘯𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘰𝘮𝘣𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘧𝘰𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘬𝘢𝘷𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘳𝘊𝘩𝘊𝘵𝘳𝘢 𝘮𝘪𝘧𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘪𝘬𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯'𝘯𝘺 𝘷𝘊𝘩𝘪𝘷𝘢𝘷𝘺 (𝘊𝘌𝘋𝘈𝘞, 1979)
Andininy faha-7 : Antoka ny zo mitovy eo amin’ny vehivavy sy ny lehilahy amin’ny fifidianana sy ny fahazoana toerana voafidy.

🌍 𝘕𝘺 𝘚𝘢𝘵𝘢𝘯’𝘪 𝘈𝘧𝘳𝘪𝘬𝘢 𝘮𝘰𝘮𝘣𝘢 𝘯𝘺 𝘡𝘰𝘯’𝘰𝘭𝘰𝘮𝘣𝘊𝘭𝘰𝘯𝘢 𝘎𝘺 𝘯𝘺 𝘝𝘢𝘩𝘰𝘢𝘬𝘢 (𝘊𝘈𝘋𝘏𝘗, 1981)
Andininy faha-13 : Manana zo handray anjara amin’ny fitantanana ny raharaham-panjakana ny olom-pirenena rehetra, mivantana na amin’ny alalan’ny solontena voafidy malalaka.

🌍 𝘍𝘪𝘧𝘢𝘯𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘪𝘬𝘢𝘎𝘪𝘬𝘢 𝘯𝘺 𝘻𝘰𝘯'𝘯𝘺 𝘰𝘭𝘰𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘧𝘢𝘩𝘢𝘎𝘊𝘮𝘣𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 (𝘊𝘋𝘗𝘏, 2006)
Andininy faha-29 : Manan-jo hifidy sy hofidiana ny olona sembana, amin’ny toe-javatra mitovy sy azo idirana.

🇲🇬 𝙕𝙀 𝙫𝙀𝙖𝙚𝙀𝙧𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙀 𝙖𝙣𝙖𝙩𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙇𝙖𝙡𝙖̀𝙢𝙥𝙖𝙣𝙀𝙧𝙚𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙚𝙮, 𝙍𝙚𝙥𝙀𝙗𝙡𝙞𝙠𝙖 𝙛𝙖𝙝𝙖-𝙄𝙑 𝙖𝙀 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙖𝙣𝙙𝙞𝙣𝙞𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙖-5 :
"𝘕𝘺 𝘷𝘢𝘩𝘰𝘢𝘬𝘢 𝘪𝘻𝘢𝘺 𝘪𝘱𝘰𝘪𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘊𝘧𝘢𝘯𝘢 𝘳𝘊𝘩𝘊𝘵𝘳𝘢 𝘯𝘰 𝘮𝘢𝘎𝘪-𝘮𝘢𝘯𝘥𝘪𝘥𝘺 𝘬𝘢 𝘮𝘢𝘮𝘱𝘪𝘢𝘎𝘢 𝘪𝘻𝘢𝘯𝘺 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘢𝘭𝘢̀𝘭𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘎𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘊𝘯𝘢𝘯𝘺 𝘭𝘢𝘯𝘺 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘢𝘭𝘢̀𝘭𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘧𝘪𝘥𝘪𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘪𝘎𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘳𝘊𝘩𝘊𝘵𝘳𝘢 𝘢𝘯𝘫𝘢𝘳𝘢 𝘮𝘪𝘷𝘢𝘯𝘵𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘢 𝘵𝘎𝘺 𝘮𝘪𝘷𝘢𝘯𝘵𝘢𝘯𝘢, 𝘯𝘢 𝘬𝘰𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘢𝘭𝘢𝘭𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘵𝘎𝘢𝘱𝘢𝘯- 𝘬𝘊𝘷𝘪-𝘣𝘢𝘩𝘰𝘢𝘬𝘢. 𝘛𝘎𝘺 𝘮𝘪𝘎𝘺 𝘮𝘪𝘩𝘪𝘵𝘎𝘺 𝘢𝘮𝘱𝘢𝘩𝘢𝘯𝘺 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘷𝘢𝘩𝘰𝘢𝘬𝘢, 𝘯𝘢 𝘰𝘭𝘰𝘯-𝘵𝘰𝘬𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘩𝘢𝘻𝘰 𝘮𝘢𝘯𝘊𝘯𝘥𝘳𝘺 𝘵𝘊𝘯𝘢 𝘩𝘢𝘮𝘱𝘪𝘢𝘎𝘢 𝘪𝘻𝘢𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘊𝘧𝘢𝘯𝘢 𝘧𝘊𝘯𝘰 𝘪𝘻𝘢𝘯𝘺."

𝐍𝐚𝐡𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐊𝐢𝐥𝐚 𝐊𝐢𝐟𝐢𝐝𝐲?
✅ Maneho ny hevitrao.
✅ Mandray anjara amin’ny fanapahan-kevitra misy fiantraikany aminao.
✅ Miaro ny zony sy ny soatoavinao.

Andao, hifandray ary hanome lanja ny feontsika amin’ny fifidianana!

𝙉𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙚𝙝𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙛𝙞𝙙𝙮 𝙙𝙞𝙖 𝙢𝙞𝙙𝙞𝙠𝙖 𝙛𝙖 𝙢𝙥𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙮 𝙖𝙣𝙟𝙖𝙧𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙢𝙥𝙖𝙣𝙟𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙙𝙚𝙢𝙀𝙠𝙧𝙖𝙚𝙞𝙖 𝙞𝙚𝙞𝙠𝙖!



-----------------------

📢 𝗩𝗌𝘁𝗲𝗿 : 𝘂𝗻 𝗱𝗿𝗌𝗶𝘁 𝗲𝘁 𝘂𝗻 𝗱𝗲𝘃𝗌𝗶𝗿 𝗜𝗌𝘂𝗿 𝗰𝗵𝗮𝗟𝘂𝗲 𝗰𝗶𝘁𝗌𝘆𝗲𝗻

Le droit de vote est un pilier essentiel de la démocratie. Reconnu par de nombreux textes internationaux et consacré dans la Constitution de Madagascar, il incarne la participation de chacun dans les grandes décisions qui façonnent notre société.

𝙇𝙚𝙚 𝙜𝙖𝙧𝙖𝙣𝙩𝙞𝙚𝙚 𝙞𝙣𝙩𝙚𝙧𝙣𝙖𝙩𝙞𝙀𝙣𝙖𝙡𝙚𝙚 𝙙𝙪 𝙙𝙧𝙀𝙞𝙩 𝙙𝙚 𝙫𝙀𝙩𝙚

🌍 𝘋𝘊́𝘀𝘭𝘢𝘳𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘶𝘯𝘪𝘷𝘊𝘳𝘎𝘊𝘭𝘭𝘊 𝘥𝘊𝘎 𝘥𝘳𝘰𝘪𝘵𝘎 𝘥𝘊 𝘭’𝘩𝘰𝘮𝘮𝘊 (𝘋𝘜𝘋𝘏,1948)
• Article 21 : Toute personne a le droit de prendre part à la direction des affaires publiques, directement ou par des représentants librement choisis.

🌍 𝘗𝘢𝘀𝘵𝘊 𝘪𝘯𝘵𝘊𝘳𝘯𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯𝘢𝘭 𝘳𝘊𝘭𝘢𝘵𝘪𝘧 𝘢𝘶𝘹 𝘥𝘳𝘰𝘪𝘵𝘎 𝘀𝘪𝘷𝘪𝘭𝘎 𝘊𝘵 𝘱𝘰𝘭𝘪𝘵𝘪𝘲𝘶𝘊𝘎 (𝘗𝘐𝘋𝘊𝘗, 1966)
• Article 25 : Tout citoyen a le droit de voter et d’être élu, dans le cadre d’élections périodiques honnêtes, au suffrage universel, égal et au scrutin secret.

🌍 𝘊𝘰𝘯𝘷𝘊𝘯𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘎𝘶𝘳 𝘭’𝘊́𝘭𝘪𝘮𝘪𝘯𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘥𝘊 𝘵𝘰𝘶𝘵𝘊𝘎 𝘭𝘊𝘎 𝘧𝘰𝘳𝘮𝘊𝘎 𝘥𝘊 𝘥𝘪𝘎𝘀𝘳𝘪𝘮𝘪𝘯𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘢̀ 𝘭’𝘊́𝘚𝘢𝘳𝘥 𝘥𝘊𝘎 𝘧𝘊𝘮𝘮𝘊𝘎 (𝘊𝘌𝘋𝘈𝘞, 1979)
• Article 7 : Les États garantissent aux femmes les mêmes droits qu’aux hommes pour voter et être élues.

🌍 𝘊𝘩𝘢𝘳𝘵𝘊 𝘢𝘧𝘳𝘪𝘀𝘢𝘪𝘯𝘊 𝘥𝘊𝘎 𝘥𝘳𝘰𝘪𝘵𝘎 𝘥𝘊 𝘭’𝘩𝘰𝘮𝘮𝘊 𝘊𝘵 𝘥𝘊𝘎 𝘱𝘊𝘶𝘱𝘭𝘊𝘎 (𝘊𝘈𝘋𝘏𝘗, 1981)
• Article 13 : Tout citoyen a le droit de participer à la direction des affaires publiques de son pays, soit directement, soit par des représentants librement choisis.

🌍 𝘊𝘰𝘯𝘷𝘊𝘯𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘳𝘊𝘭𝘢𝘵𝘪𝘷𝘊 𝘢𝘶𝘹 𝘥𝘳𝘰𝘪𝘵𝘎 𝘥𝘊𝘎 𝘱𝘊𝘳𝘎𝘰𝘯𝘯𝘊𝘎 𝘩𝘢𝘯𝘥𝘪𝘀𝘢𝘱𝘊́𝘊𝘎 (𝘊𝘋𝘗𝘏, 2006)
• Article 29 : Les personnes handicapées ont le droit de voter et d’être élues dans des conditions d’égalité et d’accessibilité.

𝘌 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙚𝙘𝙖𝙧 : 𝙪𝙣 𝙙𝙧𝙀𝙞𝙩 𝙞𝙣𝙚𝙘𝙧𝙞𝙩 𝙙𝙖𝙣𝙚 𝙡𝙖 𝘟𝙀𝙣𝙚𝙩𝙞𝙩𝙪𝙩𝙞𝙀𝙣 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙚𝙮 𝙙𝙚 2010, article 5 :
" 𝘓𝘢 𝘎𝘰𝘶𝘷𝘊𝘳𝘢𝘪𝘯𝘊𝘵𝘊́ 𝘢𝘱𝘱𝘢𝘳𝘵𝘪𝘊𝘯𝘵 𝘢𝘶 𝘱𝘊𝘶𝘱𝘭𝘊, 𝘎𝘰𝘶𝘳𝘀𝘊 𝘥𝘊 𝘵𝘰𝘶𝘵 𝘱𝘰𝘶𝘷𝘰𝘪𝘳, 𝘲𝘶𝘪 𝘭’𝘊𝘹𝘊𝘳𝘀𝘊 𝘱𝘢𝘳 𝘎𝘊𝘎 𝘳𝘊𝘱𝘳𝘊́𝘎𝘊𝘯𝘵𝘢𝘯𝘵𝘎 𝘊́𝘭𝘶𝘎 𝘢𝘶 𝘎𝘶𝘧𝘧𝘳𝘢𝘚𝘊 𝘶𝘯𝘪𝘷𝘊𝘳𝘎𝘊𝘭 𝘥𝘪𝘳𝘊𝘀𝘵 𝘰𝘶 𝘪𝘯𝘥𝘪𝘳𝘊𝘀𝘵, 𝘰𝘶 𝘱𝘢𝘳 𝘭𝘢 𝘷𝘰𝘪𝘊 𝘥𝘶 𝘳𝘊𝘧𝘊𝘳𝘊𝘯𝘥𝘶𝘮. 𝘈𝘶𝘀𝘶𝘯𝘊 𝘧𝘳𝘢𝘀𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘥𝘶 𝘱𝘊𝘶𝘱𝘭𝘊, 𝘯𝘪 𝘢𝘶𝘀𝘶𝘯 𝘪𝘯𝘥𝘪𝘷𝘪𝘥𝘶 𝘯𝘊 𝘱𝘊𝘶𝘵 𝘎’𝘢𝘵𝘵𝘳𝘪𝘣𝘶𝘊𝘳 𝘭’𝘊𝘹𝘊𝘳𝘀𝘪𝘀𝘊 𝘥𝘊 𝘭𝘢 𝘎𝘰𝘶𝘷𝘊𝘳𝘢𝘪𝘯𝘊𝘵𝘊́."

𝙋𝙀𝙪𝙧𝙊𝙪𝙀𝙞 𝙫𝙀𝙩𝙚𝙧 ?
✅ Exprimer vos convictions.
✅ Participer aux décisions qui vous concernent.
✅ Défendre vos droits et vos valeurs.

Ensemble, faisons entendre nos voix et construisons un avenir qui reflÚte nos aspirations.

𝙑𝙀𝙩𝙚𝙧, 𝙘'𝙚𝙚𝙩 𝙥𝙖𝙧𝙩𝙞𝙘𝙞𝙥𝙚𝙧 𝙖𝙘𝙩𝙞𝙫𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩 𝙖̀ 𝙡'𝙞𝙣𝙚𝙩𝙖𝙪𝙧𝙖𝙩𝙞𝙀𝙣 𝙙𝙚 𝙡𝙖 𝙙𝙚́𝙢𝙀𝙘𝙧𝙖𝙩𝙞𝙚 !

09/12/2024

🇲🇬Ny 9 Desambra no andro iraisam-pirenena ho an'ny ady amin'ny kolikoly.

🇚🇵Le 9 décembre est la Journée internationale de la lutte contre la corruption.

🇺🇲December 9 is the International Anti-Corruption Day.

🇲🇬 𝟑𝟎 𝐧𝐚𝐯𝐚𝐊𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟒 - 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐭𝐚𝐚 𝐳𝐚𝐭𝐚 : 𝐋𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐊-𝐩𝐢𝐭𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐀𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐥𝐥𝐢𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐉𝐮𝐫𝐢𝐬𝐭𝐞𝐬 𝐌𝐢𝐚𝐫𝐚𝐊𝐢𝐭𝐚 -...
07/12/2024

🇲🇬 𝟑𝟎 𝐧𝐚𝐯𝐚𝐊𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟒 - 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐭𝐚𝐚 𝐳𝐚𝐭𝐚 : 𝐋𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐊-𝐩𝐢𝐭𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐀𝐚𝐊𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐥𝐥𝐢𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐉𝐮𝐫𝐢𝐬𝐭𝐞𝐬 𝐌𝐢𝐚𝐫𝐚𝐊𝐢𝐭𝐚 - 𝐀𝐉𝐌

Ny 30 Novambra 2024, ny Alliance des Juristes Miaramita (AJM) dia nanamarika dingana lehibe teo amin’ny tantarany tamin’ny fahatontosana ny lanonam-pitokanana ofisialy. Ity hetsika ity, izay niavaka tamin’ny fifampizarana, firaisankina ary fifanakalozan-kevitra nahomby, dia hitoetra ao an-tsain’ny rehetra nandray anjara.

Maneho fisaorana sy fankasitrahana tanteraka ho an'ireo olona rehetra nandray anjara tamin'ny fahombiazan'ity andro ity izahay:

Ho an’ireo nasaina manokana, indrindra indrindra 𝐑𝐚𝐊𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐄𝐬𝐚𝐚𝐯𝐞𝐥𝐚𝐊𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐬𝐚 𝐅𝐚𝐫𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧𝐚, Sojabe an’ny "Faculté de Droit et des Sciences Politiques", izay nanaiky tamim-pitiavana ny maha-reny mpiahy ny lanonana. Ny kabariny feno aingam-panahy sy vina dia nandrisika anay hanohy hatrany ny ezaka ho fampivomdronana ireo mpahay lalàna.

Ho an’ireo mpiara-miombon’antoka, izay nanampy betsaka tamin’ny fandaminana sy ny fahombiazan’ny hetsika.

Ho an’ireo rehetra nandray anjara tamin’ny fanampiana, na ara-bola izany, na ara-pitaovana, na ara-potoana. Noho ny fahafoizan-tenanareo, dia afaka nanangona vola izahay izay hanana fiantraikany mivantana amin'ny fiainan’ireo olona voakasik’izany.

📌 𝐀𝐫𝐲 𝐊𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 ?
Faly izahay mampahafantatra fa ho avy tsy ho ela ny fanolorana ofisialy ireo fanampiana voaangona. Ity hetsika ity dia mampiseho ny firaisankinan’ny fikambanana AJM sy ny fanohanany ny soatoavina ara-piaraha-monina sy fifanampiana. Ho zarainay tsy ho ela koa ny vaovao sy ny sary mikasika io fotoana io.

Mamerina ny fisaorana antsika rehetra noho ny fandraisana anjara, ny fahatongavana ary ny fitokisana. Ity no dingana voalohany amin’ny dia iray miavaka izay hirosoana miaraka, isan’andro, sy tanana mifandray.

Alliance des Juristes Miaramita – AJM

---------------------------------------------------------------

🇚🇵 𝟑𝟎 𝐧𝐚𝐯𝐞𝐊𝐛𝐫𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟒 - 𝐔𝐧 𝐊𝐚𝐊𝐞𝐧𝐭 𝐊é𝐊𝐚𝐫𝐚𝐛𝐥𝐞 : 𝐂é𝐫é𝐊𝐚𝐧𝐢𝐞 𝐚𝐟𝐟𝐢𝐜𝐢𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐝’𝐢𝐧𝐚𝐮𝐠𝐮𝐫𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧 𝐝𝐞 𝐥’𝐀𝐉𝐌 !

Le 30 novembre 2024, l’Alliance des Juristes Miaramita (AJM) a marqué une étape importante de son histoire avec son inauguration officielle. Cet événement, empreint de convivialité, d’échanges constructifs et de solidarité, restera gravé dans les mémoires de tous ceux qui y ont participé.

Nous souhaitons exprimer notre profonde gratitude à toutes les personnes qui ont contribué à faire de cette journée une réussite :

À nos invités d’honneur, notamment 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐊𝐞 𝐄𝐬𝐚𝐚𝐯𝐞𝐥𝐚𝐊𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐬𝐚 𝐅𝐚𝐫𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧𝐚, Doyenne de la Faculté de Droit et des Sciences Politiques, qui a généreusement accepté d’être la marraine de cet événement. Son discours inspirant et visionnaire a renforcé notre engagement envers l’unité des juristes.

À nos partenaires, dont le soutien a été déterminant dans l’organisation et le succÚs de cette journée.

À tous ceux et celles qui ont participé à la collecte de dons, que ce soit par leurs contributions financiÚres, matérielles ou en temps. Grâce à votre générosité, nous avons pu collecter des fonds qui auront un impact direct et positif dans la vie des bénéficiaires identifiés.

📌 𝐄𝐭 𝐚𝐩𝐫Ú𝐬 ?
Nous sommes ravis de vous annoncer que la remise officielle des dons collectés sera bientÃŽt effectuée. Cet acte de solidarité témoigne de l’engagement de l’AJM envers les valeurs de justice sociale et d’entraide. Nous partagerons trÚs prochainement des nouvelles et des images de ce moment fort.

Merci encore à toutes et à tous pour votre engagement, votre présence et votre confiance. Ce n’est que le début d’une belle aventure collective que nous construirons, jour aprÚs jour, main dans la main.

Alliance des Juristes Miaramita – AJM

🇲🇬 Hatramin’ny taona 1992, noho ny hetsiky ny Firenena Mikambana, natokana ho andro maneran-tany ho an’ny olona manana f...
03/12/2024

🇲🇬 Hatramin’ny taona 1992, noho ny hetsiky ny Firenena Mikambana, natokana ho andro maneran-tany ho an’ny olona manana fahasembanana ny 3 Desambra. Ity andro ity dia natao hanentanana ny olona momba ny zava-misy iainan’ny olona manana fahasembanana sy hiarovana ny fahamendrehana, ny zo ary ny fahasambaran’izy ireo.






🇚🇵 Depuis 1992, à l'initiative de l'ONU, le 3 décembre est consacré à la Journée internationale des personnes handicapées. Cette journée a pour but de sensibiliser le public aux réalités des handicaps et de défendre la dignité, les droits et le bien-être de toutes les personnes concernées.

́einternationale


́es


🇺🇲 Since 1992, at the initiative of the United Nations, December 3rd has been designated as the International Day of Persons with Disabilities. This day aims to raise public awareness about the realities faced by people with disabilities and to advocate for their dignity, rights, and well-being.





Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alliance des Juristes Miaramita - AJM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share