Association Mahatsangy

Association Mahatsangy Association à but non lucratif œuvrant dans le domaine du développement humanitaire

🎉 Clôture de la formation Projet TADY  🎉C’est avec une immense joie que nous annonçons la fin de la formation du Projet ...
17/04/2026

🎉 Clôture de la formation Projet TADY 🎉
C’est avec une immense joie que nous annonçons la fin de la formation du Projet Tady, qui s’est achevée aujourd’hui, après 9 jours intenses, par une cérémonie de remise de certificats.
👏 Au total, 200 participantes ont été formées et certifiées, dont une cinquantaine en situation d'handicap, marquant une étape importante dans leur parcours d’autonomisation et de renforcement de compétences.
✨ Parmi elles, 32 femmes auront l’opportunité de franchir une nouvelle étape en bénéficiant de kits de démarrage pour concrétiser leurs projets.
Nous félicitons chaleureusement toutes les participantes pour leur engagement et leur détermination, et adressons nos sincères remerciements à tous ceux qui ont contribué à la réussite de ce projet.
Une initiative du Ministère des Affaires Etrangères de Madagascar, Direction de la Diaspora, financé par Agence France de Développement, avec l'appui technique et la gestion financière d'Expertise France, en partenariat avec l'IRD et l'OIM 🥀
L’aventure ne fait que commencer ! 💪🌱

Tontosa ny 8 Aprily 2026 ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy n'y tetik'asa mitondra ny lohateny hoe"Autonomisation inc...
09/04/2026

Tontosa ny 8 Aprily 2026 ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy n'y tetik'asa mitondra ny lohateny hoe"Autonomisation inclusive des femmes handicapées et valides pour un développement durable dans la région Analamanga" hiarahana amin'ny Projet TADY /Expertise France/Diaspora iray ao Frantsa/Association Mahatsangy 🥰
Tonga nanotrona sy nanome voninahitra ny lanonana ary nanokatra tamin'ny fomba ofisialy Ramatoa Raharinirina Clémence lehiben' ny Faritra Analamanga.
Taorian'izay dia natomboka avy hatrany n'y fiofanana ka vehivavy miisa 200 eto amin'ny Faritra Analamanga izay avy eto Antananarivo Avaradrano n'y ankamaroany.
Nialoan' ny fandraisam pitenenana misesy dia natomboka tamin'ny fanompoam pivavahana fitondrana am bavaka n'y tetik' asa n'y lanonana !🙏
Aharitra 9 andro ny fiofanana ka mpampiofana matihanina no hiarahana hisalahy amin'izany.
#

Tontosa ny 8 Aprily 2026 teny amin'ny Epace Andrindra ny lanonam-panokafana  ny tetik' asa hiarahana amin'ny Projet Tady...
09/04/2026

Tontosa ny 8 Aprily 2026 teny amin'ny Epace Andrindra ny lanonam-panokafana ny tetik' asa hiarahana amin'ny Projet Tady/Association Mahatsangy/Expertise France/ Diaspora France.
, mitondra ny lohateny hoe "Autonomisation inclusive des femmes handicapées et valides pour un développement durable dans la région Analamanga."
Tonga nanotrona sy nanokatra tamin'ny n'y fomba ofisialy ny lanonana ny lehiben' ny Faritra Analamanga.
Nialoan' ny fandraisam pitenenana misesy dia notanterahina n'y fitondrana ambavaka n'y tetik'asa
Vehivavy miisa 200 no hisitraka ny fiofanana ka 30 amin' 'ireo no ho vatsina fitaovana ho entina manokatra orinasa madinika , ireo sisa dia afaka hiarahiasa ao anatin'izany orinasa izany , afaka ampiasa ihany koa ny fahaiza manao norantovina teto amin' n'y fiofanana eny amin' n'y fiaraha monina izy ireo.
Aharitra 9 andro n'y fiofanana ka mpampiofana matihanina no hampiofana.

Isaorana ny Tompo fa tontosa androany ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ireo Tetik'asa niarahana amin'ny Ministeran'n...
06/03/2026

Isaorana ny Tompo fa tontosa androany ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ireo Tetik'asa niarahana amin'ny Ministeran'ny Raharahambahiny/AFD Expertise France /Association Mahatsangy.
176 no nangataka 30 no voafidy ary tao anatin'izany ny Association Mahatsangy hitondra ny Tetik'asa hoe "Fahaleovantena sy fanamafisana ny fizakan-tenan'ny vehivavy sembana sy vehivavy salama ho amin ny fampandrosoana maharitra eto amin ny Faritra Analamanga " 🙏🙏🙏

04/03/2026

FILAZANA

Tetik'asa Association Mahatsangy /AFD Expertise France

Manomboka androany ny fisoratana anarana ho an'ireo VEHIVAVY 80 , manana fahasembanana eo amin'ny tongotra eny amin'ny Faritra Avaradrano, ka te hisitraka ny fihofanana sy fanomezana fitaovana maimaimpoana enti-miainga hanokafana orin'asa madinika mahomby.
Izay liana dia afaka misoratra anarana eny amin'ny Kaominina Faritra Avaradrano akaiky azy indrindra na miantso mivantana ny
N° 033 03 103 99
Misaotra Tompoko

24/02/2026

Faly miarahaba antsika ❤️

Ho tohin'ny asa soa natao tamin'ny taona lasa: fananomezana solo tongotra maimaimpoana dia mitohy indray ny hetsika asa soa ataon'ny Association Mahatsangy.🤝

Manomboka ny volana Marsa dia hisy fiaraha miasa amin'ny Expertise France/Association Mahatsangy ho fampiofanana sy fanohanana vehivavy 200 eto amin' ny Faritra Antananarivo Avaradrano ka 80 amin'ireo dia vehivavy tapa tongotra mitondra solo tongotra na tsia.🤰

Aorian'izany dia hisy fanomezanana fitaovana entina miainga amin'ny fanokafana orin'asa madinika mahomby ho an' ireo voafidy mandritry ny fiofanana.

Ho lazaina miandalana eto ny fandaminana sy fisoratana anarana.

Misaotra tompoko🙏

Ny mpikambana rehetra ato amin'ny Association Mahatsangy dia mirary Krismasy sambatra sy fetin 'ny faran' ny taona mahaf...
31/12/2025

Ny mpikambana rehetra ato amin'ny Association Mahatsangy dia mirary Krismasy sambatra sy fetin 'ny faran' ny taona mahafinaritra.🙏
Sary vitsivitsy tamin'ny Fizarana fanomezana ho an' ireo avy ao amin ny fokontany Ambohibe Ilafy😍noho ny krismasy!

03/09/2025
29/08/2025
Isaorana ny Tompo fa tontosa androany ny fanokanana ny asa fanatsarana ny sekoly EPP Ambohipeno 🙏Ohabolana 23/23-25'MANA...
28/08/2025

Isaorana ny Tompo fa tontosa androany ny fanokanana ny asa fanatsarana ny sekoly EPP Ambohipeno 🙏Ohabolana 23/23-25
'MANAVAO HAFAHANA MANABE TSARA KOKOA "
" REHABILITER POUR MIEUX SERVIR "

Address

Nanisana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Mahatsangy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share