Fifaliana en Vogue

Fifaliana en Vogue Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fifaliana en Vogue, Antananarivo.

21/11/2025

Coucouu ohhh ❤️❤️

Andao tsika izara Credit 😄🍒Mentionneo ny namana i s’abonne am page 🍒Partage any amin’ny groupe🍒De soraty hoe “Jp Cerise”...
30/10/2025

Andao tsika izara Credit 😄
🍒Mentionneo ny namana i s’abonne am page
🍒Partage any amin’ny groupe
🍒De soraty hoe “Jp Cerise”

Ataotsika rapitso maraina ny fisarihana ho an’izay mahazo loka 🌝

Dispo de suite ny ensemble cerise 🍒 tsika ho an’izay anjifa

Manao livraison manerana ny nosy 🇲🇬

30/10/2025

Andao asintsika Jeu fa nangingina izy izany🤩

Aiza daholo ianareo ry manja 😍🧏‍♀️ Boucle Creole lamaody be foana amin’ny fotoana rehetra🤩Vidiny 7.000Ar ✨Alefao ny comm...
29/10/2025

Aiza daholo ianareo ry manja 😍🧏‍♀️
Boucle Creole lamaody be foana amin’ny fotoana rehetra🤩
Vidiny 7.000Ar ✨
Alefao ny commande ary 😉

Manao livraison manerana ny nosy izahay 📦

Alarobia tsy miverina hoy Ntaolo 🗓️Dia andao asitsika zavatra miavaka be androany na resaka entana io na resaka prix io💃...
29/10/2025

Alarobia tsy miverina hoy Ntaolo 🗓️
Dia andao asitsika zavatra miavaka be androany na resaka entana io na resaka prix io💃
Fa mitohy foana ny lalao antsika Jeu d’interaction anh👀🤩

🌸🌸🌸🌸 Prix mora beeeee foanaa 🌿 MP MP 📥
28/10/2025

🌸🌸🌸🌸

Prix mora beeeee foanaa 🌿

MP MP 📥

🌿Ireto indray ny arrivage androany 8.000Ar daholo 🌿 MP ary manao commande fa livrenay rapitso ihany 📥
28/10/2025

🌿Ireto indray ny arrivage androany 8.000Ar daholo 🌿

MP ary manao commande fa livrenay rapitso ihany 📥

Coucouuuuu 🤩🤩 Efa ato daholo an🥳?? Ito indray ny LaLao Mobile Money  🌸 Mila manao partage Max izay publication alefanay ...
28/10/2025

Coucouuuuu 🤩🤩 Efa ato daholo an🥳??

Ito indray ny LaLao Mobile Money 🌸

Mila manao partage Max izay publication alefanay eto ianareo ( partage any an ) 🍀

Dia alefaso MP ny capture fa ho isainay mihitsy 🍀

Soraty eto @ commentaires hoe « Partage » 🍀

Bonne chance 🥳

🍀ARRIVAGE COLLIER EN ACIER INOXYDABLE 🍀🌷 Ataontsika PRIX de LANCEMENT 8.000Ar 🌷 Afaka manao livraison manerana ny Nosy i...
27/10/2025

🍀ARRIVAGE COLLIER EN ACIER INOXYDABLE 🍀

🌷 Ataontsika PRIX de LANCEMENT 8.000Ar 🌷

Afaka manao livraison manerana ny Nosy izahay 🚕
Alefaso MP ary izay modèles tinareo 📥

Ny PARTAGE aza adinoooo 🫶🏻

Lasany indray izany aloha ny Credit Bojo androany 🎉Fa io izany tsy avelatsika raha tsy mahazo loka daholo ianareo 😋💃Arah...
27/10/2025

Lasany indray izany aloha ny Credit Bojo androany 🎉
Fa io izany tsy avelatsika raha tsy mahazo loka daholo ianareo 😋💃
Araho foana ny page dia aza adino ny mi-abonnée 🙄😁

27/10/2025

Efa nandray anjara daholo ve amin’ilay Jp credit fa ho valiantsika amin’izay afaka fotoana fohy 😮‍💨🙂‍↕️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fifaliana en Vogue posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Fifaliana en Vogue:

Share