ONG Sohimanga

ONG Sohimanga Offrir aux familles vulnérables des moyens de subsistance de base en créant des emplois et en améliorant leurs conditions de vie.

16/07/2026
Tsar'Bô de Reviv'Ala sera disponible au prix de 1250 Ariary au lieu de 1500 Ariary durant la FEPA à la MPE Nanisana du 2...
26/05/2026

Tsar'Bô de Reviv'Ala sera disponible au prix de 1250 Ariary au lieu de 1500 Ariary durant la FEPA à la MPE Nanisana du 28 au 31 mai 2026




22/05/2026

🌳☎️𝗔𝗻𝗱𝗮𝗼 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗵𝗶𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗵𝗶𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 hikajy sy hiaro ny tontolo iainana sy ny harena voajanahary tsy manam-paharoa eto Madagasikara.📱❌️

🏡𝗛𝗮𝗶𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮, 🐢𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗮𝗿𝗮-𝗱𝗮𝗹𝗮̀𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮𝗵𝗮𝗿𝘆, 💰𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗹𝗶𝗸𝗼𝗹𝘆, 🔥𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗱𝗼𝗿𝗼 𝘁𝗮𝗻𝗲𝘁𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗱𝗼𝗿𝗼 𝗮𝗹𝗮, 📣𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗿𝗮𝘀𝗲𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼.

✅️📱Aza misalasala isika miantso ireo 👇👇 laharana findray etsy ambany👇👇 ireo raha manam-baovao na fizarana hahafahanay mandray fepetra haingana.☎️👇👇

Un choix, un forêt protégée 🥰
22/05/2026

Un choix, un forêt protégée 🥰

HO FIAROVANA NY ALANTSIKA DIA HANDAO HANJIFA ARINA EKOLOJIKA TSAR'BÔ IZAY VOKARIN'I REVIV'ALA !

Ny tombotsoa mampiasa Tsar'Bô :

🌳Safidy iray, ala voaro : ny arina ekolojika Tsar'Bô dia namboarina amin'ny kirihatra, mba hisoroana ny fandripahan'Ala. Ny fampiasantsika Tsar'Bô dia miaro ny hoavin'ny zanantsika.

🔥 Mora mirehitra, mahamay tsara ary maharitra. Tsy manetroka.

💰 Amin'ny vidiny tena mirary, satria dia 1500 Ariary monja ny vidin'ny fonosana 1 (20 isa no ao anatiny)

🍳 Na olon-tsotra na mpisehatra amin'ny fivarotana hanimasaka dia afaka mampiasa azy avokoa

Ny fanjifana fonosana iray dia efa dingana iray miaro ny Ala sy manome lanjany ny loharanon-karena eo amin'ny toerana iray.

_______________________________________________________________________

POUR PROTEGER NOS FORETS, ACHETONS LE CHARBON ECOLOGIQUE TSAR'BÔ FABRIQUÉ PAR REVIV'ALA !

Les avantages d'utiliser Tsar'Bô :

🌳 Un choix, une forêt protégée : Fabriqué à base de déchets végétaux, Tsar'bô ne participe pas à la déforestation. Utiliser Tsar'Bô, c'est protéger l'avenir de nos enfants.

🔥 Il s'allume facilement, dégage une chaleur intense et dure longtemps. Moins de fumée.

💰Prix abordable, puisque le sachet de 20 pièces est à seulement 1500 Ariary.

🍳 Idéal pour la cuisson domestique ou encore la restauration.

Chaque paquet acheté est un pas de plus vers la préservation de nos forêts et la valorisation de nos ressources locales.

Charbon écologique TSAR'BÔ 🌞😍
17/04/2026

Charbon écologique TSAR'BÔ 🌞😍

06/01/2026

Address

Lot AK 46 Ankadikely Ilafy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 12:30

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ONG Sohimanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share