GBU Vontovorona

GBU Vontovorona "Connaître Christ et le faire connaître aux étudiants"

FANTATRAO ve ny Andriamanitra izay tompoinao?'Ndao hasiana fizarana kely ny amin' ny Étude Biblique izay natao tao amin'...
14/07/2026

FANTATRAO ve ny Andriamanitra izay tompoinao?

'Ndao hasiana fizarana kely ny amin' ny Étude Biblique izay natao tao amin'ny RG omaly eh😁
📖 Asa 17: 22 - 34 (fitoriana izay nataon'i Paoly tao Atena izay renivohitr'i Gresy).
Ireto olona tao Atena ireto dia nanompo andriamanitra maro be (nanompo sampy), ary ny andriamanitra izay notompon'izy ireo dia tsy fantany nefa izy ireo "fatratra-pivavaka" hoy i Paoly.
🎯 Ny tian'Andriamanitra Ray, Zanaka, Fanahy Masina dia isika manompo amin'ny fahafantarana Azy.
Iza Andriamanitra, Inona no tiaNy, inona no tsy tiaNy, sns...?
❌❌ Tsy ilay "RÉLIGIEUX" be, hoe mivavaka ny olona dia mba mivavaka ihany koa🤭, na hoe mila mivavaka hono fa.... (obligation), sns...

📌 Misy ny "Cellule d'étude Biblique"
📆 Isakin'ny Talata hariva
📍 Par Bloc ety amin'ny CUR

Boky sy asa soratra Kristianina izany koa ve dia hahaliana?➡️ Baiboly ihany ny ahy izao no mba fantatro sy mahaliana ahy...
11/07/2026

Boky sy asa soratra Kristianina izany koa ve dia hahaliana?
➡️ Baiboly ihany ny ahy izao no mba fantatro sy mahaliana ahy.

💡 Tongava amin'ity hetsika iray izay karakarainay Groupe Biblique Universitaire de Vontovorona (GBUV) ity, dia ny tenanao mihitsy no hamaly an'io fanontaniana io.
Telo andro ahitana :
📖 Fampirantiana sy fivarotana boky Kristiana, Baiboly, sns.
📚 Toerana hamakianao izay boky mahaliana anao.
🤝 Fifampazarana , fifanankalozana, resadresaka momban'ny fiainana sy ny finoana.

🎊 Herinandron'ny Literatiora
📆 28 - 29 - 30 Jolay
📍 Trois Chemins CUR Vontovorona

EFA ELA IZAY NO TSISY PUB TATO AMIN'NY PAGE EH !!'Ndao ary hatombontsika amin'ny ireo sary tamin'ny activité voalohany i...
09/07/2026

EFA ELA IZAY NO TSISY PUB TATO AMIN'NY PAGE EH !!

'Ndao ary hatombontsika amin'ny ireo sary tamin'ny activité voalohany indrindra tamin'ity taona 2026 ity eh😍
"EFA LERA" io ilay lohahevitra novohizina tamin'izany⌛.
20 Aprily 2026 no notanterahina izy ity
👉🏼 Mpitoriteny 11 : 9 — "Mifalia, ry zatovo, dieny mbola tanora ianao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin'ny andro fahatanoranao; ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao sy izay jeren'ny masonao; nefa aoka ho fantatrao fa ho entin'Andriamanitra hotsaraina ianao amin'izany rehetra izany."
Avy amin'io tenin'Andriamanitra no nitondran'i Zk Tiana Fanantenana ny hafatra.

🔔 Araho tsy tapaka ary ny page eh

Address

CUR Vontovorona
Antananarivo

Telephone

+261344209374

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GBU Vontovorona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share