Ambohimboromanga
- Home
- Madagascar
- Antananarivo
- Ambohimboromanga
Scout un jour scout pour toujours
Address
Antananarivo
101
Website
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Ambohimboromanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
Shortcuts
Category
Fileovan’ilay Afomanga
Ambohimboromanga dia fileovana manome fanabeazana skoto* ho an’ny tovolahy 16 hatr@ 19 taona. Aman-jatony maro ny tanora efa nandalo teto Ambohimboromanga hatr@ niorenany. Tsy tambo isaina ny voka-tsoa naterak’izany teo @mpikatroka tsirairay, nahatsara ny fiaraha-monina ary nanome aina ny firenena. Ankehitriny dia mitohy hatrany ny hezaka hanolotra fanabeazana raitra sy mahomby ho an’ireo tanora izay mbola volavolaina eto @fileovana.
Tarigetra : Fanasina sy Fahazavana
Tanjona :
- Vavolombelon’i Kristy