Association IZA

Association IZA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association IZA, Nonprofit Organization, Antananarivo.

C'est un plaisir pour l' Association IZA de collaborer avec l' UCM charité et les IT volunteers 😊Restez connectés, le pr...
15/04/2026

C'est un plaisir pour l' Association IZA de collaborer avec l' UCM charité et les IT volunteers 😊
Restez connectés, le projet est sur le feu 🔥


Feno fankasitrahana ny Pharmacie Ho Anao Ambohimangakely  izahay ato amin'ny Association IZA noho ny fanolorana fitaovam...
29/03/2026

Feno fankasitrahana ny Pharmacie Ho Anao Ambohimangakely izahay ato amin'ny Association IZA noho ny fanolorana fitaovam-pianarana sy fitaovam-pidiovana notanterahin'izy ireo anio, miampy torolalana momba ny fikolokoloina fahasalamana🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo 🤗

hatrany 😁

Ary ampiana hoe: rehefa zava-mahadomelina dia aza tsindromina!
27/02/2026

Ary ampiana hoe: rehefa zava-mahadomelina dia aza tsindromina!

16/02/2026

Indraidray dia isika fianakaviana mihitsy no manakana ny fialana zava-mahadomelina olona iray, matetika ankolaka. Antony anankiray ngeza be ity hazavaina anaty vidéo ity, entin'i Dr Voary VELONJARA Médecin Addictologue ho antsika.
👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻

Antony iray avy amin'ny fianakaviany mahatonga olona anaty zava-mahadomelina tsy mety tafala mihitsy. Fanazavana entin'i...
16/02/2026

Antony iray avy amin'ny fianakaviany mahatonga olona anaty zava-mahadomelina tsy mety tafala mihitsy.
Fanazavana entin'i Dr Voary VELONJARA Médecin Addictologue rahariva amin'ny 7ora sasany.

28/01/2026

Rehefa vita ve ny désintoxication na sevrage dia azo lazaina hoe sitrana ny olona iray. Valiny: TSIA!
Fanazavana entin'i Dr Voary VELONJARA Médecin Addictologue
👇🏻👇🏻👇🏻

Ankasitrahanay kosa aloha ilay fanapahan-kevitra hiala toaka, sigara, rongony amin'izao taom-baovao izao eee 👏🏻👏🏻👏🏻Ianao...
15/01/2026

Ankasitrahanay kosa aloha ilay fanapahan-kevitra hiala toaka, sigara, rongony amin'izao taom-baovao izao eee 👏🏻👏🏻👏🏻
Ianao koa misafidiana fahafahana 😉

08/01/2026

Tsy ny aina ihany hono no mihafohy noho ny toaka fa ny mahalehilahy ihany koa 🤪🤣🤣
Tandremo lesy zany 🤪

03/01/2026

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taom-baovao ny Association IZA. Mirary soa ho antsika rehetra dia samy ho tahian'Andriamanitra avokoa.
Izahay moa tonga dia miketrika be fa tsy misy ankiandriandry 😁
⛈️Na orana na tsy orana rihatanay foana 👊🏻
Dia aza adino ilay "bonne résolution" hiala toaka, sigara, paraky, rongony an 😉
hatrany
N.B: Nosoloina mozika tsy hatahorana ho mute ato amin'ny facebook ilay mozika ka tsy mifanaraka tsara ilay rythme.

30/12/2025

🚨 Anisan'ny signe ana fiankinan-doha ny manipulation psychologique et sociale izay ataon'ireo anatin'ny fiankinan-doha amin'ny zava-mahadomelina ka mahaketraka ireo olona akaiky sy tokantrano.
📢 Araho ary ity fanazavana entin'i Dr Voary VELONJARA Médecin Addictologue ity 👇🏻👇🏻👇🏻

🔔Aza atao excuses indray ny fety, hisotroana toaka mihoatra ny fefy 🙏🏻Manaova fety sambatra lavitry ny zava-mahadomelina...
23/12/2025

🔔Aza atao excuses indray ny fety, hisotroana toaka mihoatra ny fefy 🙏🏻
Manaova fety sambatra lavitry ny zava-mahadomelina daholo ooo😊

🎁🎁Manao Krismasy alohan'ny Krismasy izahay 😁Merci Rija Tahiana d'être passé 🙏🙏Merci pour la Bûche de Noël 🪵🪵Et merci aux...
20/12/2025

🎁🎁Manao Krismasy alohan'ny Krismasy izahay 😁
Merci Rija Tahiana d'être passé 🙏🙏
Merci pour la Bûche de Noël 🪵🪵
Et merci aux Disciples d'Escoffiers de Madagascar izay nanamboatra ito buche lehibe indrindra eto Afrika ito androany dia nizara azy ho anay ihany koa

Address

Antananarivo
103

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association IZA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share