Luxury Girl

Luxury Girl Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Luxury Girl, Community Center, Itaosy cité, .

Découvrez chaque semaine des produits pratiques et tendance pour la maison, le bureau et votre quotidien !
✨ Livraison rapide | 💬 Commandez facilement par message ou appeler le 034 84 764 10

11/02/2026
11/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rakoto Patty, Olivi Ah

🩺 Lahy tokana ny aina: Araha maso akaiky ny fahasalamanao!!!Ny fiakaran’ny tosi-drà tampoka dia matetika tsy mampitandri...
03/02/2026

🩺 Lahy tokana ny aina: Araha maso akaiky ny fahasalamanao!!!

Ny fiakaran’ny tosi-drà tampoka dia matetika tsy mampitandrina. Arovy ny fahasalamanao sy ny an’ireo olona tianao amin’ny alàlan’ity fitaovana fandraisana tension (Tensionmètre) matihanina ity.

✅ Nahoana no tokony hanana ianao?

Azo antoka: Hahafantaranao avy hatrany ny fiakarany na ny fidinany.

Tsotra sy mora ampiasaina: Mety amin’ny olona rehetra.

Mora entina: Afaka mandeha amin’ny "pile" na "chargeable".

Azo ampiasaina na aiza na aiza: Any an-trano, any am-piasana, na an-dalana.

🎆 Vidiny : 25.000ar

👉 Raiso ny fepetra dieny izao! ka aza misalasala ary mandefa mp na antsoy ny 0348476410 raha anao commande ianao.

🚛 Na alavitra ianao na akaiky dia misy livraison izahay

Misy mila goûter ve ato??? Jp ai @ commentaire
31/01/2026

Misy mila goûter ve ato??? Jp ai @ commentaire

MISAOTRA NY FARITRA REHETRA NAMETRAKA FITOKISANA TAMINAY ! 🙏Tena faly izahay ato amin’ny L'ART DE FRANÇAIS fa efa maro i...
25/01/2026

MISAOTRA NY FARITRA REHETRA NAMETRAKA FITOKISANA TAMINAY ! 🙏

Tena faly izahay ato amin’ny L'ART DE FRANÇAIS fa efa maro ianareo manerana ny Nosy no misitraka ny Lunch Box-ntsika.

Ho anao izay mbola tsy nahazo: ity no dernier stock!

🍱 Bento 2 + Sac Isotherme + sotro sy fourchette + trousse
💶 Vidiny miavaka: 23.000 Ar

📦 Manao livraison any amin'ny faritra rehetra izahay. Aza avela ho lany vao hanenina fa efa vitsy sisa ny stock! Antsoy izahay na mandefa MP avy hatrany.

🌍 Efa saika nahazo avokoa angamba ny faritra rehetra ohhh!!! Izay hisaoranay feno🙏Tena ilain'ny rehetra izy ity na eto T...
19/01/2026

🌍 Efa saika nahazo avokoa angamba ny faritra rehetra ohhh!!! Izay hisaoranay feno🙏

Tena ilain'ny rehetra izy ity na eto Tana ianao na any amin'ny faritra ho fiarovana amin'ny moka amin'izao fotoana izao. Misaotra an'ireo rehetra efa nanafatra ny Lampe UV Anti-moustique ato amin'ny l'art du français ihany koa. Mandany

⚠️ Mandany stock tsika ka vonjyvonjeo sody lany
📋 Ny mampiavaka azy:
✨ Sady Veilleuse haingon'ny efitrano no mamono moka.
✨ Tsotra nefa tena mandaitra.

💰 Vidiny: 15.000 Ar
📦 Livraison manerana an'i Madagasikara.

👇 Soraty ai @ commentaire ary ny FARITRA misy anao na hoe"MILA" raha hanafatra ianao .

reformuler

19/01/2026

📦 FANDAMINANA VAOVAO NY LIVRAISON – E-SHOPPING ONLINE

Mba hanatsarana hatrany ny kalitaon’ny tolotra omenay, sy hiatrehana ny fitohanan’ny fifamoivoizana ary ny fiovan’ny toetr’andro, dia ampahafantarinay anareo izao fandaminana vaovao manaraka izao :

🕘 1. Ora fanaterana entana
Tsy misy intsony ny ora raikitra (heure fixe), fa mizara ho tranche horaire ny livraison :

🔹 Andiany Maraina :
⏰ Manomboka amin’ny 7:00 maraina ka hatramin’ny 1:00 atoandro

🔹 Andiany Hariva :
⏰ Manomboka amin’ny 2:00 tolakandro ka hatramin’ny 6:00 hariva

📞 2. Fifandraisana amin’ny mpanjifa
✔️ Hiantso anareo ny livreur 15–30 minitra mialoha ny hahatongavany
✔️ Miangavy anareo mba hitazona ny finday ho azo antsoina foana, mba hisorohana ny fiverenana fanindroany (izay mety hisy sarany fanampiny)

⚠️ 3. Tranga tsy nampoizina (Force majeure)

Raha misy fahatarana noho ny :
fitohanan’ny fifamoivoizana (embouteillage),
na andro ratsy (orana mikija),

➡️ Hampandrenesina mialoha ianareo.
✨ Ny fiarovana ny entanareo sy ny fahafaham-ponareo no laharam-pahamehana ho anay.

🙏 Mankasitraka indrindra amin’ny fitokisana sy ny fiaraha-miasa hatrany tompoko.

Faites de votre pause café un moment d'exception. ☕🏠Misaotra antsika rehetra tamin'ny fahatokisana! 🙏Raha te hanana 'coi...
12/01/2026

Faites de votre pause café un moment d'exception. ☕🏠

Misaotra antsika rehetra tamin'ny fahatokisana! 🙏

Raha te hanana 'coin café' madio, milamina ary tena moderne ianao dia izao no fotoana.

Ny stock mantsy dia efa madiva ho lany la araroty ary. 📉 Prix tsy miova 20.000ar

📌 Réservez le vôtre dès maintenant en MP na antsoy ny 0348476410 na soraty 'CAFÉ' eto @ commentaireraha i-commande ianao.

Réchaud Électrique Simple Feu: Compact & Puissant! 🔥Vahaolana madio sy mitsitsy, mety ho an'ny karazan'olona rehetra: ✅ ...
07/01/2026

Réchaud Électrique Simple Feu: Compact & Puissant! 🔥
Vahaolana madio sy mitsitsy, mety ho an'ny karazan'olona rehetra:
✅ Université | ✅ Tokatrano | ✅ Hôtel | ✅ Fast Food

⚡ 1000W: Mafana haingana be.

🌡️ Réglable: Azo ovaina ny heriny.

✨ Madio/ Tsy mandany courant

👍Haute sécurité: misy protection @ surchauffe, thermostat haute qualité

💵 Vidiny: 35.000 Ar 📍 Récupération Itaosy | 🚚 Livraison manerana ny faritra.
📩 Andefaso MP na antsoy ny 0348476410

Address

Itaosy Cité

102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Luxury Girl posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization?

Share