VAVEA Tana

VAVEA Tana VAhatse ty VEzo Aharo

13/03/2026

Fanampiana ho an'i Toamasina

11/03/2026

๐ŸŒŠ๐ŸŽ‰ ๐—™๐—œ๐—ง๐—”๐— ๐—ฃ๐—ข๐—›๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ โ€“ ๐—ฆ๐—”๐—œ๐—ก๐—ง ๐—”๐—จ๐—š๐—จ๐—ฆ๐—ง๐—œ๐—ก ๐—ง๐—ข๐—Ÿ๐—œ๐—”๐—ฅ๐—”๐ŸŽ‰๐ŸŒŠ

๐Ÿ‘‰Atolotry ny Foko ๐—ง๐—˜๐—ง๐—˜๐— ๐—•๐—ข๐—Ÿ๐—” ao Saint Augustin, manasa antsika rehetra hanatrika ny ๐—™๐—œ๐—ง๐—”๐— ๐—ฃ๐—ข๐—›๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ, fety lehibe mampiray ny foko sy mampivelatra ny kolontsaina.

๐Ÿ“… ๐ŸŽ๐Ÿ โ€“ ๐ŸŽ๐Ÿ‘ โ€“ ๐ŸŽ๐Ÿ’ ๐‘จ๐’—๐’“๐’Š๐’ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”
๐Ÿ“ Saint Augustin โ€“ Toliara

๐ŸŒ… Tongava maro ! ! !



10/03/2026

Fivoriam-be ho fanomana FITAMPOHA 2026

20/02/2026

Noho ny fandaminana anatiny dia mihemotra amin'ny fotoana manaraka ny fifidianana izay ho filohan'ny VAVEA Antananarivo izay tokony hatao rahapitso 21 fรฉvrier 2026

Tapitra tamin'ny Lahady 15 Febroary lasa teo ny fanaterana antontan-taratasy filatsahana ho Filoha VAVEA Tana.Ka ireto n...
17/02/2026

Tapitra tamin'ny Lahady 15 Febroary lasa teo ny fanaterana antontan-taratasy filatsahana ho Filoha VAVEA Tana.
Ka ireto ny candidat :
Nยฐ1: NINA Ernestine Cรฉsar
Nยฐ2: MIANDRISOA Arthur

Daty farany fanaovana adhรฉsion : Alakamisy 19 Febroary 2026 ร  12h00
Daty fifidianana : Sabotsy 21 Febroary 2026 ao amin'ny ANS Ampefiloha amin'ny 8h30-15h30

Mr MIANDRISOA Arthur .Candidat faharoa nameno ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho an'ny VAVEA sampana Antananar...
15/02/2026

Mr MIANDRISOA Arthur .
Candidat faharoa nameno ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho an'ny VAVEA sampana Antananarivo

Mme NINA Ernestine Cรฉsar.Candidat voalohany nameno ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho an'ny VAVEA sampana Anta...
11/02/2026

Mme NINA Ernestine Cรฉsar.
Candidat voalohany nameno ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho an'ny VAVEA sampana Antananarivo

Tontosa taminโ€™ny sabotsy 07 Febroary 2026 lasa teo ny AG ho anโ€™ny VAVEA sampana Antananarivo. Taminโ€™io fotoana io no nan...
09/02/2026

Tontosa taminโ€™ny sabotsy 07 Febroary 2026 lasa teo ny AG ho anโ€™ny VAVEA sampana Antananarivo. Taminโ€™io fotoana io no nanaovanโ€™ny birao tatitra tao anatinโ€™ny mangarahara tanteraka.
Nampahafantarina taminโ€™io fotoana io ihany koa ny momba ny fifidianana izay ho tanterahina ka toy izao ny momba izany:
Daty: 21 Febroary 2026 (08h30 -15h30)
Toerana: ANS Ampefiloha
Fotoana fametrahana taratasy filatsahan- kofidiana: 07 febroary โ€“ 15 Febroary 2026.
Fotoanan' ny fampielezan-kevitra: 07 febroary โ€“ 19 Febroary 2026 aminโ€™ny Minuit.
20 Febroary 2026 Andro fahanginana.

NB: Mitondra karatra Maha mpikambana fa io no karapifidianana hahafahana manefa ny adidintsika.

Filan-kevitra: 034.40.002.10 - 032.40.460.35

Ato Raha iny vezo eee
26/01/2026

Ato Raha iny vezo eee

Miasa hatrany ny fikambana Vavea Tana izay tarihin'ny President ZIPA Jean Hubert. Zaza 5 no nisitraka fiofana momba ny t...
02/12/2024

Miasa hatrany ny fikambana Vavea Tana izay tarihin'ny President ZIPA Jean Hubert. Zaza 5 no nisitraka fiofana momba ny tele marketing ka afaka miatrika asa hatrany izy ireo. Ity dia vokatrin'ny fiaraha miasa am Mr Linot DG ny entreprise IZ e-center. Ho avy manaraky eo ny fisitrahana ny fampianarana teny anglisy ho an'ny tanora. ALEFA VEZO e!

EFA vonona handray anareo VAVEA ato @ CEMES Soanierana
22/11/2024

EFA vonona handray anareo VAVEA ato @ CEMES Soanierana

21/11/2024

Ho soa Raha toy

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VAVEA Tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share