Association H'ARY

Association H'ARY "Entan-jaraina mora zaka" ndao hifanampy sy hikaroka izay fomba mahomby isika hampivoatra ny maha-olona.

Fikambanana tsotra natao ho an'ireo maniry hizara ny trak'efany ho fanampiana ireo Mpiara-belona Izahay dia fikambanana tsotra tsy manao politika misehatra aminy fanabezana olom-pirenena vanona sy vonona , mifantoka aminy fanabeazana sy ny teknolojia nomerika mivelatra (agri Tech et agri-bizness) – Fambolena , fiompiana, angovo azo-havaozina , paik’ady mampahomby tsotra aminy varotra. Manampy ireo

tanora sy ny olona rehetra hivelatra aminy fitadiavana asa sy famoronana asa tena (entrepreunariat) – Tontolo an-Drenivohitra sy ambany vohitra
Mifantoka aminy foto-pisainana Malagasy ary ireo soa-toavina tsara mety hampivoatra
Miaro ny tontolo hiainana (protection de l’environnement)
Mampanjaka ny zo fototra ho an’ireo ankizy sy ny Zon’olombelona

Nous sommes une organisation simple qui ne s'engage pas en politique pour éduquer les citoyens prêts et disposés, en se concentrant sur l'éducation et la technologie numérique (agri-tech et agro-business) - Agriculture, énergies renouvelables, stratégies commerciales simples et efficaces. Aider les jeunes et tous à développer leur recherche d'emploi et leur activité indépendante (entrepreneuriat) - Capitale et milieu rural
Il se concentre sur l'idéologie malgache et les qualités qui peuvent être développées. Protection de l'environnement
Les droits fondamentaux des enfants et les droits de l’homme

"Fa raha mbola hisy koa ny farany, dia tsy ho foana tsy akory ny fanantenana"Mpikambana fototra ato anaty ny fikambanana...
08/06/2026

"Fa raha mbola hisy koa ny farany, dia tsy ho foana tsy akory ny fanantenana"

Mpikambana fototra ato anaty ny fikambanana Association H'ARY no manampy ireo ankizy aminy "cours de français " ao aminy faritra Sambava(Soavinandriana)

Tolotanana araka izay vita ho an'i fandraisana anjara fampandrosoana ny maha-olona (Ho an'i Madagasikara 🇲🇬 )

👇👇👇Mahay raha ny kilonga…Iza no équipe ho tohananao ?👇👇👇
10/05/2026

👇👇👇
Mahay raha ny kilonga…
Iza no équipe ho tohananao ?
👇👇👇

🇲🇬 Nomarihana taminy fifampizarana trak’efa aminy fambolena ny andron’ny 01 Mai 2026 fety ny asa ho an’ireto Mpiaramiomb...
03/05/2026

🇲🇬 Nomarihana taminy fifampizarana trak’efa aminy fambolena ny andron’ny 01 Mai 2026 fety ny asa ho an’ireto Mpiaramiombon’àntoka aminy Association H'ARY

Isaorana manokana ny mpikambana ato anatiny nanolotra tany maimaimpoana hanaovana fampiharana ny asa 🥰

Fihetsika mendrika fankaherezana, tsy miandry tolorana fa miezaka ary dia ho tonga ny fanampiana🙏

« L’esprit de volontariat »👇

Mbôla tsara 👋Isan'ireo mpiara-miombon'antoka mavitrika manatevina ny asa sosialy eto aminy faritra Sambava ny fikambanan...
29/04/2026

Mbôla tsara 👋

Isan'ireo mpiara-miombon'antoka mavitrika manatevina ny asa sosialy eto aminy faritra Sambava ny fikambanana "Ray-aman-dreny MPANDRESY".

Izy ireo dia manana "VINA" hanolotra fanabeazana ho vonona sy vanona ireo RAY sy RENY.

'Ny tao-trano tsy hefa irery' koa dia manolotra fisaorana sy fan-kaherezana azy ireo miara-dalana ho fampandrosoana ny maha-OLONA.

Alefaaaa...😍

28/04/2026

Miarahaba Tômpoko !

Izay rehetra ataonareo amin'ireny madinika ireny no hataonareo amiko hoy ny Tompo.( Matio 25 :40)

Nandalo nijery izay afaka hanampiana ny zokin-tsika izahay , mbola vonona izy hiarina sy ho salama handray ny adidy araka ny maha Ray-Mpiahy azy koa izany indrindra no nanohina anay hanolotra tanana hanampy azy.

Ianao koa afaka ny ho namànay hanampy ireo mpiara-belona samy Malagasy 👇

Raha hifandray aminay:
📱 +261 038 62 064 61 // 032 70 903 42

Akory aby e !Fiarahamiasa matotra no hanohananay ny hetsika karakarain'ireto tanora zandry avaram-pianarana ao Fianarant...
22/04/2026

Akory aby e !

Fiarahamiasa matotra no hanohananay ny hetsika karakarain'ireto tanora zandry avaram-pianarana ao Fianarantsoa mikasika ny informatique (hackathon DevKilonga) miompana manokana aminy kilonga lahy sy vavy kely eo anivony ambaratongam-panabeazana fototra faharoa (lycée)

Hetsika natao hamolavolana ny saina na dia mbola kely hikaraoka sy hamorona zava-baovao mety hitondra vaha-olàna eo aminy fiainana an-davan'andro aminy alalan'ny informatique.

"Ny fanabeazana dia fototra hampandroso ny firenena"

Raha hifandray aminay:
☎️ 038 62 064 61

🚀 J-17 : Le compte à rebours est lancé !

‎Êtes-vous prêts pour le **Devkilonga 2026** ? 🔥

‎Nous sommes fiers de vous présenter l'**Association H'Ary**, notre partenaire d'innovation pour cette édition ! 🤝✨

‎Véritable centre d’aide et de recherche, l'Association H'Ary œuvre chaque jour pour propulser l'innovation au sommet. Ensemble, nous allons offrir une compétition inoubliable à nos jeunes codeurs ! 💻💡

‎Bienvenue dans l'aventure, Association H'Ary! 🙌

👉 Afaka nanolotra cours de français ho an’ireo ankizy (zandry/zanaka) isika mpikambana ato aminy faritra SAVA.Faly isika...
18/04/2026

👉 Afaka nanolotra cours de français ho an’ireo ankizy (zandry/zanaka) isika mpikambana ato aminy faritra SAVA.

Faly isika ary misaotra ilay Andriamanitra Mahery manohana ny asa.

Mankasitraka 👌

Allô SAVA 📣 capitale de la vanille Mankasitraka , mankatelina fa soa ny manana anareo mpiara-miasa any ifotony, lehibe n...
13/04/2026

Allô SAVA 📣 capitale de la vanille

Mankasitraka , mankatelina fa soa ny manana anareo mpiara-miasa any ifotony, lehibe ny asa vitanareo 😍

Maro ireo mbola ho kasain-tsika tratrarina mikasika ny "fanabeazana" satria isan'ireo "VINA" lavitra ezaka notom-banana ho tontosaina izany.

Miasa mangina tsy mila tambiny sy sitraka amin'olombelona isika🙏

Matio 9:3
" Fa ianao kosa, raha manao fiantrana, dia aoka tsy ho fantatry ny tananao ankavia izay ataon'ny tananao ankavanana."

Raha hifandray aminay Tél ☎️038 62 064 61
Responsable d'Antenne SAMBAVA (Mme Tafita) : 032 38 468 60

01/04/2026

Ankafizo ity andro anio ity amin'ny fiadanana sy ny fahatoniana 🍀.

29/03/2026

29/03/2026
Miarahaba sy mahatsiaro ireo maritiora mahery fo nanafaka an’i Madagasikara 🇲🇬

Address

IAvenue Iavoloha Mandrimena
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:30
Tuesday 09:00 - 16:30
Wednesday 09:30 - 16:00
Thursday 09:00 - 16:30
Friday 09:00 - 16:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association H'ARY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share