ONG MIAVA

ONG MIAVA ONG intervenant dans le développement du secteur agricole et la protection des droits de l'homme.

Tsy hoe tsy heno izahay fa mbola eo andalampanavaozana tanteraka. Du 03 au 04 Mars, atelier de renforcement des capacité...
08/03/2026

Tsy hoe tsy heno izahay fa mbola eo andalampanavaozana tanteraka. Du 03 au 04 Mars, atelier de renforcement des capacités des membres du Groupe Thématique du Changement Climatique (GTCC).

Fiandohan'ny volana May nahafinaritra. Isaorana ny Orange Digital Center Madagascar namaly ny fangatahanay ka nahafahana...
23/05/2025

Fiandohan'ny volana May nahafinaritra. Isaorana ny Orange Digital Center Madagascar namaly ny fangatahanay ka nahafahanay nandefa solotena nanatrika ny fiofanana momba ny "Création des sites Web dynamiques avec WordPress" ny 05-09 May lasa teo. Fifaliana ho anay avy eto anivon’i MIAVA ny nanatrika izany fiofanana izany! Tsara kalitao sy nahafinaritra ny fiofanana.
Mbola manantena hatrany ny amin'ny mety ho fitohizan'ny fiaraha-miasa izahay.

Fidinana ifoton'ireo ekipa tany amin'ny kaominina ambanivohitr'i Tsiafajavona. Eto izahay dia maneho fisaorana feno ho a...
08/02/2025

Fidinana ifoton'ireo ekipa tany amin'ny kaominina ambanivohitr'i Tsiafajavona. Eto izahay dia maneho fisaorana feno ho anareo ao amin'i Barefoot College Madagascar nametraka ny fitokisana taminay. Zava-dehibe tokoa ny fahafantarana ireo olana sedrain’ireo tantsaha eny ifotony.
Mission réalisée : "enquête sur l'approvisionnement local dans la commune rurale de Tsiafajavona"

Bonne et heureuse année à tous et à toutes !!
01/01/2025

Bonne et heureuse année à tous et à toutes !!

Izahay ato amin'i MIAVA dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Krismasy, enga anie ka mba samy hahatratra ny taona ...
25/12/2024

Izahay ato amin'i MIAVA dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Krismasy, enga anie ka mba samy hahatratra ny taona vaovao isika rehetra 🙂 !!

Salama daholo oh ! 👋Elaela tsy heno izahay eh ?  Aleo fa zaraina an-tsary amin'izay ny zava-nitranga nandritr'izay fotoa...
06/10/2024

Salama daholo oh ! 👋

Elaela tsy heno izahay eh ? Aleo fa zaraina an-tsary amin'izay ny zava-nitranga nandritr'izay fotoana fohifohy lavalava izay... 😉

Etoana dia tsy hay ny tsy hisaotra an'ireo mpampiofana sy ireo rehetra nanampy tamin'ny fikarakarana rehetra ka nahafahanay nandray anjara tamin'ny fanatontosana ny programa Fiofanana Harivola.

⭐️ ⭐️

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 11:00

Telephone

+261340979616

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ONG MIAVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to ONG MIAVA:

Share