DFF METM - Departemantan'ny Fitoriana Filazantsara - METM Madagasikara

DFF METM - Departemantan'ny Fitoriana Filazantsara - METM Madagasikara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DFF METM - Departemantan'ny Fitoriana Filazantsara - METM Madagasikara, Nonprofit Organization, METM Mandroseza Finoana, Antananarivo.

Mitady fanahy very ho an'i Jesosy Kristy, manabe ho olom-pirenena vanona sy vonona, manitatra ny Fanjakan'ny Lanitra.
-- Departemantan'ny Fitoriana Filazantsara - METM Madagasikara --

VAVAKA ho an'ny METM isaky ny 26-ny volana taona 2026Sary: METM Efraima Ambohimirary Antananarivo
26/07/2026

VAVAKA ho an'ny METM isaky ny 26-ny volana taona 2026

Sary: METM Efraima Ambohimirary Antananarivo

25/07/2026

Aza hadino ny Vavaka ho an'ny METM isaky ny faha-26-ny volana, mandritra ny taona 2026. Rahampitso izany!

24/07/2026
24/07/2026
17/07/2026

๐—œ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—œ๐—ญ๐—”๐—ฌ ๐— ๐—œ๐—ง๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—” ๐—™๐—œ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐š‚๐šข๐š—๐š˜๐š๐šŠ ๐™ฟ๐š›๐š˜๐šŸ๐š’๐š—๐šœ๐š’๐šŠ๐š•๐šข ๐™ฐ๐š—๐š๐šŠ๐š—๐šŠ๐š—๐šŠ๐š›๐š’๐šŸ๐š˜ (๐™ฐ๐š—๐š๐š›๐šŠ๐š–๐šŠ๐šœ๐š’๐š—๐šŠ)
๐’…๐™ž๐’‚ ๐’Š๐™–๐’๐™œ๐’‚๐™ซ๐’Š๐™–๐’๐™– ๐™ข๐’ƒ๐™– ๐™๐’Š๐™–๐’๐™ฉ๐’”๐™ค ๐™–๐’'๐’Š ๐’›๐™ค๐’Œ๐™ฎ ๐™ˆ๐’Š๐™ค๐’“๐™– (034 48 274 25), ๐’Ž๐™—๐’‚ ๐’‰๐™ค ๐™›๐’‚๐™ฃ๐’…๐™–๐’Ž๐™ž๐’๐™–๐’๐™–.
Ampitapitao tompoko

๐‡๐š๐ญ๐š๐จ ๐ข๐ง๐จ๐ง๐š ๐ƒ.๐….๐…?  ๐™๐’”๐™ฎ ๐™š๐’‡๐™– ๐™ข๐’‚๐™ฃ๐’…๐™š๐’‰๐™– ๐™ข๐’Š๐™ฉ๐’๐™ง๐’š ๐‘ญ๐™ž๐’๐™–๐’›๐™–๐’๐™ฉ๐’”๐™–๐’“๐™– ๐™–๐’๐™œ๐’‚๐™๐’‚ ๐’Š๐™ฏ๐’‚๐™๐’‚๐™ฎ?Ny ilana ny Departemantan'ny Fitoriana ny Filazant...
09/07/2026

๐‡๐š๐ญ๐š๐จ ๐ข๐ง๐จ๐ง๐š ๐ƒ.๐….๐…? ๐™๐’”๐™ฎ ๐™š๐’‡๐™– ๐™ข๐’‚๐™ฃ๐’…๐™š๐’‰๐™– ๐™ข๐’Š๐™ฉ๐’๐™ง๐’š ๐‘ญ๐™ž๐’๐™–๐’›๐™–๐’๐™ฉ๐’”๐™–๐’“๐™– ๐™–๐’๐™œ๐’‚๐™๐’‚ ๐’Š๐™ฏ๐’‚๐™๐’‚๐™ฎ?
Ny ilana ny Departemantan'ny Fitoriana ny Filazantsara dia tsy hoe satria โ€œtsy mitoryโ€ ny sampana hafa, fa satria mila misy:
mandrindra, manofana, manentana, ary mampifantoka ny asa fitoriana ao aminโ€™ny fiangonana.

Toy ny vatana iray ihany ny fiangonana: samy manana andraikitra ny taova rehetra, nefa mbola mila zavatra iray mandrindra ny fivezivezena sy ny asa rehetra ao. Eo ny DFF no miditra.

(๐˜ˆ๐˜ฑ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ณ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ฐ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ด๐˜บ ๐˜ง๐˜ข ...๐˜”๐˜ฃ๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ข ๐˜ฉ๐˜ช๐˜ต๐˜ฐ๐˜ฉ๐˜บ)

Tatitra 07/07/20261. Pst Hasina nankany Toliara, 2 herinandro, nisy fanohanana avy amin'ny Compte Mvola nomena azy: Ar20...
09/07/2026

Tatitra 07/07/2026

1. Pst Hasina nankany Toliara, 2 herinandro, nisy fanohanana avy amin'ny Compte Mvola nomena azy: Ar200.000
2. Nisy Nanome Fitaovana Speaker misy Baiboly Audio ho an'ireo fiangonana 2 any Toliara, efa naterin'i Pst HAsina any
3. Sambava: Nisy nanome tany ho an'ny METM, mbola en cours: Afaka anomanana asa Tafika Masina any - cf. Pst Solofoson Georges
4. TM 2027 : Raha NosyBe Hell Ville no resaka voalohany dia misy koa anefa ny Sambava sy ny hafa. Mbola afaka manova toerana isika.
5. TM 2027: NosyBe, Sambava, RN6 (fanohizana avaratra), Fianar, Maroantsetra, aiza koa ??? Mila etudiena ny possibilitรฉs alohan'ny hanapahana
6. Tatitra TM :
6.1 - Ankiririky RN6: nanao lava-drano vantany vao azo ny tany,
6.2 - Ambohimalaza Andranonanahary Tana nanao ny hady fototra.
6.3 - Pst Francia: Ivato : Mila anaovana Fitoriana Filazantsara. Hoy izy: misy toerana hitany any afaka anaovana izany, fa tsy vitany irery.
7. Hamafisina ny publication sy Communications
8. Ireo ๐…i๐กa๐จn๐šn๐š ๐ฆa๐งa๐ซa๐คa : ๐“๐š๐ฅ๐š๐ญ๐š ๐ŸŽ๐Ÿ” ๐Ž๐ค๐ญ๐จ๐›๐ซ๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” ๐ฌ๐ฒ ๐“๐š๐ฅ๐š๐ญ๐š ๐Ÿ๐Ÿ— ๐‰๐š๐ง๐จ๐š๐ซ๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ•

Hatreto dia izay manana an'i Jesosy Kristy toa arovany foana. Maro ny fijoroana vavolombelona mahakasika an'izany. Izaha...
08/07/2026

Hatreto dia izay manana an'i Jesosy Kristy toa arovany foana. Maro ny fijoroana vavolombelona mahakasika an'izany. Izahay koa anisany.
Ka hoy izahay aminao hoe: Ento am-bavaka ny Ankohonanao, apetraho amin'i Jesosy Kristy daholo ny mahakasika anao rehetra, na alohan'ny hivoahanao na ny hodianao.Mahery izany Rร -n'i Jesosy Kristy namonjena anao izany.
Ao ny miteny hoe "Rakofy ny Rร -nao soa Tompo ireny vady aman-janako ireny, apetrako aminao ny mahakasika ahy hatramin'ny ho aviko rehetra. Tsy mahafehy izay any ambadika tsy hitanay any izahay."
Finoana no ahitana an'izany!
Mety aminao ve! Mahereza mivavaka, ilazao ny havana fa ny vavaka dia manova zavatra.
Tsy hain'izao tontolo izao horaisina izany, satria tsy hitany na fantany; fa izay mino ihany no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminy Izy, ary ho ao anatiny ihany koa

Ny Alahady 19 Jolay 2026 @2 ora 30, Ho an'izay tsy afaka nanatrika Synoda Provinsialy any Andramasina Antananarivo, na k...
08/07/2026

Ny Alahady 19 Jolay 2026 @2 ora 30, Ho an'izay tsy afaka nanatrika Synoda Provinsialy any Andramasina Antananarivo, na koa mitady programa, ito misy afaka atrehanao.
JAWS Band, ao METM Filadelfia Fiadanana Martiora @2 ora tolakandro.
Na vao vita Synoda Provinsialy dia manotrona ato indray ny andro io ihany

๐Ÿ“Œ๐Ÿ“ŒToy izao ny Fomba fiasa mahakasika ny Fanohanana ho an'ny Filazantsara, ๐Œ๐•๐จ๐ฅ๐š ๐ŸŽ๐Ÿ‘๐Ÿ’ ๐ŸŽ๐Ÿ ๐Ÿ’๐Ÿ’๐Ÿ ๐ŸŽ๐Ÿ’ [Anaranan'ny numero: phili...
07/07/2026

๐Ÿ“Œ๐Ÿ“ŒToy izao ny Fomba fiasa mahakasika ny Fanohanana ho an'ny Filazantsara,
๐Œ๐•๐จ๐ฅ๐š ๐ŸŽ๐Ÿ‘๐Ÿ’ ๐ŸŽ๐Ÿ ๐Ÿ’๐Ÿ’๐Ÿ ๐ŸŽ๐Ÿ’ [Anaranan'ny numero: philibert (Randriamananjara Philibert)]
1. โš ๏ธโ€ผ๏ธTsy Numรฉro Telephone an'ny Filohan'ny METM io -- sao lahy hiantso an'io ianao.
๐Ÿ. ๐Ÿ“ณ๐๐ฒ ๐‚๐š๐ซ๐ญ๐ž ๐’๐ˆ๐Œ ๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ฅ๐š๐ฒ ๐“๐ž๐ฅ๐ž๐ฉ๐ก๐จ๐ง๐ž ๐Ÿ“ณ ๐๐ข๐š ๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐“๐จ๐ง๐ข๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ƒ๐…๐…
3. โœณ๏ธ ๐‘ต๐’š ๐‘ช๐’๐’…๐’† โœณ๏ธ ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’‚๐’๐’š ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐‘ญ๐’Š๐’๐’๐’‰๐’‚๐’'๐’๐’š ๐‘ด๐‘ฌ๐‘ป๐‘ด
๐Ÿฐ. ๐Ÿ’ฐ ๐—ก๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐Ÿ’ฐ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐—ผ (๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜€๐—ณ๐—ฒ๐—ฟ๐˜/๐—ฅ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜) : mila ny fanatrehan'ny Filohan'ny METM + ๐™‰๐™ฎ ๐™๐™ค๐™ฃ๐™ž๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐˜ฟ๐™๐™ ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™™๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™š๐™ก๐™š๐™ฅ๐™๐™ค๐™ฃ๐™š + ๐ขa๐ฅo๐กa๐ฏa๐งa F๐ขl๐šn๐คe๐ฏi๐ญr๐š ๐ฆa๐ซo a๐ฏy a๐ฆi๐ง'๐งy M๐ฉa๐งa๐จ ๐“a๐Ÿi๐คa M๐šs๐ขn๐š
5. Voarakitra an-tsoratra ny Vola miditra sy mivoaka rehetra (ny fanohanana rehetra)

Zarao amin'ny namana rehetra mba ho azony kokoa ilay fandehany.
Misaotra anao manohana ny Filazantsara.

Address

METM Mandroseza Finoana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DFF METM - Departemantan'ny Fitoriana Filazantsara - METM Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share