ANGO Manavotra Ebenezera

Call

ANGO Manavotra Ebenezera Fivondronana 123ème ANGO Manavotra Ebenezera
Sabotsy Namehana
FSFLM

18/08/2025
🥰Misaotra an'ANDRIAMANITRA fa tontosa soamantsara ny Lasy nataon'ny Lovitao sy ny Mpiandalana teto amin'ny Fivondronana ...
25/08/2024

🥰Misaotra an'ANDRIAMANITRA fa tontosa soamantsara ny Lasy nataon'ny Lovitao sy ny Mpiandalana teto amin'ny Fivondronana Ango Manavotra.

Ho ambinina mandrakariva amin'izay hatao anie izy ireo

🔥KTLM FEON'NY FIDERANA 🔥
06/08/2023

🔥KTLM FEON'NY FIDERANA 🔥

🔥 TARIKA LAPA🔥
06/08/2023

🔥 TARIKA LAPA🔥

🔥 Mbola afaka tonga 🔥FLM EBENEZERA
06/08/2023

🔥 Mbola afaka tonga 🔥
FLM EBENEZERA

🔥 ANTSAM-PIDERANA LEHIBE 🔥🗓 Alahady 06 Août 2023⏰️02ora tolakandro⛪️ FLM EBENEZERA 🟥 TSY MISY FIDIM-PIDIRANA
04/08/2023

🔥 ANTSAM-PIDERANA LEHIBE 🔥
🗓 Alahady 06 Août 2023
⏰️02ora tolakandro
⛪️ FLM EBENEZERA

🟥 TSY MISY FIDIM-PIDIRANA

"Ary nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, irah...
13/07/2023

"Ary nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho." ISAIA6:8

Tsy mitsahatra ny miantso ny mpanompo hiandry ny ondriny JESOSY, manasa an'ise izahay Fivondronana ANGO Manavotra Ebenezera faha 123 hanatrika ny fanekena Mpiandraikitra sy fanolorana tonia izay tanterahina ny Alahady 16 Jolay 2023 manomboka amin'ny 10 ora maraina.

"ilay zavatra tsara natolotra anao dia tehirizo amin'ny fampaherezan'ny Fanahy Masina" II Timoty 1:14


⚪🟠

"Ilay zavatra tsara natolotra anao dia tehirizo amin'y fampaherezan'ny Fanahy Masina"II Timoty 1:14   ⚪🟠
10/07/2023

"Ilay zavatra tsara natolotra anao dia tehirizo amin'y fampaherezan'ny Fanahy Masina"
II Timoty 1:14

⚪🟠

🌺 FISAORANA🌺Izahay skoto eto amin'ny FLM Ebenezera dia maneho fisaorana antsika rehetra tonga maro be tamin'ny 24 JONA.M...
29/06/2023

🌺 FISAORANA🌺

Izahay skoto eto amin'ny FLM Ebenezera dia maneho fisaorana antsika rehetra tonga maro be tamin'ny 24 JONA.

Mankasitraka indrindra tompoko fa tsy navelanareo nijery FILM irery izahay,

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo
103

Telephone

+261335125657

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ANGO Manavotra Ebenezera posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share