Association Fifaliana Indray

Website

Association Fifaliana Indray Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association Fifaliana Indray, Nonprofit Organization, Fitroafana Talatamaty Ambohidratrimo, Antananarivo.

The Fifaliana Indray association is a non-profit humanitarian aid organization dedicated to fighting poverty in Madagascar in all its forms and through various initiatives.

🇲🇬 Mikarakara ireo izay nikarakara fahiny...Izany no fanamby natrehinay teny Ambatobe niarahana tamin'ny fikambanana Val...
24/06/2026

🇲🇬 Mikarakara ireo izay nikarakara fahiny...

Izany no fanamby natrehinay teny Ambatobe niarahana tamin'ny fikambanana Valim-babena sy ny Dr Agarwals Eye Hospital. Noho ny fiaraha-mientan'ny fo, zokiolona 60 no nody salama, voky tsara, ary feno hafaliana, hita teny amin'ny masony, nefa tsy nandoa na dia ariary aza.

📖 Vakio manontolo ny tantaran'ity andro miavaka ity sy ny vokatry ny fanohanana izay ho ataonao: https://joy4madagascar.org/ambatobe-60-seniors-treated-for-0-ariary/

____________________________________________________________________

🇺🇸 Caring for those who once cared for us...

This is the challenge we took on in Ambatobe alongside the Valim-babena association and Dr Agarwals Eye Hospital. Thanks to an incredible synergy of hearts, 60 grandparents left with renewed health, full stomachs, and eyes sparkling with joy, without spending a single cent.

📖 Read the full story of this magical day and discover the impact of your support: https://joy4madagascar.org/ambatobe-60-seniors-treated-for-0-ariary/

🇺🇸 These children were astonished to see their humble little school transformed into a makeshift medical clinic. During ...
28/05/2026

🇺🇸 These children were astonished to see their humble little school transformed into a makeshift medical clinic. During our visit to the Sofia region last April, we set out to bring medical care to those who are isolated and living far from any health facilities. With no proper infrastructure available, we had no choice but to turn a modest, worn-down classroom—with only a few old benches—into a place of healing and hope.

😢This is often the reality when we travel into remote rural areas. Yet, despite the challenges, we are not discouraged. Our mission remains the same: to care for those in need, wherever they are.

❤️If your heart, like these children’s, refuses to be confined by barriers—if you believe there is always a way to reach out, to see, to help—then join us. 🤝Become a partner in this mission.

👉Send us a private message or visit our website www.joy4madagascar.org to learn how you can make a difference.

🇺🇸 In April 2026, thanks to the collective effort of people who believe that access to healthcare is a fundamental right...
21/05/2026

🇺🇸 In April 2026, thanks to the collective effort of people who believe that access to healthcare is a fundamental right for everyone—whether rich or poor—we were able to carry out this mission in the Sofia region.

😢The boy in the photo is one of the many children we met in that area who were suffering from malaria.

👉Let us join hands to give hope and access to healthcare to Malagasy people who are unable to receive proper medical treatment.
✅Feel free to contact us via private message or visit www.joy4madagasar.org if you would like to support this cause.

__________________________________________________________________

🇲🇬 Ny volana aprily 2026 lasa teo, noho ny fiaraha-mientan'ireo olona mahatsapa fa zo sarobidy tokony hanan'ny olombelona rehetra ny fahafahana mitsabo tena na mahantra izy na manana dia afaka nanantanteraka izany tany amin'iny faritra Sofia iny izahay.

😢Ity zazalahy amin'ny sary ity dia isan'ireo ankizy maro sendra anay tratran'ny tazomoka tany amin'iny faritra iny.

👉Andaho hifanome tànana hanome fahafahana ireo Malagasy tsy afaka misitraka fitsaboana ara-pahasalamana.
✅Midira amin'ny hafatra miafina (MP) na tsidiho ny pejy www.joy4madagasar.org raha te hanome ianao.

🇲🇬 Fahazavana sy fanantenana ho an'ireo marary hoditra ao Manankavaly!Tamin'ity volana May 2026 ity, ny Fikambanana Fifa...
20/05/2026

🇲🇬 Fahazavana sy fanantenana ho an'ireo marary hoditra ao Manankavaly!
Tamin'ity volana May 2026 ity, ny Fikambanana Fifaliana Indray dia nitondra fanampiana ara-tsakafo, "kits solaires", ary fampaherezana ara-panahy sarobidy ho an'ny fianakaviana 18 tao Manankavaly. Tokantrano 3 no tafavoaka amin'ny haizina... saingy misy 3 hafa mbola miandry fatratra ny fanohanantsika.
👉 Jereo eto ny tantara feno momba ity asam-pitiavana nampihetsi-po ity sy ny fomba azonao hanampiana anay:
https://joy4madagascar.org/fifaliana-indray-brings-hope.../

___________________________________________________________________
🇺🇸 Light and hope at the Manankavaly leprosarium!
This May 2026, the Fifaliana Indray Association brought food aid, solar kits, and precious spiritual comfort to 18 families. 3 households have finally come out of the darkness... but 3 others are still desperately waiting for our support.
👉 Read the full story of this touching mission and find out how you can help us meet this challenge: https://joy4madagascar.org/fifaliana-indray-brings-hope.../

Food aid, solar kits and spiritual comfort in Manankavaly with Fifaliana Indray. Help us fund the last 3 solar kits!

🇲🇬Marary 300, kaominina 2, iraka iray ho an'ny aina. ✨Topi-maso amin'ireo fotoana niavaka nandritra ny fitsaboana maimai...
15/05/2026

🇲🇬Marary 300, kaominina 2, iraka iray ho an'ny aina. ✨

Topi-maso amin'ireo fotoana niavaka nandritra ny fitsaboana maimaim-poana nataonay tamin'ity volana mey ity tany Mandoto sy Ambatolahy. Jereo ny fomba hanovan'ny fanampianareo ny fiainan'ny mponina eny ifotony.

📖 Vakio manontolo eto:
https://joy4madagascar.org/ambatolahy-dabolava-300-lives-impacted-in-one-mission/
_______________________________________________________________

🇺🇸 300 patients, 2 communities, 1 mission for life. ✨

A look back at the highlights of our medical tour this May in Mandoto and Ambatolahy. Discover how your support is transforming lives on the ground.

📖 Learn all about our mission: https://joy4madagascar.org/ambatolahy-dabolava-300-lives-impacted-in-one-mission/

🇲🇬 🚁 Olona 826 no nahazo tombontsoa tany amin'ny faritra Sofia!Nanomboka ny 7 ka hatramin’ny 10 aprily lasa teo, ny fika...
15/04/2026

🇲🇬
🚁 Olona 826 no nahazo tombontsoa tany amin'ny faritra Sofia!
Nanomboka ny 7 ka hatramin’ny 10 aprily lasa teo, ny fikambanana Fifaliana Indray, niaraka tamin’ny Hélimission, dia nizotra nihazo ireo tanàna 6 mitoka-monina indrindra any amin’ny faritra Sofia mba hitondra fitsaboana maimaim-poana.

Ny vokatry ny asa natao:
✅ Olona 826 no voatsabo (tazo mahery, tosi-drà, aretin’ny tatavia, sy ny maro hafa).
✅ Tonga tany amin'ny toerana sarotra aleha indrindra ny fanampiana ara-pahasalamana.
✅ Fitsaboana ny vatana nefa koa fampaherezana ny fanahy: fitoriana ny Filazantsara sy fizarana Baiboly.

Tsy mitsabo fotsiny izahay, fa mitondra fanantenana ihany koa. ❤️

📖 Vakio ny tantara feno ary jereo ny sary rehetra ao amin’ny tranonkalanay:
👉 https://joy4madagascar.org/ro/humanitarian-mission-in-sofia-bringing-healing-and-hope-to-the-heart-of-isolation/

🤝 Te-hanampy sy handray anjara ve ianao?
Afaka manohana ny iraka manaraka ianao amin'ny fikitihana ny bokotra "Donate Now" ao amin'ny tranonkalanay na afaka miditra amin'ny hafatra miafina.

Andao hiaraka hamerina ny fifaliana sy hanorina indray ny fanantenana. ✨


_______________________________________________________________________

🇺🇸
🚁 826 Lives Impacted in the Heart of Sofia!
From April 7 to 10, the Fifaliana Indray association, in partnership with Helimission, flew over isolation to bring vital healthcare to 6 remote villages in the Sofia region.

Mission Highlights:
✅ 826 patients treated (malaria, hypertension, infections, and more).
✅ Medical aid delivered where access is nearly impossible.
✅ Healing for both body and soul: sharing the Gospel and distributing Bibles.

We don’t just provide treatment; we bring hope. ❤️

📖 Read the full story, see the photos, and discover the testimonies on our website:
👉 https://joy4madagascar.org/ro/humanitarian-mission-in-sofia-bringing-healing-and-hope-to-the-heart-of-isolation/

🤝 Want to make a difference?
You can support our upcoming missions by clicking the "Donate Now" button on our website.

Together, let’s restore joy and hope. ✨

From April 7 to 10, the Fifaliana Indray association reached new milestones in its fight against poverty. Thanks to a strategic partnership with Helimission, we conducted a major medical campaign across six isolated villages in the Sofia region, where access to healthcare remains a daily challenge.R...

🇲🇬🩺 15 KM AN-TONGOTRA SATRIA TE HO SALAMATamin’ny martsa 2026 lasa teo, tany amin’ny faritra Amoron’i Mania, olona miisa...
01/04/2026

🇲🇬🩺 15 KM AN-TONGOTRA SATRIA TE HO SALAMA
Tamin’ny martsa 2026 lasa teo, tany amin’ny faritra Amoron’i Mania, olona miisa 800 no voatsabo maimaim-poana tao anatin’ny 4 andro. Ho an’ny maro, na ny hividy paracetamol iray aza dia efa sarotra noho ny fahasahiranana izay iarahantsika mahalala.

📍 Sandradahy | Fandriana | Sahamadio

Miverina indray ny fanantenana noho ny fanampian’ireo mpiara-miasa amintsika. Saingy mbola mitohy ny tolona.

👇Ao amin'ny "commentaire" ny antsipiriany


_______________________________________________________________________________________________

🇺🇸🩺 15 KM ON FOOT FOR HEALTHCARE...
In March 2026, in Amoron’i Mania, we treated 800 patients in just 4 days. For many, even a simple paracetamol is an unreachable luxury.

📍 Sandradahy | Fandriana | Sahamadio

Thanks to our partners, hope is alive again. But the mission continues.

📖 Read the full story of our mission on our blog:
👇Link in the comments below

🇲🇬 Rehefa lasa fitsaboana ny fitiavana❤️Tamin'ny faran'ny herinandro lasa teo, tao amin'ny foiben'ny association Fifalia...
04/12/2025

🇲🇬 Rehefa lasa fitsaboana ny fitiavana❤️
Tamin'ny faran'ny herinandro lasa teo, tao amin'ny foiben'ny association Fifaliana Indray, olona maherin'ny 120 izay renim-pianakaviana, raim-pianakaviana, zokiolona no tonga nitady fitsaboana… ary rehefa niverina nody dia samy nitondra zavatra sarobidy lavitra noho ny fitsaboana izay noraisin'izy ireo, dia tsy inona izany fa ny fanantenana.
Ao ambadiky ny tsiky tsirairay, ny fizaham-pahasalamana tsirairay, ny solomaso tsirairay, dia misy tantaram-pitiavana sy fiaraham-miombona.
Tao anatin'ny fiombonana, dokotera mpitsabo, olona nanolotena sy mpiara-miasa no naneho fa ny fitsaboana dia tsy azo avy amin'ny fanafody irery ihany fa avy amin'ny fifandraisana amin'ny samy olom-belona sy ny fihainoana ary fahatsaram-panahy aseho amin'ny hafa. 💫
Satria nahita tànana misokatra ny famoram-panahy dia niverina mamiratra ny fiainana.🌍✨

___________________________________________________________________

🇺🇸 When care becomes love ❤️
This weekend at Joy4Madagascar, more than 120 people — mothers, fathers, elders — came seeking care and left with something deeper: hope.
Behind every smile, every consultation, every pair of glasses was a story of compassion and solidarity. Together, volunteers, doctors, and partners proved that healing isn’t only about medicine — it’s about human connection. 💫
Because when kindness finds open hands, lives begin to shine again. 🌍✨

, , , , ,

This Saturday, the Joy4Madagascar mission center was filled with a quiet energy — the kind that appears when people come together to care. Compassion took many forms that day: a gentle touch, a smile, a medical check-up, a word of reassurance.Elderly people, parents, and grandparents arrived one b...

12/02/2025

🇺🇸 Poor Naina😭. He was living in the shadow of death. He was so sick, and it looked like he was going to die. But then, out of the blue, God touched the heart of someone who wanted to be His instrument to help Naina out of this misery. Let's see how this incredible story unfolds.

____________________________________________________________________

🇲🇬 Mampalahelo i Naina 😭. Tao anatin'ny aloky ny fahafatesana izay efa noheverina fa tsy nisy fanantenana intsony no niova tampoka ny fiainany. Araho anie ny tantara e!

👉www.joy4madagascar.org

06/02/2025

🇲🇬"Efa iaraha mahalala ny fahasahiranana ka tena manampy be ny vahoaka ny hetsika toy izao" hoy i Maria.
Tanteraka ny fitsaboana nify maimaimpona ho an'ireo olona tena sahirana ny volana Janoary lasa teo noho ny fiaraha miasa tamin'ny ONOS sy ireo dokotera mpitsabo nify vahiny avy any Romania.
Marihina fa fanomezana avy amin'ny olona mahalala tànana avokoa no ahafahana nanantanteraka izao hetsika izao.
Tsidiho ny pejy https://joy4madagascar.org/donation/ raha te hanome ho fanampiana ireo malagasy sahirana ianao.
-------------------------------------------------------------------------
🇺🇸" We all know how hard people's lives are right now, I think actions like really save people," said Maria.
Last January, thanks to the cooperation of ONOS and foreign dentists in Romania, free dental care was provided for the most needy people.
It should be noted that this event was made possible thanks to donations from people who had the heart for these needy people.
Visit the page https://joy4madagascar.org/donation/ if you want to change Malagasy's lives.

Address

Fitroafana Talatamaty Ambohidratrimo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Fifaliana Indray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share