e-zara

e-zara Hizara tsiky, hizara hafaliana, hizara fitiavana

"Aoka isika rehetra samy hitady izay hahafaly ny namantsika amin'izay hahasoa sy hampandroso azy" Rom 15:2

Bonjour à tous!!🥰Beaucoup nous demandent "mais qu'est ce que l'association e_zara?"🤔E-Zara est une association qui rasse...
14/05/2023

Bonjour à tous!!🥰
Beaucoup nous demandent "mais qu'est ce que l'association e_zara?"🤔
E-Zara est une association qui rassemble aujourd'hui une
trentaine de jeunes Malagasy. Elle a été fondée en 2018 suite à
une échange entre quatre amies qui étaient conscientes de la
triste situation dans laquelle grandissaient la majorité des
enfants Malagasy. Cette échange a donné lieu à un challenge:
partager la joie avec le plus d'enfants Malagasy possible. C'est
ainsi qu'est née e-Zara, de Zara, qui signifie "PARTAGE".
Ainsi, pour plus d'information, n'hésitez pas à nous écrire 😁

Miarahaba antsika rehetra oh 😁 😁 !!! Amin' izao fidiran'ny mpianatra izao, ny fikambanana e-Zara Dia faly mampafantatra ...
31/08/2022

Miarahaba antsika rehetra oh 😁 😁 !!!
Amin' izao fidiran'ny mpianatra izao, ny fikambanana e-Zara Dia faly mampafantatra antsika rehetra mpanaraka fa vita soa aman-tsara ny fanamboarana varavaran-kely 🪟 sy ny fandokoana ny rindrina ivelany sekoly 🧱Ary ny fizarana Kiraro 👡👟 hoan'' ireo mpianatra eo anivon'ny EPP Andrononobe🏫📚✏️ . Mankasitraka antsika rehetra taminy fandraisana Anjara 🤝sy fanampiana ara-bola💸💰 sy ara-pitaovana🔨🖋️📓📏🎒 avy aminareo tsirairay avy.



Salama daholo, somary nangingina ny fikambanana tatoato fa tao anatin’ny fikasana ny fanatanterahana  ny asa manaraka iz...
13/04/2022

Salama daholo, somary nangingina ny fikambanana tatoato fa tao anatin’ny fikasana ny fanatanterahana ny asa manaraka izahay😁😁Dia akafaliana no ilazana anareo fa tanteraka soa amantsara ny fandokoana ny EPP Andrononobe 🏚 🏠😍 hisaorana hatrany ianareo izay nanampy tamin’ny fanatontosana ity hetsika ity na ara-bola na ara-tsaina na ara-fitaovana ❤
Ho ampitaina amin’isika hatrany ny fivoharan’ny fanampiana an’io sekoly io 😍...

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when e-zara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to e-zara:

Share