Pst Jonathan Rajerison Officiel

Pst Jonathan Rajerison Officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pst Jonathan Rajerison Officiel, Nonprofit Organization, Jesosy kristy, Antananarivo.

Anasako anao !! tongava fa tsy hanenanao ....🏃🏃🏃
23/08/2026

Anasako anao !! tongava fa tsy hanenanao ....🏃🏃🏃

FIOFANANA MATIHANINAMianara avy amin'ireo matihanina efa za-draharaha ary omeo làlana vaovao ny hoavinao.01 — Alarobia 2...
24/07/2026

FIOFANANA MATIHANINA

Mianara avy amin'ireo matihanina efa za-draharaha ary omeo lĂ lana vaovao ny hoavinao.

01 — Alarobia 29 Jolay 2026
FANDRAHARAHANA KRISTIANA
Ahoana no hanombohana orinasa amin'ny renivola 0 Ar miaraka amin'Andriamanitra.
🕘 09:00 – 16:00

02 — Alakamisy 30 Jolay 2026
ATELIER FAMPAHAFANTARANA NY ASA COMMUNITY MANAGER SY NY FAHAIZA-MANAO ARTIFICIAL INTELLIGENCE (IA)
Fantaro ny fototry ny asa Community Manager ary mianara mampiasa ny Artificial Intelligence (IA) mba hampitomboana ny fahombiazanao.
🕱 07:30 – 12:00

03 — Zoma 31 Jolay 2026
FIOFANANA CALL CENTER
Fampahafantarana ireo asa samihafa ao amin'ny Call Center
Ahoana ny fomba hahombiazana amin'ny dinidinika fandraisana mpiasa
Ireo fahaiza-manao tadiavin'ny mpampiasa
🕘 09:00 – 16:00

04 — Sabotsy 01 Aogositra 2026
MARKETING DIGITAL
Ahoana no hahitana mpanjifa amin'ny alalan'ny Facebook amin'ny Freelancing
Fomba hampitomboana ny fahitana sy ny lazanao eny amin'ny tambajotra sosialy
🕗 08:00 – 12:00

SARAN'NY FIOFANANA
20.000 Ar Isaky ny olona / Isaky ny fiofanana

TOERANA
Villa Fanantenana – Analamahintsy
(Vavahady menamena eo akaikin'ny pompy, lalana mivily eo amin'ny École La RĂ©ussite.)

TOERANA VOAFETRA
Olona 30 monja
FISORATANA ANARANA
034 13 758 11

Mamandrika ny toeranao dieny izao!
Nahoana no tokony hanatrika?

Fiofanana azo ampiharina avy hatrany
Fahaiza-manao tena ilain'ny tsenan'asa

Tarihin'ireo matihanina sy manampahaizana amin'ny sehatra misy azy
Manokatra varavarana ho amin'ny asa sy fandraharahana

Ampiasao ho fampiasam-bola ny fahaizanao anio, ary ovay ny hoavinao rahampitso!

🚀 FIOFANANA MARKETING DIGITAL & BUSINESS EN LIGNETe hampitombo ny varotrao? Te hahazo mpanjifa bebe kokoa? Sa te hanombo...
23/07/2026

🚀 FIOFANANA MARKETING DIGITAL & BUSINESS EN LIGNE

Te hampitombo ny varotrao? Te hahazo mpanjifa bebe kokoa? Sa te hanomboka orinasa an-tserasera?

👉 Ianaro ny Marketing Digital ary ampiasao ny Facebook sy ny fitaovana nomerika hampandrosoana ny asanao.

📅 01 Aogositra 2026
🕣 08:30 – 12h
📍 Villa Fandresena, Analamahintsy

đŸ’” 20 000 Ar/olona

📞 Fanazavana: 034 68 195 40
đŸ“Č Fisoratana anarana: 034 13 758 11

⚠ Voafetra ny toerana! Koa misorata anarana dieny izao. Ny fisoratana anarana dia atao mialoha.

30/06/2026
Manasa anao ho avy !! 🏃🏃🏃Fotoana hanasitranan'ny Fanahy Masina anao io.đŸ’„đŸ’„đŸ’„Alahady fanafahana 🎉✹
21/05/2026

Manasa anao ho avy !! 🏃🏃🏃

Fotoana hanasitranan'ny Fanahy Masina anao io.đŸ’„đŸ’„đŸ’„

Alahady fanafahana 🎉✹

Ny P***a dia manambara fa ny famonjena dia avy amin’ny ran’ny Zanak’ondry izay tanteraka tao amin’i Jesus Christ; manamb...
05/04/2026

Ny P***a dia manambara fa ny famonjena dia avy amin’ny ran’ny Zanak’ondry izay tanteraka tao amin’i Jesus Christ; manambara koa ny fiampitana avy amin’ny fanandevozan’ny ota ho amin’ny fahafahana amin’ny alalan’ny fanekena vaovao; ary manambara ny fandresena ny fahafatesana amin’ny alalan’ny fitsanganan’i Jesosy amin’ny maty đŸ”„đŸ“–

đŸ”„ Tsy kisendrasendra aho. Asa tanterak’Andriamanitra aho.Na inona na inona tsapanao anio dia tsarovy izao :Tsy manao fah...
27/03/2026

đŸ”„ Tsy kisendrasendra aho. Asa tanterak’Andriamanitra aho.

Na inona na inona tsapanao anio dia tsarovy izao :
Tsy manao fahadisoana Andriamanitra. Manana lanja ny fiainanao ary misy antony ny fisianao.

📖 “Midera Anao aho fa natao tamin’ny fomba mahatalanjona aho; mahagaga ny asanao.” — Salamo 139:14

✹ Mandehana amim-pahatokiana : vokatry ny eritreritra tonga lafatra avy amin’Andriamanitra ianao.

Ny Vavaka 🙏🙏🙏Voici le secret, pour que vos priĂšres soient exaucĂ©es facilement (Dr Myles munroe)‎Mes amis, Ă©coutez-moi at...
24/01/2026

Ny Vavaka 🙏🙏🙏

Voici le secret, pour que vos priÚres soient exaucées facilement (Dr Myles munroe)

‎Mes amis, Ă©coutez-moi attentivement aujourd'hui. Je ne veux pas vous parler de religion, je veux vous parler de procĂ©dure lĂ©gale. Trop d'entre vous passent des heures Ă  crier, Ă  pleurer ou Ă  rĂ©pĂ©ter des mots sans obtenir de rĂ©sultats, parce que vous ne comprenez pas ce qu'est rĂ©ellement la priĂšre.

‎La priĂšre n'est pas un acte religieux, c'est une pĂ©tition adressĂ©e Ă  un gouvernement.

‎Laissez-moi vous expliquer ce secret juridique pour que vos priĂšres soient enfin exaucĂ©es.

‎1. Le Modùle, pas la Priùre

‎ Lorsque les disciples ont demandĂ© Ă  JĂ©sus : "Seigneur, enseigne-nous Ă  prier" (Luc 11:1), il ne leur a pas donnĂ© une rĂ©citation Ă  rĂ©pĂ©ter machinalement. Il leur a donnĂ© un modĂšle. Un modĂšle, c'est comme un logiciel sur votre ordinateur : c'est une structure, une procĂ©dure. Si vous vous contentez de rĂ©citer "Notre PĂšre", vous renvoyez le formulaire vide Ă  Dieu. Il veut que vous y mettiez votre substance, vos propres informations.

‎2. Le Langage du Tribunal

‎ La Bible que vous tenez n'est pas un livre de dĂ©votion, c'est un Testament, un document juridique.

‎‱ Le TĂ©moin : Quand vous tĂ©moignez, vous ne faites pas de la religion, vous ĂȘtes Ă  la barre des tĂ©moins pour dĂ©clarer ce que la loi (la Bible) dit.

‎‱ L'Avocat : JĂ©sus savait que la loi est complexe, alors il vous a donnĂ© un Paracletus, un Conseiller juridique : le Saint-Esprit. Parfois, vous ne savez pas quoi demander, alors l'avocat prend le relais par des soupirs inexprimables (Romains 8:26).

‎‱ La CitoyennetĂ© : Un citoyen illĂ©gal n'a aucun droit. Pour pĂ©titionner, vous devez ĂȘtre citoyen du Royaume. La premiĂšre priĂšre que Dieu entend d'un Ă©tranger est celle de la repentance (Romains 10:9)

‎Rapitso ny Tohiny fa ampiharo aloha io androany !!

Tahin'Tompo 🙏

Address

Jesosy Kristy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pst Jonathan Rajerison Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share