18/04/2026
Finaritra 👋
✨Faly izahay mizara aminareo ny rakitra an-tsary ny ivombokatra fankalazana ny faha-35 Taona nijoroan’ny Sampana Taninketsa Amparibe Famonjena
✨Misaotra an’Andriamanitra ary mankasitraka ireo vahiny rehetra niaraka nidera taminay Faniah artiste Ny Tsantan'Imahamasina Zandriny Ntiz
Ho an’Andriamanitra ny Voninahitra