27/07/2026
๐ฃ Mitaiza fianakaviana voan'ny ๐๐ซ๐๐ญ๐ข๐ง๐ ๐๐ฅ๐ณ๐ก๐๐ข๐ฆ๐๐ซ na aretina toa azy ve ianao ? Natokana ho anao ity :
"๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐" (๐ง๐ "๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐") : fihaonana mahafinaritra kely natao hanamaivana ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ง๐๐ค๐๐ฏ๐ข๐๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐ญ๐๐ข๐ณ๐ ๐ฆ๐๐ซ๐๐ซ๐ฒ.
๐๐๐ญ๐ฒ : Asabotsy 01/08/2026
๐๐จ๐๐ซ๐๐ง๐ : foibenโny Fikambanana (Fenomanana Mahazoarivo)
๐๐ซ๐ : 9ora maraina hatramin'ny 12ora atoandro
๐๐๐ง๐ฃ๐จ๐ง๐ : ahafahan'ireo fianakaviana manana marary mizara ny olana mavesatra izay mianjady aminy isan'andro, ary koa ahitany namana vaovao misedra olana hitovizana.
๐ฃ๐๐๐ง๐๐ฌ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ง๐๐ค๐๐ฏ๐ข๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ซ๐๐ซ๐ฒ ๐๐ซ๐ฒ, ๐๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐๐ง๐ฃ๐๐ซ๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ข๐ณ๐๐ง๐ฒ:
โ๏ธMisorata anarana : mandefasa SMS @ 0342261202 alohan'ny 31/08/2026
โ๏ธTsy misy sarany (fa raisin'ny fikambanana antanan-droa izay mety ho fanampiana)
โ๏ธ Voafetra ny toerana - Mba hampivelatra tsara ny dinika sy ny fifanakalozana dia iangaviana mba izay tena mitaiza ๐ง๐ฒ ๐ก๐๐ฏ๐๐ง๐ฒ ๐ฆ๐๐ซ๐๐ซ๐ฒ amin'ny andavanandrom-piainany no misoratra anarana.
Zarazarao ๐
"๐๐ข๐๐ซ๐๐ค๐ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐๐๐ง๐๐ซ๐ฒ, ๐ฆ๐ข๐ญ๐ฌ๐๐๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐๐ฆ๐จ๐ฒ ๐๐จ"
โ๏ธ0342261202 - 0344567369
๐จ[email protected]
๐ www.madagascar-alzheimer.mg