mTOMADY

Website Contact the organization

mTOMADY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from mTOMADY, Community Service, Lot II A 118 Soavimbahoaka, Antananarivo.

Entreprise sociale - Conçoit et implémente des programmes et des technologies pour réduire les barrières financières d'accès aux soins - comme le portefeuille santé mobile "Poketran'ny Reny tomady" et la plateforme de gestion des financements de la santé.

12/10/2026

Tsy fady, tsy mahamenatra, fa FAHADIOVANA sy FAHASALAMANA! 🌸🩸

Video iarahana amin'ny Amaze Africa , Amaze Parents Africa 👋✨

Ry tanora zazavavy :
Mbola misy ve aminareo no mampiasa lamba tonta, na zavatra tsy madio rehefa tonga fotoana? Na menatra hividy sy hiresaka momba ny serviette hygiénique?

🛑 Ajanony amin'izay ny henatra tsy amin'ny toerany!

Ny fampiasana serviette hygiénique madio sy ara-dalàna dia:
1️⃣ Miaro amin'ny aretina: Misoroka ny fihanaky ny mikraoba, ny "infection", sy ny fofona tsy mahafinaritra.
2️⃣ Manome fahasalamana sy fiadanana (confort) : Mahazo aina tsara ianao mandeha mianatra, manao sport, na mivoaka miaraka amin'ny namana.
3️⃣ Manome fahatokisan-tena (confiance en soi): Tsy misy tahotra ny ho "voaloto" ny akanjo!

💡 Tadidio foana ireto fitsipika kely ireto:

- Ovao isaky ny 4 hatramin'ny 6 ora ny serviette hygiénique (na dia tsy feno be aza!).

- Sasao tsara amin'ny rano madio sy savony ny tanana aloha sy aorian'ny fanoloana azy.

- Ario amin'ny toerana ara-dalàna (afeno ao anaty taratasy na sachet alohan'ny hanariana azy amin'ny poubelle).

👉 Ho an'ny zatovo lahy:
Andao hatsahatra ny fanesoana na fihomehezana ireo tovovavy rehefa tonga fotoana izy ireo. Ny fadimbolana dia voajanahary manaporofo fa salama sy mitombo ny vatana!

💬 Partageo amin'ny namanao mba handravana ny fady sy hanentanana ny rehetra!

Ny ekipan'ny mTOMADY rehetra  , dia miombon'alahelo amin 'ny ekipan'ny ASOS Madagascar , noho ny namoizan'i Dr Jean Clau...
19/09/2026

Ny ekipan'ny mTOMADY rehetra , dia miombon'alahelo amin 'ny ekipan'ny ASOS Madagascar , noho ny namoizan'i Dr Jean Claude ny zanany vavy.

Mahereza indrindra tompoko ,

17/09/2026

🔥 RY TANORA, FANTATRAO VE NY VIH?

VIH… teny henontsika matetika, fa tena fantatsika ve ny dikan’izany ? 👀

Aza mino tsaho. Aza menatra manontany. Ny fahalalana no fiarovana voalohany. 🧠❤️

🎧 Henoy ity vidéo ity mba hahafantaranao:
👉 Inona marina ny VIH?
👉 Ahoana no fifindrany?
👉 Ahoana no hiarovantsika tena?

Ary raha hitanao fa mahasoa dia PARTAGEO amin’ny namanao! 📲
Mety ho ianao no hampita fahalalana izay hanampy olona iray handray fanapahan-kevitra tsara.

❤️ Mahafantatra = Miaro tena.
Mahalala = Tsy manavakavaka.

Ry tanora, andao hifampizara fahalalana fa tsy tsaho! 🔥

Remerciements à Amaze Parents Africa Amaze Africa pour ces outils.

15/09/2026

🔥 SAMY HAFA ISIKA... NY MAHA SAMY HAFA ANTSIKA DIA TOMBONY 🔥

👉 Tsy voatery hitovy amin’ny hafa ianao vao ho sarobidy.
👉 Tsy voatery hanaraka ny ataon’ny namanao ianao vao ho eken’izy ireo.
👉 Ary indrindra, aza avela hanery anao hanao zavatra tsy vonona ianao.😎

💡 Ny maha-samy hafa anao = FORCE-nao.

Amin’ny resaka vatana, fitiavana, firaisana ara-nofo ary safidy momba ny hoavy…
👉 Ianao no tompon’ny safidinao.
👉 Fantaro ny vatanao.
👉 Hajao ny tenanao.
👉 Hajao koa ny safidin’ny hafa.

❤️ Aza manaraka “pression”. Manàna ny safidinao.

🙌 Raha resy lahatra ianao hanampy ny tanora tsy ahatonga azy hifaninana hitovy amin'ny hafa , dia zarao ity vidéo ity 🫶 🫶 🫶

Remerciements Amaze Parents Africa et Amaze Africa pour ces outils

14/09/2026

🎧 Ry tanora, manomboka rahampitso , dia handefa vidéos eto izahay !👂🏾🔥

Misy hafatra manan-danja ho anao
Momba ny fahasalamana, ny safidy ary ny hoavinao — ka mendrika hohenoina. 💬

👉 Henoy hatramin’ny farany.
👉 Saintsaino izay renao.
👉 Ary raha hitanao fa mahasoa, PARTAGEO amin’ny namanao! 📲❤️

Indraindray, teny iray henontsika androany no mety hanova fanapahan-kevitra rahampitso.

🗣️ Aza tazonina ho anao irery ny fahalalana. Zarao!

Salama daholo 👋Ho fanatsarana sy fanampiana ny tanora amin'ny fahasalamana ara-pananahana, dia hisy andian-tsary (vidéos...
07/09/2026

Salama daholo 👋

Ho fanatsarana sy fanampiana ny tanora amin'ny fahasalamana ara-pananahana, dia hisy andian-tsary (vidéos) vaovao ho zarainay eto amin'ny pejy ! 🎥💡

Ireo fitaovana ireto dia hitondra :
🔹 Torohevitra mahasoa
🔹 Fahafahana mandray fanapahan-kevitra tsara
🔹 Fitarihana ho amin'ny ho avy mamiratra 🌟

📍 Mampiavaka azy : Natao amin'ny fiteny Betsimisaraka ireto vidéos ireto mba hanomezana tombony manokana ny any amin'ny faritra 😊

🙏 Fisaorana lehibe :
Misaotra manokana ny mpiara-miasa Amaze Africa sy Amaze Parents Africa tamin'ny fampindramana sy fanomezana ireto fitaovana ireto.

👇 Manasa antsika rehetra :
Hijery, hihaino, ary hizara (partager) mba hahasoa ny maro !

🤝 Visite de courtoisie et échanges stratégiques avec le Secrétaire Général du Ministère de la Santé Publique 🚀🇲🇬📍 La dir...
21/08/2026

🤝 Visite de courtoisie et échanges stratégiques avec le Secrétaire Général du Ministère de la Santé Publique 🚀🇲🇬

📍 La directrice pays de mTOMADY Dr RABESOA Joëlle, a eu l'honneur de visiter Dr Ephraïm Stéphanson Randrianambinina

Au cœur des discussions :
🔹 La présentation de nos activités et de notre engagement pour la santé à Madagascar.

🔹 Les axes prioritaires dans le cadre de la digitalisation

Un grand merci au Ministère pour sa confiance et cette belle dynamique de collaboration !

💡

Pour vous souhaiter — à vous, à votre famille, à vos enfants —une fête lumineuse et apaisée. 🕊️ 🕊️ 🕊️ 15 Août 2026
15/08/2026

Pour vous souhaiter — à vous, à votre famille, à vos enfants —
une fête lumineuse et apaisée. 🕊️ 🕊️ 🕊️

15 Août 2026

🌍 12 août | Journée internationale de la jeunesse 👌 Au sein de mTOMADY, les 12 Jeunes Pairs Éducateurs, déployés en mili...
12/08/2026

🌍 12 août | Journée internationale de la jeunesse

👌 Au sein de mTOMADY, les 12 Jeunes Pairs Éducateurs, déployés en milieu urbain comme rural, ont assuré un accompagnement de proximité auprès des jeunes de leurs zones d'intervention respectives.

👉 Cette mobilisation a permis de
- sensibiliser environ 1 842 jeunes et adolescents,
- référer 173 jeunes femmes enceintes vers les centres de santé.

Ces résultats confirment la nécessité de poursuivre et de renforcer les activités de sensibilisation à la prévention des grossesses précoces, afin de consolider les acquis obtenus et d'étendre cet accompagnement à un plus grand nombre de jeunes.

👉 Grâce aux vidéos d'Amaze International , nos séances de projection communautaires prennent vie ! Dans les fokontany, p...
04/08/2026

👉 Grâce aux vidéos d'Amaze International , nos séances de projection communautaires prennent vie ! Dans les fokontany, petits , ados , jeunes et grands se rassemblent pour regarder, écouter... et surtout échanger.
👌 Les moments de questions-réponses qui suivent chaque projection sont particulièrement animés : les jeunes osent poser leurs questions, les adultes s'impliquent, et le dialogue s'installe autour de sujets essentiels — santé se****le et reproductive, prévention des IST/VIH, grossesses précoces.

✅ Ces vidéos, à la fois accessibles et engageantes, nous permettent de toucher toute la famille et de créer un espace de discussion ouvert, loin des tabous.

👋 Un grand merci à Amaze International pour ce contenu précieux, qui contribue chaque jour à faire bouger les lignes dans nos communautés ! 🙏

Address

Lot II A 118 Soavimbahoaka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when mTOMADY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to mTOMADY:

Shortcuts

Share