24/09/2026
Lioka 6 : 12. ✨
Ary tamin'izany andro izany dia lasa nankany an-tendrombohitra Jesoa mba hivavaka; ary naharitra nivavaka tamin'Andriamanitra nandritra ny alina Izy.
✝Fotoana indray iaraha-tsika mivavaka Rahampitso ao anatin'ity Alim-bavaka ity🙏
Fotoana indray handraisan-tsika Zavatra avy amin'ANDRIAMANITRA.❤
☑koa asaiana manokana ianao rahampitso 25 Septembre 2026 @ 9h00 ora alina.
📍Toerana : ITAOSY DALLE.
NB : efa misy sakafo eny an-toerana.
Manantena hihaona aminao.
Info : 0348305714