23/07/2026
๐๐๐๐๐ญ๐๐ก๐ ๐๐๐ ๐ฃ๐๐๐๐ก๐ง๐๐ฅ๐๐ก๐
Noho ny didim-panjakana izay nivoaka omaly mikasika ny tsy fahazoana manao fety sy ny fikarakarana hetsika, dia nahemotra ny DATY hanatanterahana ny ๐ ๐ฒ๐ด๐ฎ ๐ญ๐จ๐ ๐๐ ๐ฎ izay tokony atao tao anatin'ilay ๐ฟ๐ฎ๐ฃ๐๐ข๐๐ ๐๐๐๐๐จ+ ๐ง๐ฐ๐ณ ๐๐ฐ๐ฎ๐ฎ๐ถ๐ฏ๐ช๐ต๐บ tao @ ๐๐ฆ๐ฃ๐๐๐ก๐๐๐ ๐ฃ๐ฏ - ๐๐๐ฅ๐๐ Mahamasina ny ๐ฎ๐ฐ - ๐ฎ๐ฑ ๐๐ข๐๐๐ฌ ho avy izao.
Eto dia ialana tsiny indrindra ho an'ny rehetra ny mety fanelingelenana sy fanohitohinana aterak'izany zava-misy eto amin'ny firenena izany.
Ho lazaina tsy ho ela eto ny fandaminana vaovao mikasika ity hetsika ity. Mirary soa antsika rehetra.