07/09/2025
📣📣📣 opportunité ho an'ny tanora 📣📣📣
"Portes ouvertes et d’orientation" karakarain’ny Faculté EGS - Economie, Gestion, Sociologie, Univ. Antananarivo amin'ny Zoma 12 sy Sabotsy 13 Septambra 2025, samy manomboka amin'ny 8h30 hatramin’ny 16h30, ety amin’ny Campus Ambohitsaina ANKATSO (Parking manoloana ny Faculté EGS, ao amin’ny GRAND-AMPHI, Amphi 50 G, Amphi B, ...).
Hisy Trano heva sy Famelabelaran-kevitra isan-karazany ahafahan’ireo MANIRY HANOHY FIANARANA sy ireo izay EFA MPIANATRA ato amin’ny Faculté EGS mandrato vaovao, misitraka tranga fanararaotra, maka hevitra sns.
▶️ Eo ireo Zana-tsehatra (Mention) izay haneho ireo fianarana (Economie, Gestion, Sociologie, Travail Social) sy ny dingana lalovana ato amin’ny Faculté EGS, mifandrimbona miaraka amin’ireo Fikambanan’ny Mpianatra sy ireo Clubs samihafa ao aminy.
▶️ Ho avy amin’io koa ireo avy amin'ny sehatra miankina sy tsy miankina amin’ny Fanjakana hiresaka momba ny asa miandry, ny fianarana sy fahaizana takiana, ny momba ny fizaran’asa ao aminy, hampiseho tolotra sy vokatra sns:
- 𝐅𝐀𝐃𝐈𝐍𝐓𝐒𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘 (DGD - Direction Générale des Douanes)
- Direction Générale des Impôts Madagascar (DGI)
- Direction Générale - Trésor Public Malagasy (DGT)
- Banky Foiben'i Madagasikara
- Imperial Brands Madagascar
- Ymagoo
- Paositra Malagasy
- PAMF Madagascar
- Assurance Ny Havana
- Groupe Basan
- Le JE - Le Journal des Etudiants
- UNICEF Madagascar
- AUF-Madagascar
- CNaPS Madagascar
- MFT - MG
Eo koa ny fampisehoana :
Zoma 12 Septambra
➡️ 8ora 30 maraina maraina
Ceis
DJ Natoo
➡️ 3ora 30 tolakandro
REVY MAHALEO (Dama, Maharo )
Animation tontolo andro: Florent pagny
Sabotsy 12 Septambra
➡️ 8ora 30 maraina maraina
Mirado
➡️ 12ora
Rija Ramanantoanina
➡️ 3ora 30 tolakandro
Reko Band
Araho hatrany ny pejy amin’ny Fandaharam-potoana mikasika ny Famelabelaran-kevitra