13/10/2026
Vaovao milay be ho anao 🫵🏼
Mitohy hatrany ny fianarantsika an'ny 4 piliers de la vie chrétienne 4️⃣
Koa amin'ny 24 Octobre isika mianatra ny atao oe "Communion Fraternelle" 🤝
Ataotsika sous-forme ana sortie ilay izy fa ireto avy ny info tsara ho fantatra:
🏠 Sekema, Ambohidratrimo
⏰ Départ 7h30 ▶️ Astauria, Antanimena
⏰ Arrivée 16h30 ▶️ Astauria, Antanimena
💰 PAF: 12K, afaka atao Mvola (034 46 911 97: Vohanginirina) mba asiana frais fotsiny azafady 🙏🏼
🍽️ Samy mitondra sakafo 🚨
🎽 Aza adino ny tenue de sport, satroka, rano.
🤣 Ary farany fa tsy kely indrindra, ny tsikitsiky aza adino 🤣
Na @ io fotoana io ary ianao vo hiaraka aminay de tsy maninona mihitsy fa ianao mihitsy ary ilay tianay ho avy 😉
Tongava ato @ mp ary misoratra anarana ✍🏼
🚨🚨🚨Amin'ny 21 Octobre 13H ny fara fisoratana anarana 🚨🚨🚨
Afaka manontany ato @ mp ihany koa raha mila fanazavana fanampiny 🤗