YESS Girls Movement-Mpanazava Eto Madagasikara

Website

YESS Girls Movement-Mpanazava Eto Madagasikara To share with you the Youth Exchange Program with the World Association of GirlGuides and Girl Scouts including the Mpanazava Eto Madagasikara! Stay tuned!

The WAGGGS program "YESS Girls Movement" is part of the youth exchange program "FK Youth program" funded by FK Norway which is now called Norec (Norwegian Agency for Exchange Cooperation). YESS stand for Youth Exchange Suth to South. This is a project of exchange for young girls of each member organization of the Association of Guides and Girl Scouts, selected for the program. The Skotisma Zazavavy Malagasy, including the Mpanazava Eto Madagasikara, is one of those organizations that participate in the program 2016. The girls-participants work for the host country, with the objective to participate in the expected results during the exchange project.

14/10/2026

🥳🥳Ny Sabotsy lasa teo, dia niara-nankalaza ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Ankizivavy tao amin’ny Kianjan’ny Barea Mahamasina izahay. ❣️
Ho fanatanterahana ny lohahevitra tamin’ity taona ity, izay mifantoka amin’ny fampitsaharana ny fanambadiana aloha loatra sy ny fanamafisana ny fanoloran-tena amin'ny fiarovana ny zon’ny ankizivavy.
🤩🤩
Nanatanteraka hetsika isan-karazany izahay ho fampiroboroboana ny fanomezana hery ny ankizivavy tamin’ny alalan’ny hetsika STEM, ny fampiatiana sy fampandraisana anjara feno ireo olona manana fahasembanana amin’ny fandrenesana, ny fanentanana momba ny fahasalamana ara-pananahana amin’ny alalan’ny Red Pride, ary ny fanabeazana momba ny fahasalamana ara-nofo sy ara-pananahana niaraka tamin’ireo tovovavy mpandray anjara amin’ny fandaharanasa YESS.🥰
.......................................................

Last Saturday, we celebrated the International Day of the Girl at Barea Stadium, Mahamasina, alongside the Girl Guides of our organization. 💚💜

Under this year’s theme of ending child marriage and strengthening commitment to girls’ rights,🔥🥳

Through our Back to My Roots initiatives, we promoted girls’ empowerment through STEM activities, inclusive learning with deaf participants, menstrual health awareness through Red Pride, and sexual and reproductive health education🥳🥳

The YESS Girls' Movement
Africa Region Asia Pacific Region Wagggs
World Association of Girl Guides and Girl Scouts
Norec

07/10/2026

Andro iraisam-pirenena ho an’ny ankizy vavy fa tongava daholo ❤️

CALL for planning team 📣
02/10/2026

CALL for planning team 📣

PLANNING TEAM - Journée Internationale des Petites Filles.💃🏽

📣Allo allo!!!
Te hitombo sy hianatra zava-baovao amina fikarakarana hetsika nasioaly vé ise?✨

Antso hoan'ise ity,ndao hiara-hisalahy,ho tan-tsoroka ary hanampy amin'ny fanatontosana ny fankalazana ny Andro maneran-tany hoan'ny ankizivavy.

Manasa an'ise ary hanoratra anarana ato amin'ity rohy ity
https://forms.gle/kV9ih9mknJKPgDmj7

Mankasitraka !

NATIONAL YOUTH CAMP 2026🔈🗣️Tontosa soa aman-tsara ny National Youth Camp 2026 izay notanterahina ny Sabotsy lasa teo tao...
28/09/2026

NATIONAL YOUTH CAMP 2026
🔈🗣️Tontosa soa aman-tsara ny National Youth Camp 2026 izay notanterahina ny Sabotsy lasa teo tao Ankaninjazavavy, Behoririka. ⭐✨

❣️Fotoana iray nahafahan’ireo tanora nahafantatra bebe kokoa ny tenany ary niomana bebe kokoa amin’ny ho avy.🥳

Nifantoka ihany koa tamin’ny fiomanana amin’ny tontolon’ny asa ny fotoana, ka nianarana ny fomba fanoratana CV sy Lettre de Motivation ary ny fomba fiomanana amin'ny entretien.📝

✨Nisy ihany koa ny fotoana manokana nizarana mahakasika ny YESS Girls Movement reo traikefa azo nandritra izany, ary ny lesona azo ampiharina eo amin’ny fiainan’ny tanora.🫡🥳

Fotoana feno fianarana, fifampizarana ary fananganana fahatokisan-tena.🤩🔥

Mianatra · Mitombo · Mizara · Mitarika.......

🔈🗣️The National Youth Camp 2026 was successfully held last Saturday at Ankanin-jazavavy, Behoririka.⭐✨

❣️It was a meaningful opportunity for young people to better understand themselves and prepare for their future.🥳

The camp also focused on career preparation where participants learned how to write a CV and cover letteras well as how to prepare for a job interview📝

✨A special session was also dedicated to introducing the YESS Girls Movement, explaining what YESS is, its purpose, and the opportunities it offers to young people.🫡🥳

A meaningful time filled with learning, sharing, and building self-confidence. 🤩🔥

Learn · Grow · Share · Lead

The YESS Girls' Movement
Africa Region Asia Pacific Region Wagggs
World Association of Girl Guides and Girl Scouts
Norec

22/09/2026

Countdown J-4
5️⃣🧮 Efatra andro Sisa dia Tonga ny National Youth Camp 2026!
🤗👉🏾👉🏾Aza hadino ny manoratra anarana ao amin'ny Rohy Etsy ambany.
https://forms.gle/N6L9NFsZ9cd7WXGi7 ⏳⏲️hatramin'ny alarobia 23 Septambra amin'ny 12 atoandro
👉🏾👉🏾Ento ny saram-pisoratana anarana 1000 ariary
🗓️Daty: 26 sept 2026
⏱️Ora: 8 maraina-1 tolakandro
📍Toerana: Akaninjazavavy Behoririka

"Tongava fa hahay zavatra betsaka Ise"




HERINANDRO monja SISA! 🔥Tandremo faharoa Tsy ho ela intsony dia tonga ny National Youth Camp 2026! 🥳Mino izahay fa efa n...
18/09/2026

HERINANDRO monja SISA! 🔥
Tandremo faharoa
Tsy ho ela intsony dia tonga ny National Youth Camp 2026! 🥳
Mino izahay fa efa nofandrihan’ise ao anaty Diary ny daty! ✨

🗓️ 26 Septambra 2026
8 ora maraina - 1 ora tolakandro
📍 Akanin-jazavavy Behoririka
Zavatra entina:
Saram-pisoratana anarana 1000 ariary
Dress code: Fanamiana ara-dalàna

🎯 Inona avy no miandry an’ise?
✨ Développement Personnel
💛 Estime de Soi
🚀 Plan de Carrière
🌍 YESS 2027

👉 Aza miandry ela! Manasa an’ise hanoratra anarana amin’ny alalan’ny rohy etsy ambany hatramin'ny alarobia 23 Septambra 2026 amin'ny 12 ora atoandro 🤩
https://forms.gle/N6L9NFsZ9cd7WXGi7

The YESS Girls' Movement
Africa Region Asia Pacific Region Wagggs
World Association of Girl Guides and Girl Scouts
Norec

🇲🇬 ARE YOU READY???? 🤗 OOOOO YESSSSSS💪🏾Mbola vonona izy 5 mirahavavy hizara sy hampihatra ny fahalalana ary ny fahaiza-m...
17/09/2026

🇲🇬 ARE YOU READY???? 🤗 OOOOO YESSSSSS
💪🏾Mbola vonona izy 5 mirahavavy hizara sy hampihatra ny fahalalana ary ny fahaiza-manao azony nandritra ny fifanakalozana iraisampirenena izay natrehiny.

🤝Fihaonana voalohany taorian'ny fifanakalozana YESS omaly, 16 Septambra, no notanterahina ny teo amin'ny YESS BUS sy ireo YESS Mpandray anjara 2026, taorian'ny fifanakalozana.

⏱️🥰Fotoana iray nifampizarana traikefa, ary nanaovana tatitra fohy momba ny fifanakalozana izay notanterahin'izy ireo, ny zava-bita nandritra izany, ary fandaminana ny lamin'asa miandry azy ireo taorian'ny Fifanakalozana.

🇺🇸ARE YOU READY???? OOOOO YESSSSSS
💪🏾The five YESS participants are still ready to share and put into practice the knowledge and skills they gained during their international exchange.

Yesterday, September 16, the first meeting after the YESS exchange was held between the YESS BUS and the 2026 YESS Participants.

⏱️🥰It was a time to share experiences, give a brief report on their exchange, highlight what they achieved during the program, and plan the activities that await them after the exchange.
The YESS Girls' Movement
Africa Region Asia Pacific Region Wagggs
World Association of Girl Guides and Girl Scouts
Norec

🎶🎶Tonga an'izany tanana r'se aho, Tongasoa aho, Misaotra an'Andriamanitra aaaa🎶🎶Tongasoa Ekipa Mpanazava YESS 2026🎊Tante...
17/09/2026

🎶🎶Tonga an'izany tanana r'se aho, Tongasoa aho, Misaotra an'Andriamanitra aaaa🎶🎶

Tongasoa Ekipa Mpanazava YESS 2026🎊
Tanteraka omaly ny fankalazana sy fisaorana an’Andriamanitra noho ny vokatra tsara nentin’ireo mpandray anjara YESS sy ny fiverenan’izy ireo.

Fiderana sy hafaliana no nanehoana izany vokatra nahafa-po tokoa izany❤️.

Ankasitrahana indrindra ny Komity lehibe, ny Filoha Nasionaly sy ny ekipany, ny ekipam-paritany, ny pair Ary ny Ray amandreny noho ny fanotronan'izy ireo.

🇺🇸Yesterday, we celebrated and gave thanks to God for the great results brought by the YESS participants and their safe return. 🙏🏾✨

❤️We expressed our joy and gratitude through praise and celebration for such a fulfilling outcome.

🙏🏾Special thanks to the National Chair, the Chief commissioner and and her team, the Regional commissioner, the peers, and the parents for being present and supporting us.









The YESS Girls' Movement
Africa Region Asia Pacific Region Wagggs
World Association of Girl Guides and Girl Scouts
Norec

📢📢 Tandremo voalohanyHo avy tsy ho ela: National Youth Camp 2026Alamino dieny izao ny programan'ise 🗓️26 Septambra 2026T...
11/09/2026

📢📢 Tandremo voalohany

Ho avy tsy ho ela: National Youth Camp 2026
Alamino dieny izao ny programan'ise

🗓️26 Septambra 2026

Toerana:......

Araho tsy tapaka ary ny pejy!

🔸️ Développement personnel
🔸️ Estime de soi
🔸️ plan de carrière
🔸️ YESS 2027..................

📢📢 Heads up!
Coming soon: National Youth Camp 2026
Organize your schedule starting now!

🗓️ September 26, 2026
Location: ......
Keep following the page for updates!

🔸 Personal Development
🔸 Self-Esteem
🔸 Career Planning
🔸 YESS 2027...

Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika fa tontosa soa aman-tsara ny fifanakalozana iraisam-pirenena nandritra ny enim-bo...
09/09/2026

Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika fa tontosa soa aman-tsara ny fifanakalozana iraisam-pirenena nandritra ny enim-bolana, izay nahafahan’ny mpandray anjara dimy nisolo tena my Mpanazava Eto Madagasikara tany ivelany 🇲🇬.
Etoana dia mankasitraka indrindra ny Komity Lehibe, ny Foibe Mpanazava, ny Komitim-paritany sy ny ekipam-paritany, ny fivondronana, ny ray aman-dreny, ny vady aman-janaka, ary indrindra ireo mpanohana rehetra tsy ankanavaka 🎇.
Nahazo ny Julia Mwashi Achievement Award ny Mpanazava Eto Madagasikara! ❣️
Namiratra ihany koa ireo mpandray anjara rehetra avy amin'ny Mpanazava Eto Madagasikara nandritra ity fifanakalozana ity.
................

We thank Almighty God for the successful completion of the six-month international exchange, which gave five participants the opportunity to represent Mpanazava Eto Madagasikara abroad 🇲🇬.
We would like to express our sincere appreciation to the National Committee, Mpanazava Board members, the Regional Committees and teams, the local groups, parents, spouses and families, and especially to all our supporters without exception🎇
Mpanazava Eto Madagasikara received the Julia Mwashi Achievement Award! ❣️
All the participants from Mpanazava Eto Madagasikara also shone throughout this exchange and made us proud.




The YESS Girls' Movement
Africa Region Asia Pacific Region Wagggs
World Association of Girl Guides and Girl Scouts
Norec

Address

Alarobia
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when YESS Girls Movement-Mpanazava Eto Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share