SLKM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy

SLKM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy SLKM Officiel

SLKM à FPVM FAMONJENA FITSOFAN-DRANO ANOSINJANAMAKAANTSAMPANDRANO
20/07/2026

SLKM à FPVM FAMONJENA FITSOFAN-DRANO ANOSINJANAMAKA
ANTSAMPANDRANO

Tompo ô! Inty re aho eee...Andranomaso miantoraka Aminao.Ny tombonandroko Jesosy,Dia entiko manao ny asanao anie izany.....
18/07/2026

Tompo ô! Inty re aho eee...
Andranomaso miantoraka Aminao.
Ny tombonandroko Jesosy,
Dia entiko manao ny asanao anie izany...

Tapakevitra aho hanainga Hitety vohitra sy sahy,Hanao ny anjara fanompoana Izay efa niantsoanao ahy,Hitoriteny sy hampah...
18/07/2026

Tapakevitra aho hanainga
Hitety vohitra sy sahy,
Hanao ny anjara fanompoana
Izay efa niantsoanao ahy,
Hitoriteny sy hampahery
Hampiditra ho ao ambala,
Hampody indray ireo ondry very
Sy ireo izay mbola tsy mahalala...
"Tapakevitra SLKM"

Tongava maro eee...!
18/07/2026

Tongava maro eee...!

Mba hoany amin'iza moa izahayFa Ianao no tokinay,Ianao no mpitantana ny diaArovy izahay mba tsy hania,Ampaherezo, ampahe...
11/07/2026

Mba hoany amin'iza moa izahay
Fa Ianao no tokinay,
Ianao no mpitantana ny dia
Arovy izahay mba tsy hania,
Ampaherezo, ampaherezo izahay...
"AMPAHEREZO SLKM"

SLKM sy STK FJKM tao Ikianja AMBOHIMANGAKELY. Fideràna sy aimpanahy no nanamarika ny seho amin'ny maha Iray ihany ao ami...
05/07/2026

SLKM sy STK FJKM tao Ikianja AMBOHIMANGAKELY.
Fideràna sy aimpanahy no nanamarika ny seho amin'ny maha Iray ihany ao amin'i Kristy Jesosy...

Amboary Jesosy ny fokoAmboary fa mbola maloto,Amboary Jesosy rantsano ahitsioFa hiova aho manomboka anio..."Amboary ny F...
04/07/2026

Amboary Jesosy ny foko
Amboary fa mbola maloto,
Amboary Jesosy rantsano ahitsio
Fa hiova aho manomboka anio...
"Amboary ny Foko SLKM"

"...Ka dia ory sy malahelo aza ianao dia mihevitra anao Aho satria malala eo imasoko ianao,Tsy handao na hahafoy anao mi...
22/06/2026

"...Ka dia ory sy malahelo aza ianao dia mihevitra anao Aho satria malala eo imasoko ianao,
Tsy handao na hahafoy anao mihitsy Aho hoy Jehovah fa tiako ianao, tena tiako ianao."
Aza Mamoifo SLKM

Tsy misy vidim-pidirana hono😯☺️ aiza indray no ahita an'izany: Eny  Ikianja Fiderana AMBOHIMANGAKELY  05 Jolay 2026 @ 02...
21/06/2026

Tsy misy vidim-pidirana hono😯☺️ aiza indray no ahita an'izany: Eny Ikianja Fiderana AMBOHIMANGAKELY 05 Jolay 2026 @ 02ora sy 30min tolakandro
Andao hanandratra Azy!...✨💫
FANEKENA/AREHETO NY JIRO/AMBOARY NY FOKO sy ireo hira maro hafa koa...
Tsara Jesosy! Amen!

Toerana:  FPVM Tsarahonenana Fiombonana Andraisoro.Mpikarakara: Promotion Feon'Andriamanitra.Ireo tonga nasaina: SLKM sy...
20/06/2026

Toerana: FPVM Tsarahonenana Fiombonana Andraisoro.
Mpikarakara: Promotion Feon'Andriamanitra.
Ireo tonga nasaina: SLKM sy ireo tarika maro hafa ary ireo vahoakan'Andriamanitra.
Antony:Ezaka tafika Masina sy Vavaka, hira, fideràna ary hetsika isan-karazany ho fampandrosoana ny asan'Andriamanitra...

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SLKM Anjarasoa Lapan'ny Ray Itaosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share