Jeunes Unis Pour Aider

Jeunes Unis Pour Aider Tanora manampy ny hafa🫂🫶🏻


« Seul on va plus vite , ensemble on va plus loin »🫱🏻‍🫲🏽🇲🇬

🌟 APPEL À TOUS LES JEUNES 🌟TE HITONDRA FANOVANA VE IANAO?Rejoignez-nous!GROUPE JEUNE : UNIS POUR AIDER 🤝Tsy mila manambo...
16/07/2026

🌟 APPEL À TOUS LES JEUNES 🌟

TE HITONDRA FANOVANA VE IANAO?

Rejoignez-nous!
GROUPE JEUNE : UNIS POUR AIDER 🤝
Tsy mila manambola be fa ny fitiavanao manampy olona no zavadehibe❤️

Iza no afaka hiditra?
- Tanora liana amin'ny fanampiana ny hafa
- Manana fo be fitiavana sy vonona hanampy ny hafa
- 16 ans - 30 ans

Inona no ataontsika?
✅ Fanampiana ireo sahirana
✅ Asa sosialy sy mpanazava
✅ Fifampizarana, fifankatiavana, fianarana

Manasa anao iditra afatra miafina na mp raha te ahazo fanazavana be be kokoa ianao na ihany koa te iditra membre Jeune Unis pour aider🫶🏻

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeunes Unis Pour Aider posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share