Tâches d'huile - L'asso

Tâches d'huile - L'asso Association à but non lucratif basée à Madagascar.

Tâches d'huile s'engage pour la jeunesse et l'accessibilité du sport pour tous, comme vecteur d'inclusion et d'épanouissement.

27/06/2026

Tsy moramora ny mikarakara.

Fa dia tontosa soa aman-tsara ilay hetsika 'Ndao Hilalao 2026 teo, ary mankasitraka feno ny mpandray anjara rehetra, ny nitsidika, ny sponsors sy partenaires isan-karazany, ary ny moikalbana rehetra ny Asso Tâches d'Huile... Ianareo nalana rehetra iany koa.

Amin'ny manaraka indray oh !

Araho hatrany ny pejy fa mbolaaro ny hetsika hiarahantsika amin'ity taona 2026 ity. 😉

09/06/2026

Dia manasa anareo ho tonga maro tompoko amin'io andro io 🥰

🎉🎊 MANOLOTRA HO ANTSIKA – “NDAO ISIKA HILALAO” 🎊🎉Mitady toerana ahafahan’ny ankizy, tanora ary olon-dehibe mifaly sy mia...
27/05/2026

🎉🎊 MANOLOTRA HO ANTSIKA – “NDAO ISIKA HILALAO” 🎊🎉

Mitady toerana ahafahan’ny ankizy, tanora ary olon-dehibe mifaly sy miara-mientana ve ianao?
Ity no fotoana tsy tokony ho disoinao! ⚽🏃‍♂️🎯

📢 Tongava maro amin’ilay hetsika lehibe feno: ✅ Kilalao sy fanatanjahantena isan-karazany
✅ Fifaliana sy fihomehezana
✅ Fampiraisana sy fifankatiavana
✅ Fanabeazana sy fiaraha-mientana

👧🧒👨‍🎓👩‍🏫👨‍👩‍👧‍👦
MISOKATRA HO AN’NY REHETRA :

Ankizy

Tanora

Olon-dehibe

Sekoly

Association

Groupe de jeunes

Fikambanana sy namana rehetra

🏫 Antso manokana ho an’ireo sekoly sy établissement scolaire :
Ento ny mpianatrareo hiaina andro iray feno fahafinaretana, firaisankina ary fanatanjahantena miaraka amin’ny hafa!

🤝 Na tonga irery ianao na miaraka amin’ny groupe dia raisina am-pifaliana avokoa!

📅 Alarobia 24 Jona 2026
🕗 Manomboka amin’ny 8 ora maraina
📍 Kianja ANS Ampefiloha

✨ “Andao hiara-hilalao, hiara-hifaly ary hanangana firaisankina!” ✨

🔥 Aza tara fa toerana iray, andro iray, fahatsiarovana tsy hay hadinoina!

Address

Cité Des 67 Ha N. O
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tâches d'huile - L'asso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share