08/07/2026
FETIN'NY MAMIFARA 2026 🥳💗
Nanamarika ny fankalazana ny fijoroan'ireo mpianatra ambaratonga ambony avy amin'ny District Faratsiho ny réception lehibe izay notanterahina, ka nahitana ny fandraisan'anjaran'ireo Commune miisa 9.
Anisan'ireo nanatrika izany isika Commune Antsampanimahazo...Ka ireto ary ny sarin'ireo mpianatra sy tanora avy ao amin'ny Commune Antsampanimahazo izay nanatrika sy nandray anjara tamin'izany fankalazana izany 😻✨
Mankasitraka sy miarahaba anareo rehetra noho ny fahavitrihana sy ny fahatongavana. Mirary fahombiazana hatrany amin'ny fianarana sy ny hoavy mamirapiratra ho anareo 💗