11/12/2025
Tsy ekena intsony ny tranga tohizao.
Ndeha isika tsirairay isambatan’olona iady sy itolona hitondra fiovana eto amin’ny firenena hampitsahatra ny herisetra sy heloka bevava mianjady amin’ny akizy sy ny tanora eto Madagasikara.